Ny finoan'ny biby (Ny alika)
1. endriny
(
24/02/2015 05:14)
Ny alika dia mino fa ny olona sasany dia Atra, ary ny olona sasany dia Demony...
Ny alika mino fa ny olona dia Atra dia ireo alika tonga dia mantona olona. NY alika mino fa ny olona dia demony dia ireo alika tonga milefa raha vao mahita olona.
Indray andro dia nisy fivoriana iraisam-pirenena nataon'ny alika mikasika an'Atra sy ny Demony. Ka hoy ny alika avy any Eraopa sy Amerika hoe: " Ny olona dia Atra, satrai izy no miahy anay, manome sakafo anay, mitsabo anay raha marary izahay, ary mamorona karazan'alika tsara sy vaovao avy aminay".
Taitra hono ny alika avy any Lao sy Vietnam ka niteny hoe: "Any aminay, tena tsy misy Atra, fa Demony no betsaka any, fa raha hitany mandeha An-dakoron'olon-kafa ianao dia voakapa antsy ary atsipy ao anaty afo, ka ny taovanao ho viravirain'ny kisoa, ny nofonao kirakirain'ny nifin'ny Demonia ary ny taolanao afotritrany eny amoron'arabe ka ny alika namana mitsetra no maka sy manitrika ireny any an-dakorony avy"
Dia niteny tamin'ny namany ireto alika avy any Laos sy Vietnam hoe: " Mba ento manaraka anareo any Eraopa sy Amerika re izahay fa te hiara-hiaina amin'y Atrareo e"
Nentina ary ireto alika ho any Eraopa kanjo vao tonga teo amin'ny paoro sy ny aeroparo tany Eraopa sy Amerika hono dia nosavaina karatra, ka nopoizinina sy nodorana ny fatiny... Ary dia tonga saina ireo alika nahatsikaritra ny famonoana no sady nalahelo fa hay ireto Atra ireto kay Demony ihany koa

novalian'i endriny ny 07/03/2015 04:51
3. rhaj0
(
24/02/2015 14:11)
Ka ny finoan'ny vorona (toa ny avatar-n'i Fiffi) kay izany no tokony noresahinao ry Endriny :-)
4. gasy1zay
(
24/02/2015 14:29)
Fa fianarana inona no nianaran'i endriny hahaizany mamaky ny ao andohan'ny alika ao? :)
5. endriny
(
24/02/2015 15:13)
gasy1zay:
Fa fianarana inona no nianaran'i endriny hahaizany mamaky ny ao andohan'ny alika ao? :)
Ohatran'ilay fianarana ahazoana mamaky ny anatin'ny sain'Atra re a
6. gasy1zay
(
24/02/2015 16:42)
endriny:
gasy1zay:
Fa fianarana inona no nianaran'i endriny hahaizany mamaky ny ao andohan'ny alika ao? :)
Ohatran'ilay fianarana ahazoana mamaky ny anatin'ny sain'Atra re a
Dia ny nanoratra ny baiboly izao voalaza hoe "inspired by god" dia i endriny izany "inspired by dog" ve? :)
7. rhaj0
(
24/02/2015 17:12)
hum.. trandremo mampitovy an'i god @ dog an... trandremo kely.. izaho moa ve haninona fa mety misy hafa manome anao ny fanapahan-doha virtoaly eo... ra.. ra...
8. gasy1zay
(
24/02/2015 17:20)
Mba vazivazy raindalana fa dia tena nahazo "imagination fertile" i endriny avy any @ fialantsasatra tany :) lasa hainy ny ao andohan'ny alika ankehitriny
9. endriny
(
24/02/2015 17:47)
Mora ange ry gasy1zay ny mamantatra ny ao an-dohan'ny alike noho izay lazaina fa ao an-tsain'Atra e...
Mitazona tapa-mofo ianao dia ahofahofanao eo akaik'ny alike ilay izy dia manantona izy fa mipelipelika ny rambony dia hainao hoe faly ilay alika... Fa ilay olona hoe mahalala izay sain'Atra, tsy hita maso sy tsy voaporofony fa misy akory no tena mahasadikatra be ihany...
Hoy ilay misionera iray tamin'i Radama II: "Tsapako izao, fa mora ny mampino ny vahoakanao. Koa minoa ahy ianao fa hanana vahoaka matahotra an'Atra sy hanompo ny fanjakanao"
Dia hoy I Radama: "Ahoana no ilazanao izany?"
Dia namely ilay misionera: "Satria efa maro ireo nanaiky ny ho faty ho an'ny fitoriana ny filazantsara teto amin'ny fanjakanao"
Dia tonga amin'ilay tenin'ilay ranamana mpanao politika hoe: "Efa nahazo lafika (Efa nisy ra nilatsaka)". Dia izay no atao dridradridra ho an'ny mpino

10. gasy1zay
(
24/02/2015 18:02)

Tena manana imagination mintsy ianao ry endriny ka! Ny mahafantatra ny alika faly sy ny finoan'ny alika ve dia mitovy aminao? Ny olona faly izany inona no inoany? Isika izao mety samy faly dia mitovy izany ny zavatra inoanatsika?
11. endriny
(
25/02/2015 04:23)
gasy1zay:
Tena manana imagination mintsy ianao ry endriny ka! Ny mahafantatra ny alika faly sy ny finoan'ny alika ve dia mitovy aminao? Ny olona faly izany inona no inoany? Isika izao mety samy faly dia mitovy izany ny zavatra inoanatsika?
Faly ilay alika satria mino izy fa atsipin'ilay tompony any aminy ilay tapa-mofo rehefa avy eo...
12. endriny
(
25/02/2015 15:11)
Fiffi:
vraiment n'imp......
Sarotra be ve? Dia ahoana hoy I Jesosy tamin'ny mpianany: "Ny amboa aza raha tsy mahazo eo ambony latabatra mbola mba mahazo ny poti-tsakafo latsaka amin'ny tany"
Dia io izao n'importe inona ?
Hay sady izaho koa kay tsy manao impor-expor fa tsy tadidiko e
13. Fiffi
(
26/02/2015 06:55)
....tsy hitako mintss zay hidiran'Andriamanitra am alika...
"Tu n'utiliseras pas le nom de l'Éternel ton Dieu en vain"
fa maninn no tsy natao hoe "MAITRE" satria io no filaza azy fa tsy zany we :
----Ny alika mino fa ny olona dia Atra dia ireo alika tonga dia mantona olona.---
tonga dia manantona olona ireo alika satria alika izy moh no tsy hanantona an'lé olona raha tsipazanao mofo izy ? mais de là à dire we mino ny alika fa .....sy wawawa...
Tu n'utiliseras pas le nom de l'Éternel ton Dieu en vain

14. Strong3
(
26/02/2015 08:38)
« Fa Mikaela arikanjely aza, raha niady tamin'ny devoly ka nifanditra ny amin'ny fatin'i Mosesy, dia tsy sahy niteny ratsy hahameloka azy, fa hoy izy: "Hananatra anao anie Jehovah". » (Joda 9)
15. rhaj0
(
26/02/2015 18:50)
Fiffi:
Tu n'utiliseras pas le nom de l'Éternel ton Dieu en vain
Ito izao no nitarin'ny djihadiste toa ny elastika, ary dia "aza manao sarin'i Mahomet" hoz'izy.. dia inona fa tsy raikitra ny Sariliha...
K'nen'i Fiffi izany io aza utiliser-na hono.. ka tsy hiresaka (Azy) zany ?
oops.. izaho koa kay no tena tsy kOpy.. kay "ton Dieu" ilay izy... Ka "ton Dieu" (an'i Fiffi) ilay Izy, fa tsy "ton Dieu" an'i Endriny ohatra. Dia mahazo mikOzy izany i Endriny.. :-)
17. rhaj0
(
26/02/2015 22:56)
Tsy azonao... Samy manana ny Dieu-ny.
Raha ny Dieu-nao tsy azo tonotononina ny Anarany, dia izay olona TSY miankohoka @ Dieu-nao, dia tsy voatery hanaraka ny didy folo, dia afaka manonotonina ny Anarany...
Torak'izany koa ny an'i Mahomet (tsy azo atao kisarisary izy, izany no Didiny tao).. ary dia nanao sary anefa i Sariliha..

18. endriny
(
27/02/2015 17:09)
Fiffi:
lol rhajO.....
anaty didy folo io kooo......
Fiffi o!
Izaho ange tsy maniratsira ny Atr'Israely e, na ny Zanahary e...
Fa milaza ny fijerin'ny zavamanan'aina hafa izany atao Atra izany aho. DIa ny an'ny alika izao mba noheveriko hoe ny Olona no Atra aminy... Mety diso io saingy ity ny tantara...
"Da kidikidy avao ro tsy naha Atra ny Vazaha". Tantara nisy io, ary nisy tsy teto Madagasikara irery fa saika tamin'ireo toerana nolalovan'ireo piraty, na mpivarotra, na mpitoriteny tandrefana (afa tsy tany Sina sy Japana). Rehefa tonga niantsona ny sambon'ny vahiny dia nivoaka avy tao olona fotsifotsy, mitafy. Tonga ny tompon-tany dia mandohalika sy miankohoka fa ireto midina ny borty ireto ny Atra.
Tsy nahagaga raha nomen'i Betty ny mpanjaka frantsay Louis 14 i MAdagasikara na dia nanda mafy aza ny dadany. Satria noheveriny fa Atra ireto vazaha ireto ary dia natolony azy i Madagasikara sy ny tenany iray manontolo... Dia nantsagana tao Ste Marie ny lakroa voalohany niaraka tamin'ny saina frantsay...
Dia mba nandinika aho fa tsy misy atao moa: "Izaho koa ve izao heverin'ny alika hoe Atrany"
19. rhaj0
(
27/02/2015 18:09)
Ieee.. i Cortez tonga tany Mekisika koa, nanao ity armure-ny, dia tena koditra ry Inca sa iza izy teo, fa nataony fa A.tra, satria ny azy ny an-dreo, ny A.triny, tao @ imagination-ny tao, dia mamirapiratra...
Ataovy ihany ny "minomino" foana ao...
Ity izao mifandray @ edukasio sekisoalin'i Strong3 :-)