Ny efa mahalala tsara no afaka MAMADIKA ny marina!

41. Strong3 ( 02/03/2015 06:10)

rhaj0:

Strong3:
andresehanao lahatra anay fa aleo athée toa izay kristiana

Izaho indray k'lou TSY ny handresy lahatra ana(re)o no ataoko eto e.. averiko indray: TSY ny handresy lahatra ana(re)o no ataoko eto e..

Mizara ny fijeriko, dia manipika izay fahitako azy eo fotsiny aho ... ohatra izay absurditEs rehetra iaraha-mahita eo io, sy (iarahana) ivanitihana gaigy eto io :-)

... dia izay irevenao azy eo dia mahasoava aminao ao e..


Dia efa hoe ho'a hoe, raha mahasambatra sy mahasoa anao ny finoanao ao, dia inona moa ny idirako @ izany ? ny mahasambatra sy mahasoa ahy mety tsy mety aminao.

Fa ny reciproque-n'izay no hitako tsy misy.. fa tsy quoi, fa izaho fotsiny aloha rahefa mivanitika eto dia ... izay, fa mampi-relax ahy ato am-piasana ato izany :-)


kay ve eh!!! lazaiko fa hoe mitetitetika hamboly coco aty eo rehefa tsy mahazo mamboly any :p

ka sasanangy samy hafa ve moa ny lalantsika ka inona no ahasambatra anao amin'ny mahasambatra ahy tokoa...
fa ahoana koa aloha japonais manao veloma farany alika robot , hoe misy fanahy koa hono ilay robot... ahoana no fahitanao azy, inona no atao hoe fanahy raha milaza ry zalahy ireo hoe misy fanahy ny robot
42. rhaj0 ( 02/03/2015 14:48)
Ilay "fanahy" k'lou, raha ny fahitako azy, dia "imagination"n'ny tsirairay ao koa.. (ny lehibe indrindra moa dia ilay hoe "fanahy masina").. Jereo tsara fa ny tsirairay dia be famaritra toa rambon'osy ny @ hoe "fanahy", araka izay imagination-ny ao.. Fa rahefa izay hoz'ianao, dia marina ho'a izany ao @ imagination-nao ao ihany.. dia rahefa izay hozy ny Zapone, dia izay lazainy ao dia izay izany.. tsy mila ifandirana.
43. Strong3 ( 03/03/2015 07:44)
fa isé izany tsy manana imagination amin'io fanahy io , fa izay hanaovan'izay te hanao azy dia izay ...
fa ilay hoe fanahy masina aloha dia resaka fanokanana ihany ka mety ahalava resaka ...

[size=16] ary hono hoa namana rhaj0 , isé ve misy fanahy? [/size]
dia raha misy dia ohatran'ny ahoana no anaporofoan'isé fa misy isé? ...

azo ampetraka amin'i "endriny sy sitlo" koa angamba io fanotaniana io eh?..
44. rhaj0 ( 03/03/2015 11:25)
Raha ny "fanahiko" dia .. ataovy @ izay mampety azy ao @ imagination-nao ao e...
45. Strong3 ( 04/03/2015 09:27)
kkkkkkkkkkkkk.... miandry mana avy any andanitra koa angamba ny valin'izay?
Asa raovina vao hotonga i bemolanga
Asa angamba atsy ho atsy...

Ambato bevohoka ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1811