TOKONY MBA HAMORONA ZAVATRA NATORALY NY OLOMBELONA raha MIAKANY FA TSY MISY Andriamanitra MPAMORONA, fa tsy ARTIFISIALY FOANA NO mba vita
41. sitlo (
05/03/2015 02:08)
Strong3: eeeh ra sitlo eh! ... sao mba pilanéta aza no lazainao fa kitana hahahah... sa ohatran'ny ahoana ny kitana ao amin'ny imagination-anao aho niahahahaha ,
ianao izao no raigidrangitra sy mitsaingotsingoka tsy hay hoe ahoana eto koa mba hoe : aza mba ... hoa hahaha laol beuh :p
Zay ilay lazaiko hoe resaka fandrangitana amin'i Strong3 ny atao hoe ady hevitra. Tsy mba misy hevitra mivaoaka mihitsy fa [size=8]sao dia lazainao fa... aza[/size], [size=8]aza mba ... hoa[/size].
Izaho izao mba miandry ny valiteny amin'ny hoe "ahoana izany kintana be dia be mitontona eto an-tany?"
Dia mba ny valiny dia hoe:
- sao dia lazainao fa maolekiola kely mirehatra aza ny kintana?
- sao dia lazainao fa planeta aza ny kintana?
Izao ilay hoe alefaso mianatra ny zaza fa ihomehezan'ny olona fotsiny
TENA MANIRY HO TONGA DIEU NY zanakolombelona fa eeeh... nofy anie izany!
ingahy freeman moa izany dia efa mitomany mafy ho Dieu mihitsy..
ary nareo telo koa aloha sao mba te ho dieu eh ... amin'izay mba misy dieu vhv koa eh