Ze souyii Sariliha

21. 5laody ( 12/01/2015 18:00)

Anisan'ny fomba fanairana amin'ny fiaraha-monina ry namana isany ny asan'ny mpanao kisarisary mahalatsaka na mahatohina ny olona ireny. Isan'ny fampahatsahivana ihany koa fa mba olona mitovy daholo na samy manana hevitra mifandaka aza ary fifampitaizana ny olona hanana tolerances amin'ny hevitry ny tsirairay.

Raha hojerena anie hoe hatraiza no tsy tantinao dia atao manaraka an'iny ny lalàna tena miverindalana lavitra be any aoriana e ary na ny mifampijery aza angamba tsy ho azo atao.

Misy zava-nitranga iray ity tamin'ny 1998 Fotoanan'ny Mondial tamin'izay, nisy olona nandeha fiaran-dalamby avy any handeha hijery baolina ny roa ny iray mpitsangatsangana fotsiny izy roalahy manao akanjon'ny ekipany, teny an-dalana sendra nitsiky ilay iraika lahy dia nolazain'izy roalahy fa naneso azy dia voatsatok'antsy novonoin'izy mitsamy tao.
resaka baolina io an (baolina azonao soloina hoe pôlitika, finoana, club isan-karazany).

Gasy1Zay>>> Raha manao fomba fanontanin'i Sarilia aho izao dia hoy aho hoe:
"Aminao ve raharaha notadiavina ny an-dry lerony ? "
dia hoy ianao avy eo hoe :fa ts tokony namonoana azy izany fa naleo notapahina fotsiny ny tongony dia nariana tany anaty ala tsy misy finday rizalahy?


















22. booboo ( 12/01/2015 18:08)
misokatra ny fonosana (



mihidy ny fonosana ).

23. rhaj0 ( 12/01/2015 18:23)
OK.. fa raha ny fahazoako azy, dia "debat de societe" no hanontsokontsonan'ireo caricaturistes ny "mpino" (eto ny moslimo) fa tsy hoe ... any am-pianarana na any am-piasana na... any am-pandriana ny resaka ataony io. TSY MISY en position d'autoritE na en position de force ny andaniny roa eto. Io "position" io no ingredient iray hanavahana tsara ny bullying sy ny discussion/debat naturelle sy normale ohatra.


(entre pa fa ny any am-pianarana, dia sahirana tokoany ny mpampianatra manavaka ny bullying sy ny fifandraisana samy ankizy izay efa toa izay foana h@ izay. Misy critere maromaro, raha ny tadidiko eto, dia rahefa miverimberina ilay tsindry aloka ohatra...)
24. rhaj0 ( 12/01/2015 21:22)
Rehefa nieritreritra indray aho, dia toa vao mainka zany ilay Finoana/Fivavahana no en `position de force' ary dia ny zavatra ataonyu no mi-bully ny olon-tsotra ka tsipihin'ny caricaturistes.

Ity ny valin-dresako tatsy @ madpsrc


http://news.bbc.co.uk/2/hi/talking_point/3493643.stm
People should have the right to tell any joke they like - even if it is politically incorrect, according to a British academic. Professor Christie Davies of the Social Affairs Unit think-tank is concerned that political correctness is making many joke-tellers hesitant about sharing their humour. He told BBC Radio 4's Today programme jokes were necessary to relieve tension and subvert established orders...

Quand on subit l'absurdité des autres (surtout des puissants, ou encore de la puissante Croyance&Religion), qu'on ait un échappatoire..­ un joke... ce qui est doublement sain.

En quoi êtes-vous différent de Kim-Jong-Un qui, en 'bien-pensant', affirmait aussi que telle chose ne 'respecte' pas 'sa' religion ?
25. endriny ( 13/01/2015 07:40)
Je ne suis pas Char-lie je suis Char-bon.... Comme on me nomme en europe...
26. 5laody ( 13/01/2015 11:43)

endriny:

Je ne suis pas Char-lie je suis Char-bon.... Comme on me nomme en europe...


diovy kely ny tarehinao (Tsy mijery arina an-tava aho)
27. 5laody ( 13/01/2015 11:44)
endriny:

Je ne suis pas Char-lie je suis Char-bon.... Comme on me nomme en europe...


diovy kely ny tarehinao (Tsy mijery arina an-tava aho)
28. rhaj0 ( 13/01/2015 13:52)
Tena rahefa mandinika eto aho, dia ... hi hi hi... nifototra t@ Gasy1zay ny lojikany @ fampidirana ny bullying @ ity resaka ity..

Jereo tsara ny famaritana

rhaj0:
intimidation
Action d'intimider quelqu'un par la force, la violence, la ruse

intimider
Inspirer à quelqu'un une crainte, un trouble qui lui font perdre son assurance : Les femmes l'intimident.
Remplir quelqu'un de peur en usant de la force, de menace

bul·ly verb
use superior strength or influence to intimidate (someone), typically to force him or her to do what one wants.


Asa aloha nareo raha "jamban'ny Finoana", fa dia mazavabe amiko fa ny Finoana/Fivavahana dia:
- (FF) inspire la crainte, un trouble qui fait perdre son assurance
- typically force him or her to do (what FF) wants.


Ny Finoana/Fivavahana
- sy ny obstination/absurdite-ny no nahatonga an'i Charlie hitroatra ka hamaly tamina bilagy
- no nahatonga an'i Kouachi nanao ny nataony koa

rhaj0:
(hotry ny hoe kaodikaody i Gasy1zay, fa raha vao "critiquer"-na ny Finoana, dia voarangotra koa izy...)
29. gasy1zay ( 13/01/2015 15:00)
rhaj0 > Io moa dia fomba fijerinao fa raha tsy any @ pays misy dictature religieuse dia tsy misy olona afaka forcena hino izany fa safidin'ny tsirairay io.
Amiko aloha raha resaka hoe hahatonga saina na hanitsy zavatra tsy mety eo @ fiarahamonina no hanaovana ohatran'ny an-ndry charlie dia mba hazavao amiko izay tsy mahatakatra ny fampianaran'i charlie hoe inona ny hafatra tiany ambara @ ilay hoe "le coran c'est de ma merde ça n'arrête pas les balles"?
30. rhaj0 ( 13/01/2015 15:19)
Nilaza (na nivazivazy) hono i Cabu (tahio izy fa lasan-ko Razana) toa toa ny hoe, "Nous sommes des clowns, y a pas de messages qu'on passe."
31. rhaj0 ( 13/01/2015 15:23)
Fa ny fahitako azy aloha dia toa ny reaction-n'ny ankizy no-bully-er-vana ny ataon'ny caricaturistes.. Isan'andro mihiratra dia petapetahan'i Bully-be @ messages-ny raolona (par la ruse, par la force morale)... Dia ny mpanaraka mpaka-19 koa moa manampy roany... Dia io mi-reagir raolona..
32. gasy1zay ( 13/01/2015 15:57)
Ka io anie rhaj0 ilay tiako hiavina e! ohatrany hoe provocation valiana @ provocation na pire aza izao valiana @ herisetra dia mbola hi provoquer misimisy kokoa ireto farany fa tsy mba hisy hifandefitra mintsy dia lasa boribory vetaveta hoy ianao izay!Ka izay ve ny vidin'ny fahalalahana miteny sy maneho hevitra araky ny fahitan'i Charlie : fahatafitohinana,fankahalana, fifanenjehana, herisetra ? Raha hoy ianareo hoe tsy maninona fa tena ilaina ny mihomehy dia izay izany, raha ohatra kosa hoe hitanareo fa misy fampianarana ambadiky ny blaginy dia mba hazavao ny sasany mba tsy hijanona ho fanafitohinana ilay izy.
33. rhaj0 ( 13/01/2015 16:57)
Ireto izao rahefa mi-google ianao dia ahita caricatures isan-karazany nataon'i Charlie..

Dia tena "safidinao" ny ho tafintohina @ tsirairay @ ireo...


Fa ilay izy ho'a, raha ny fahazoako azy, dia
- voalohany, ny Fivavahana/Finoana no nitondra ny main: nanipy ny karatra voalohany, ary dia poritra ny hafa (na ny sasany)
- dia ny caricaturistes manao contré
- dia ny djihadistes tonga dia mamono


ka @ anaran'ny inona no TSY (hamelana) hanaovana contré ??? Hoe satria "mamono" ry lerony ???


Rahefa tsy te-hanao contré i Gasy1zay, fa miaritra trefle eo, dia anao ny anao. fa ny valin'ny contré dia TSY famonoana.

Io ilay honnetete intellectuelle-n'ny raolona aty.. asa raha hita ao aminao :
Hiady @ fahafahanao miteny aho, hozy zareo, na dia tsy mitovy hevitra azany isika.
34. endriny ( 13/01/2015 17:32)

5laody:

endriny:

Je ne suis pas Char-lie je suis Char-bon.... Comme on me nomme en europe...


diovy kely ny tarehinao (Tsy mijery arina an-tava aho)


Efa nodioviko dia avy eo aho lazainy fa Char-mbavy, dia izahay rehetra hoe babakoto
35. gasy1zay ( 13/01/2015 18:09)
ka io rhaj0 raha tsy misy iray mandefitra dia hitohy foana ny fandrangitana/herisetra, rehefa namely ny ekipan'ny charlie ireo tsy faly taminy dia hanamafy ny fandrangitana hono ireo mpomba azy, tsy afaka hanakombona ny vavan'ny Charlie sy ny manany anefa ireo tsy mahatanty izany raha tsy @ fomba tsy manara-dalàna toy ny vono-olona, fandorona sns...satria ny lalàna dia momba ny fahalalahana maneho hevitra. Dia iza izany no handefitra voalohany? Ireo caricaturiste sa ireo dhijadiste?

36. rhaj0 ( 13/01/2015 18:58)
Dia ts'haiko aloha hoe, "handefitra" dia hatraiza no handefitra ? Satria samy hafa dia samy hafa ny soatoavina (valeurs). Ny fahafahana miteny, ny zon'olombelona (ny zon'ny vhv koa ohatra), ny tan-dalAna, ny demokrasia...

Dia hoz'ianao hoe, satria ry lerony mitrifana dia aleo alefitra ny "soatoavina" ??

Raha ny fahitako azy, dia misy "minorite agissante" no manitrikitrika io. Mino ve ohatra i Gasy1zay fa ny moslimo maro an'isa dia tena miombo-kevitra @ ny hamonoana ny caricaturistes ohatra ? Izaho mihevitra hoe TSIA. Ny mpitondra (fivavahana) (sasany) no manasa-loha ny mpanaraka azy.

Ka mila mijoro ny tandrefana, ary mitana sy miaro ny soatoaviny, ary TSY milefitra @ ireo "minorite agissante" ireo.


Entre-pa fa ny soatoavina "tandrefana" dia efa "oniversaly".. loi naturelle io. loi du plus fort. evolution. Izay soatoavina tandrefana izay no tafavoaka ary efa (manomboka) eken'ny raolombelona...
37. gasy1zay ( 13/01/2015 19:33)
Ka io mihintsy no mahatonga ilay tsy fifandeferana satria mihevitra foana ny andaniny sy ny ankilany hoe resy izay mandefitra na mihevitra izy ireo hoe izaho no manana ny rariny ka tsy hilefitra. Raha tsy misy manao dingana @ fifandeferana eo dia hijanona ho nofinofy foana ilay "peace and love" fa hisy foana ny hihoa-pefy.

Ary any amerika avaratra ve mba misy gazety manao ohatran'ny Charlie ireny sa ry zareo frantsay no tena sahy?
38. rhaj0 ( 13/01/2015 20:41)
T@ Hitler nanao ny nataony, izany hoe, ny valin-dresakany dia famonoana (ny Jiosy), dia efa lesona ho an'ny Tantara iny. Tsy maintsy mi-intervenir ny tany miaina ao anaty demokrasia. Fa raha tsy mijoro @ soatoaviny ireo dia ... rahefa an-tapitrisany no maty izay vao hoe... Jereo ny Nigeriana izao va izao voan'io "ny valin-dresakany dia famonoana" io avy @ Boko Haram..
TSY afaka ny hilefitra @ izany raolona...

(ary ho anao mpino, dia aoka hazava fa TSY vitan'ny "vavaka" io, vavaka ataonao ao an-trano na ao am-piangonana ao, dia hoe, ho lasa hendry tampoka eo ry lerony)

Ny aty Amerika avaratra dia .. tsy nahita hotry ny Charlie aho aloha e.. Fa ny fahazoako azy, dia rahefa hoe "satire" no atao, dia "satire" ary mijanona eo. Ohatra ireny Tonight Show an'i Jay Leno taloha ireny ka mba masiaka ihany indraidray fa hihomehezana fotsiny..
39. rhaj0 ( 13/01/2015 20:48)
Ohatra t@ 1 volana teo izao koa, dia nanaovana satire ny Koreana tavaratra @ ilay filma Interview. Dia namaly ry lerony ilay nampitahotra sy koa ni-pirater an'i Sony.. Dia raha nanao ilay "ny valin-dresakany dia famonoana" koa ve ny Korean dia ilazainao fa ... aleo mandefitra e...

Hotry ny "religion" koa anie ny fahatsapan'i Kim-Jung-Un ny ataony ao e...
40. mpisotrtoaka ( 14/01/2015 05:19)
Ny resaka liberté d'expression tiako saingy ilay tsy fijerena ny hafa sy ny manodidina no manahirana ! Mamely ny hafa ka nasiany dia izao misavoritaka izao ! Na rariny na tsia ny nahazo an'i Charlie Hebdo dia anatra ho an'ny FIFANAVAKAVAHANA izao nitranga izao ! Tsy misy race tsara sy ratsy intsony ankehitriny fa ny alika aza misy manangana ho zanaka ! Mandiniha daholo fa tsy hoe rehefa be mpifidy ilay ''Ze soi sarilia'' sns d manana ny rariny izy izay ! Maty noho ny fitiavany ny fiandrianany ry Kouachi ary ireharehany sy voninahiny izany ! Izay ilay mahafoy ny ainy ho an'ny tanindrazany sy ny mpiray tanindrazana aminy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2392