TOKONY MBA HAMORONA ZAVATRA NATORALY NY OLOMBELONA raha MIAKANY FA TSY MISY Andriamanitra MPAMORONA, fa tsy ARTIFISIALY FOANA NO mba vita

21. endriny ( 25/02/2015 15:04)
Tsy hitanao ve ho'a ilay voninkazo double eny an-tsena? sa ilay voninkazo plastika ihany no hainao hoe nataon'ny olona?

Ny olona ankehitriny dia efa mahavita valviola afaka apetraka amin'ny fo, vita amin'ny hozatra sy nofo ary mitempo ihany koa... fa ianao moa miondrika amin'ity boky tonta artifisialy be ity ka tsy mahita izany angamba...
22. rhaj0 ( 25/02/2015 15:56)
vahiny2004:
Si l'humain ne peut pas créer / inventer des choses naturelles, il ne devra pas dire que Dieu n'existe pas.

Ka ilay "créer" mihintsy no misy dikany manokana ho an'ny Mpino... Hozy izao Ralarosy hoe, ho an'ny Mpino, dia
créer = tirer du néant

ka raha irinao Mpino, izay conditionné @ pensée magique, ka hoe "misy" ary possible ny hoe mi-"tirer du néant", satria i A.tra azany nahavita izany, dia ... eo ianao sy ny pensée magique-nao, fa TSISY izany mi-"tirer du néant" izany.
23. Strong3 ( 26/02/2015 08:18)

vahiny2004:

booboo:

Mamaky an'ity dinika ity aho dia lasa ny eritreritra hoe loza be raha negatif tahaka an'i Strong3 aby ny kristiana. Hitsio za raha diso fa sahala @ mametra ny raha marobe ahafahanY miasa....


izaho indray manao hoe ilay teny malagasy no tsy voafehin-tsika : na tsy mahay manazava i Strong3 na tsy mahazo izay tian'i Strong3 lazaina isika :

Si l'humain ne peut pas créer / inventer des choses naturelles, il ne devra pas dire que Dieu n'existe pas.

Io voalazako io ve no tianao lazaina ry Strong3 ?


Ilay izy anie azo ihany fa mody hoe tsy azo eh... fa ny sasany te hamadi-dresaka fotsiny
Inventer kosa angamba namana fa tsy créer ... satria ny akora fototra tsy hain'ny olombelona foronina fa ny eo no iaingany.
24. Strong3 ( 26/02/2015 08:30)

rhaj0:

vahiny2004:
Si l'humain ne peut pas créer / inventer des choses naturelles, il ne devra pas dire que Dieu n'existe pas.

Ka ilay "créer" mihintsy no misy dikany manokana ho an'ny Mpino... Hozy izao Ralarosy hoe, ho an'ny Mpino, dia
créer = tirer du néant

ka raha irinao Mpino, izay conditionné @ pensée magique, ka hoe "misy" ary possible ny hoe mi-"tirer du néant", satria i A.tra azany nahavita izany, dia ... eo ianao sy ny pensée magique-nao, fa TSISY izany mi-"tirer du néant" izany.


avy aiza aza izao rehetra izao rehefa tsy mi-"tirer du néant" izao rehetra izao?!
__ io nge tsy azavainao fa ny fanazavako foana no kianinao eh
mba ento indray ny fanazavanao , amin'ny nahatonga izao rehetra hitan'ny masonao izao, dia ireo natiora amina-lavitrisany izao
25. rhaj0 ( 26/02/2015 11:10)
Dia tsy hitanao ve fa ilay "tirer du néant" dia efa natao foana efa h@ fahagola ?

Taloha fony mbola tsy ampy ny fahalalana, dia ny .. paoma eny @ hazo dia "tiré du néant".

Dia nitombo ny fahalalana.. kay ilay paoma avy tao @ tsirin-kazo sns tao no nibontsina whatever. Dia ny ... masoandro indray no nolazaina fa "tiré du néant".

Dia nitombo ihany ny fahalalana.. kay ilay masoandro nisy processus savoritaka be "tao ambony tao" ary dia io sahala @ hena baolina mafana be io izy io no niafarany

Dia etsetra... Ka mbola "tsy ampy fahalalana" foana raolb, fa hatreto aloha, dia hita fa "absurde" foana no niafaran'ilay "tiré du néant"..


Tadidiko ery fony ado, dia nony nahare voalohany an'ilay hoe "rien ne se perd rien ne se tire du néant, tout se transforme".. dia hitako nipitrapitra mihintsy ilay namako minobe izay..

... ka ... nareo ve ry Strong3 tsy mba nandalo ny adolescence a ?...
26. Strong3 ( 26/02/2015 11:43)
humm!! :-)

lazao ilay fahalalanao tsy absurde mahakasika izao hita rehetra izao ary aloha eh, inona no fara-takanao aloha hatreto mahakasika ny niavian'izao rehetra izao?

fa aza miolakolaka eo... hihihi samy ado daholo vao matoy eh
27. rhaj0 ( 26/02/2015 16:14)
Izaho anie efa nilaza fa be dia be no tsy takatro e.. fa tsy quoi izany fa izay ho'a no mampifoha maraina ary tsy izany no mahavery ny torimaso..

Ianao conditionné @ pensée magique no tsy mety raha tsy hoe, tsara petrapetraka daholo tahaka ny Baiboly izao rehetra izao...

fa tena mila tonga saina ianao fa tsisy "tsara petrapetraka" izany ny fiainana e... ny Siansa sy ny fahalalana dia "work in progress"... ny lalAna sy izay fifandraisan'ny fiaraha-monina koa dia "work in progress".. io hitanao io ny lalAna dia misy ny adaboka misy ny avaozina misy ny vao foronina mihintsy... ianao nefa izao io mbola te-hamikitra ny loi du talion ve...
28. Strong3 ( 27/02/2015 09:36)

rhaj0:

Izaho anie efa nilaza fa be dia be no tsy takatro e.. fa tsy quoi izany fa izay ho'a no mampifoha maraina ary tsy izany no mahavery ny torimaso..

Ianao conditionné @ pensée magique no tsy mety raha tsy hoe, tsara petrapetraka daholo tahaka ny Baiboly izao rehetra izao...

fa tena mila tonga saina ianao fa tsisy "tsara petrapetraka" izany ny fiainana e... ny Siansa sy ny fahalalana dia "work in progress"... ny lalAna sy izay fifandraisan'ny fiaraha-monina koa dia "work in progress".. io hitanao io ny lalAna dia misy ny adaboka misy ny avaozina misy ny vao foronina mihintsy... ianao nefa izao io mbola te-hamikitra ny loi du talion ve...


Mafinaritra ! :-)
work in progress = miandalana ny fikarohana = tenina filôzôfa

Tsy hainao marina ny baiboly, izao tontolo izao dia mihorohoro noho ny filazan'ny baiboly, ny ady lehibe armagédona , ny faminaniana apokaliptika ... io ianao io izao vao manamafy ity résôfma klimatika ity , inona no tena mahatona azy io... noho ny asan'ny zanak'olombelona ve sa ny baiboly no miandalana amin'ny fahantaterahany?

[size=18] fomba fijerinareo tany mandroso ny hoe asan'ny zanak'olbl , fa izahay kristiana milaza fa tsy hay tohaina ny faminaniana avoakan'ny baiboly (tsy olona etsy sy ero akory fa ilay efa ho 1985 taona tany ho any no nanambaran'i Jesosy ny loza hanjo izao tontolo izao)
ny tany mihamahantra , sy fahasahiranana ara-ekonomika-politika-psysika ... izany dia efa miandalana daholo, ny krizy ao moyen-orient izay efa andrasan'ny mpino sy mpamaky ary mpandalina baiboly fatratra ny ahatongavany, ary efa hanagana ny fiangonana vaovao ny jiosy ... miandalana koa izany
[/size]

Ny fikarohanay krisitiana dia ny fahalalana tsara ireo famantarana tondroin'ny baiboly, mba tsy hanao vinavina ohatran-dry HGW hoe : amin'izao no tonga ny farandro ... blabla
Saingy hoy ny baiboly, hifaly ny mpino rehefa mahita izany famantarana izany , fa ny tsy mpino kosa dia hangorofitsika sy hiorohoro mafy


samy miandalana daholo ny fikarohantsika rhaj0 ah!
29. rhaj0 ( 27/02/2015 11:17)
Strong3:
izao tontolo izao dia mihorohoro noho ny filazan'ny baiboly

bouououhhhououou... mangovitra ny patalohan'ny sinoa sy karana an... sy i Einstein sy ny Dalai-Lama an...

Mampalelo mihintsy nareo ry namana.. dia asa mihintsy ho'a hoe, hotry ny ahoana izany "izao tontolo izao" ao @ ... imagination-nareo ao izany.
30. Strong3 ( 27/02/2015 11:55)
hehehe!!! ianareo moa tsy mino ny tantaran'ingahy Noa

fa nisy izao tontolo izao tamin'izany .

ka ny sinoa sy ny karana ange ry namana ka manidy varavarana na dia efa mahalala eh (minia tsy mihainao mihitsy moa izany eh)
fa ny mahavoa anareo tany mpifandramonina dia saiky efa mahalala ny baiboly daholo ianareo , ka na atao aza hoe miverina ho athée ianareo dia HATAHOTRA IHANY REHEFA MAHITA NY TRANGA MISEHO; fa raha tsy nandray mihitsy ianareo dia tsy hanatahotra ,fa izay mitrananga eo dia vitan'ny tai chi sy ny dieu silva sns dia mampionotena ho faty fotsiny dia vita, ka izay kaontiny aorin'ny fahafatesana dia vidiny hoy ny mpanambola mividy entana tsy hitamaso...
izay ivelan'ny valan'ny finoana an'i Kristy Jesosy no atao hoe izao tontolo izao eh... mondy hafa mihitsy mantsy no misy ny Kristiana ka izay no mahatonga io vohamobola izao tontolo izao io ,fa tsy voatery hoe devoly akory no dikan'izany izao tontolo izao, fa ny kristiana mafana fo no mpiteniteny foana mamadika io izao tontolo izao io ho zavatra hafa na izay tsy mahalala koa . Mondy hafa izany io raha ny totali-keviny eh
31. rhaj0 ( 27/02/2015 12:07)
hi hi hi... hozy Endriny izay. .. hoe, ilay famantarana moa dia hoe hirotsaka ny kintana... dia hoe, noheverin'i J.C. fa toy ny fanondro angaha io kintana any ambony io, ka raha milatsaka ety an-tany, dia sahala @ mokinazy mirehitra fotsiny ... esy ee...
32. Strong3 ( 27/02/2015 12:17)
hahaha izay ilay teneniko hoe mitomboa fahalala , na hoe aleo manotanitany foana toa izay manaonao foana..

hirararaka no toy ny rà ... Izy ve no nahariana ireny ka tsy ho hainy izay toen-io eny ambony eny eh? enao indray no hampianatra azy hoe : tsy vongan-javatra io fa maolekiola mirehitra mihodikodina hihihi

aza dia mampné hoa; lalina hoa io baiboly io fa aza dia miakany be fahatany
33. sitlo ( 27/02/2015 16:37)
Strong3:
kintana = maolekiola mirehitra mihodikodina hihihi

aza dia mampné hoa; lalina hoa io baiboly io fa aza dia miakany be fahatany


[center][/center]
34. rhaj0 ( 27/02/2015 19:36)
Strong3:
izay ivelan'ny valan'ny finoana an'i Kristy Jesosy no atao hoe izao tontolo izao

Dia ianao izany ao anatin'ny "valan'ny finoana an'i Kristy", dia ianao izany TSY ao anatin' "izao tontolo izao"...

ndana ho'a maka pause fa tena hotry ny surmenE ho'a ianao izany ry Strong3.. Efa tsy mampome intsony ilay izy fa mahalasa eritreritra hoe, ngo dia efa mizara karatra ao azany ianao io ao izao..
35. endriny ( 28/02/2015 07:48)
Iomehezan'i Sitlo fotsiny i Strong3

Dia andeha hijery google indray izao izy a... Dia mba ilay tena izy ry Strong3 alefa fa oaiaka be ilay 85% sy ilay mesopotamia tamin'ny safodrano a..

Eo am-pandrafetana ny milina rehetra hanaovana fanandramana ny fanamboarana kintana ny vazaha izao. Sao dia mba ho any i Strong3 dia mba milaza aminay ny fanandramana atao any?

Saingy mila koarika sy faotaona be dia be an... Sao indray dia hoe jerena amin'ilay baiboly artifisialy ireo, fa tsy izany ao...
36. sitlo ( 28/02/2015 21:58)
Ny mampihomehy ahy dia ilay fandrangitana kely rehefa tsy mahavaly ny hevitr'olona. Ohatra hoe kintana be dia be ireo ve no hilatsaka amin'ny tany? Dia ny valiny dia hoe sao dia lazainao fa izao "[size=9]fandrangitana kely[/size]" aza ny eritreritr'i Jesosy tamin'izany. Nefa avy tsy misy lazaina akory fa fandatsana kely toy ny "[size=9]aza mba ... hoa[/size]"
37. endriny ( 02/03/2015 04:49)
Ka efa ao anaty baiboly daholo hono ny fahalalana rehetra e... Dia mba nitady aho hoe: "Taiza tao amin'ny baiboly aza no nisy hoe boribory ny tany...

Dia mba nijery aho hoe andininy faha firy aza no misy milaza hoe: "Ary nandray ny tabletiny Jesosy ka nanokatra ny google earth dia nanondro tamin'ny mpianatra hoe: "Eto no misy antsika izao, fa madehana ianareo mitory amin'ireto Tanana manodidina ireto. Tandremo sao very a. Aleo fa atoroko anareo indray ny fampiasana ny GPS mba ahamora ny dianareo. Dia soava dia daholo."

Dia samy nandray ny sakaodaony ireto mpianatra ary dia samy namelona ny skoterany, avy dia rifatra. Poa toy izay dia tsy tazana intsony fa dia torajofo sy setroka sisa no hita manaraka ny lalambe nizorany.
38. Strong3 ( 02/03/2015 07:46)
eeeh ra sitlo eh! ... sao mba pilanéta aza no lazainao fa kitana hahahah... sa ohatran'ny ahoana ny kitana ao amin'ny imagination-anao aho niahahahaha ,
ianao izao no raigidrangitra sy mitsaingotsingoka tsy hay hoe ahoana eto koa mba hoe : aza mba ... hoa hahaha laol beuh :p
39. endriny ( 02/03/2015 13:19)
Tsy ny resaka lava no tsara fa ny resaka lava fameriverena ny marina.

Fa sarotra be koa ange ny manome vilona ny Liona hoy aho e...
40. Strong3 ( 03/03/2015 08:08)
mba misy jery koa olo manamia bôzaka liona izao hihihi...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3096