NY ZAVATRA IAINAN’IREO OLONA VITSY AN’ISA

1. Maranatha ( 08/12/2014 10:24)
«Ny tena vahoakan’Andriamanitra marina , izay tia amin’ny fo manontolo ny asan’ny Tompo , sy ny famonjena an’ireo fanahy , dia hitsara mandrakariva ny fahotana araka ny toetra mahatsiravina ananan’io fahotana io . Ny vahoakan’Andriamanitra marina dia manaiky ny fanehoana mazava tsara ny amin’ny fomba fanehoana mitohy ireo fahotana malaky mahazo azy . Io vahoaka io dia hanana saina matsilo mahafantatra an’ireo fahadisoany , indrindra eo amin’ny ora farany eo amin’ny tantaran’ny Fiangonana , eo amin’ny fotoana izay ametahana tombokase ireo 144000, izay tsy maintsy mijoro tsy misy pentina eo anoloanan’ny seza fiandrianan’Andriamanitra . » Temoignages pour l’Eglise vol 1 pp 384,385 HARAHO ANIE NY TOHINY E!
novalian'i rekinbelo ny 09/12/2014 09:01
2. rekinbelo ( 09/12/2014 09:01)
Salama namana, Fa iza alo le 144 000 de anisan'izy ve ianao sa isika malagasy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2422