Baiboly katolika (version *.txt)
1. Hery092
(
09/12/2014 13:27)
baiboly katolika (version *.txt na texte integral), raha misy hafa koa, ohatra hoe docx... mety
mahita rohy azo hakana azy ty amin'ny aterneto ve nareo azafady ?

novalian'i rhaj0 ny 15/12/2014 16:23
3. Hery092
(
10/12/2014 06:47)
Hery:
Mety hoe atao inona kay?
Atao amin'ny telefona ka, misy tantara mahaliana le horonana Apokrifa dia tsy manana baiboly katolika nefa za. Aza atao an'io moa fa mba omeo rah misy e !
4. hery
(
10/12/2014 07:56)
Azo jerena ny http://baiboly.katolika.org
Raha android ny telephone dia azo asiana an'ity: https://play.google.com/store/apps/details?id=com.baiboly.katolika

5. RBNIR
(
10/12/2014 08:39)
hery:
Azo jerena ny http://baiboly.katolika.org
Raha android ny telephone dia azo asiana an'ity: https://play.google.com/store/apps/details?id=com.baiboly.katolika
Misaotra amin'ny fizarana namana fa fitaovana tena manampy tokoa ny toy itony,
Samia ho tahin'ny Tompo
6. rhaj0
(
10/12/2014 11:32)
Ity no amen'ny google ahy rahefa mba mizaha ireny aho...
http://www.smartbaiboly.org/online
Inona no (mety) maha-samy hafa an'ireo kay ?
- ny tompony ? Katolika sy tsy Katolika ?
- ny votoatiny ?
- Misy andininy TSY mitovy ?
- Misy fehezan-teny na vokabolary TSY mitovy (na dia samy gasy izao ihany aza) ?
Sa ny iray ilay hotry ny hitako tatsy @ Basilika : fonosin'ny tompony ankoso-bolamena ?

7. gasy1zay
(
10/12/2014 14:23)
rhaj0:

Raha ny fahalalako azy dia ny tena tsy mampitovy azy dia nisy boky nesorin'i Calvin sy Luther t@ ireo baiboly katolika dia lasa nanome ny baiboly protestanta, ny ankoatr'izay dia resaka dika teny no tena mahasamy hafa azy
Katolika ohatra Jesoa- piera-Moizy-Joany ...
Ny protestant : jesosy- petera-Mosesy-Jaona ...
8. rhaj0
(
10/12/2014 15:33)
misaotra nanazava..
Ny Katolika izany, raha ny tombatombako, dia ny Baiboly Frantsay no nadikany (i Piera). Ny Protestanta kosa dia ny Baiboly Anglisy (i Petera).
Ary dia tena misy samy hafa ny dikan-teny (fa tsy vitan'ny hoe Piera sy Petera fotsiny). Efa noresahina tatsy sy taroa ihany, ohatra hoe:
http://www.smartbaiboly.org
Kolosiana 2.8 Tandremo fandrao misy mahalasa anareo ho babony amin’ ny filosofia sy ny famitahana foana, araka ny fampianarana voatolotry ny razana, araka ny abidim-pianaran’ izao tontolo izao, fa tsy araka an’ i Kristy.
http://baiboly.katolika.org
Kolosiana 2.8 Mitandrema fandrao dia lasan-ko babon'ny sasany, amin' izany hoe fahaizan-dalina, izay famitahana foana, avy amin'ny hevitr'olombelona sy araka ny abidim-pianaran'izao tontolo izao, fa tsy araka ny Kristy.
Colossiens 2.8 Prenez garde que personne ne fasse de vous sa proie par la philosophie et par une vaine tromperie, s'appuyant sur la tradition des hommes, sur les rudiments du monde, et non sur Christ.
Colossians 2.8 See to it that no one takes you captive through hollow and deceptive philosophy, which depends on human tradition and the elemental spiritual forces of this world rather than on Christ.
ka inona izany, fa raha io no jerena:
- Ny protestanta dia tena MAMELY ny Razana
- Ny katolika mamely ny OLOMBELONA
- Ny frantsay mamely ny HOMMES (olona fotsiny?)
- ny anglisy mamely an-draolombelona (ny race humain io raha ny fahazoako azy)
ka dia arakarak'izay Baiboly vakianao izany, dia samy hafa ny "fameliny"... fa dia izay voa manodidina eeee....

9. gasy1zay
(
11/12/2014 14:31)

Fa aiza ianao no mahita olona voavely @ ireo teny ireo? Fampianarana anie no resahana eo fa tsy olombelona nofo sy ra e! Rehefa tsy mitovy hevitra @ marxisme ve izany dia mamely an'i Lenine? rehefa tsy manaiky kapitalisma dia mamely an'i Obama?
10. hery
(
11/12/2014 14:35)
Tsy nadika avy tamin'ny teny frantsay ny baiboly katolika malagasy ka. Ary tsy nadika avy amin'ny teny anglisy ny an'ny protestanta.
Nadika tamin'ny fototra (Grika sy Hebrio) ireo baiboly ireo.

11. rhaj0
(
11/12/2014 14:37)
reciprocité:
Tandremo fandrao misy mahalasa anareo ho babony amin’ ny fivavahana sy ny famitahana foana, araka ny fampianarana voatolotry ny Baiboly, araka ny abidim-pianaran’ i Kristy, fa tsy araka (ny fahalalana sy soatoavin') izao tontolo izao.
12. rhaj0
(
11/12/2014 17:18)
hery:
Nadika tamin'ny fototra (Grika sy Hebrio) ireo baiboly ireo.
Petros no dikan'ny Peter @ Grika sy Hebrio. Sa lasa hoe Pitrosy, sahala @ i mpitrosa-vao-homana, izy raha nogasiana ny grika sy hibrio ?? Sa Petiraosy ?
Dia tena sur ianao fa mahay grika sy hebrio ireo evanzelista nandalo tany @ Radama ireo?
13. gasy1zay
(
12/12/2014 16:49)

Ny ancien testament dia Hebreo ny version original, ny nouveau testament grika, fa samy mba nandika hoazy araky ny fomba fiteniny avy ny rehetra avy eo. Raha mba nandika tany ampotony izao ny gasy mety tsy hoe jakoba = james= jacques fa mety hoe Njaka :D ny anarana no niova fa tsy ny hevitra an! ohatra fotsiny hoe ny papa François anie ka pope Francis @ anglosaxon e!
14. rhaj0
(
13/12/2014 02:51)
gasy1zay:
ny anarana no niova fa tsy ny hevitra an!
Rahefa te-ho jamba (-n'ny finoana) dia TSY mahita ... fa TSY mitovy anie ireto fihevitra ireto:
1- fampianarana voatolotry ny razana
2- avy amin'ny hevitr'olombelona
3- sur la tradition des hommes
4- on human tradition
Amina(re)o ho'a, dia hotry ny hoe, rahefa averimberina fa "mitovy" sy "tsy miova" ireo hevitra ireo, dia lasa "mitovy" sy "tsy miova"...
15. rhaj0
(
13/12/2014 15:03)
Ka dia mi-insiste bete be mihintsy aho... jereo tsara ilay voalohany.
Ny dadaben'ny nenibenao anie ry Gasy1zay ka manaja an-tampon'ny loha ny Razana. "Mino" izy fa mitahy azy ny Razana, ary mbola eo ireo Razana ireo (rahefa tsy miady vomanga).
Dia avy ry evanjelistra isany, nampiditra ny Baiboly. Koa na baiboly grika na hibrio azany no nentiny, dia nadikany ary io no tsipihiny tsara io : AZA manaraka ny (fampianarana) voatolotry ny Razana.
Ka "tsy miova" ny heviny sa "miova" ? misy "mamely" eo sa tsisy mamely ???
Dia hoy aho hoe, hevero 5 segondra indray azany ho'a ny reciprocitE..
"AZA manaraka ny (fampianarana) voatolotr'i Kristy"
5... 4... 3... 2... 1... ka mi-click sa tsy mi-click ? :-)

16. gasy1zay
(
13/12/2014 20:25)
rhaj0:
Ka dia mi-insiste bete be mihintsy aho... jereo tsara ilay voalohany.
Ny dadaben'ny nenibenao anie ry Gasy1zay ka manaja an-tampon'ny loha ny Razana. "Mino" izy fa mitahy azy ny Razana, ary mbola eo ireo Razana ireo (rahefa tsy miady vomanga).
Dia avy ry evanjelistra isany, nampiditra ny Baiboly. Koa na baiboly grika na hibrio azany no nentiny, dia nadikany ary io no tsipihiny tsara io : AZA manaraka ny (fampianarana) voatolotry ny Razana.
Ka "tsy miova" ny heviny sa "miova" ? misy "mamely" eo sa tsisy mamely ???
ia hoy aho hoe, hevero 5 segondra indray azany ho'a ny reciprocitE..
"AZA manaraka ny (fampianarana) voatolotr'i Kristy"
5... 4... 3... 2... 1... ka mi-click sa tsy mi-click ? :-)
Tsy hanao famakafakana fehezanteny isika fa rehefa hoy ianao tsy mitovy ny fahitanao ny traduction dia tsy maninona fa tsy mitovy izy izany,
Mikasika ny reprocité indray dia anjaranao ny mandinitena raha mbola tsy nametraka en doute ny fampianaran'i Kristy ianao na tsia teto @ forum. Dia tezitra t@ izany ve izahay sa nahatsiaro voavely? Raha izaho manokana aloha dia tsy ny valiny asa ny hafa
17. rhaj0
(
15/12/2014 15:21)
Ka dia jereo kely ny tabilao.. jereo kely ny tabilao .. huuuummmm...
http://freethoughtpedia.com/wiki/Percentage_of_atheists
Atheists In America
2007, Pew Research Values Study: Percentage of people identifying themselves as atheist, agnostic or "no religion" by year of birth:[1]
Date of birth -1946 : 5%
1946-1964: 11%
1965-1976: 14%
1977+: 19%
Ka dia io hitanao io re ry Gasy1zay ny tendance a... (mainka fa ny zeneration interinety izao mahita ny fahalalana sy fahalalahana ho'a... Fa dia izay e.. tsisy fisalasalana.. raha narianao ny (finoana) an'ny dadabenin'ny nenibenano, dia ... ny zafindohalikao, na mety dia vao ny zafikelinao akoriny azany, dia ... hitazatazana anao rahefa antitra ianao :-)

18. gasy1zay
(
15/12/2014 16:02)

Oadray ry rhaj0!!! Raha ny fahazoko ny tianao ambara, ny aminao izany ny finoanao dia manaraka tendance? Izay be mpanaraka izany no tena izy sa aona?
19. rhaj0
(
15/12/2014 16:23)
Mbola vao 19% anie io e.. miampy ilay Siantista 70% any @ Oniversitia...
Tsy lamaody anie io fa tena ... vokatry ny saina. Fampitaha tsy mitombona (raha ny fahitako azy) ny anao.
Fa ny anao indray moa dia mamikitra @ ny anao aho ihany, fa dia ... mahasoava ho'a e...
Fa dia ifampitazatazana @ zafikely ho'a ianao aoriana, sahala @ itazatazananao ny dadaben'i nenibenao :-)