NY TSY MAINTSY ILANA NY FANAVAOZANA

1. Maranatha ( 24/11/2014 09:57)
«Araka ny fahazavana izay nomen’ny Tompo ahy , fantatro fa tsy afa-po mihitsy Izy amin’ny zavatra maro izay niseho mikasika ireo mpiasa . Andriamanitra dia tsy nanome ahy ny antsipirian-javatra tsirairay , kanefa kosa fampitandremana maro no omeny antsika manao hoe : Tsy maintsy ilaina ny fanavaozana raikitra ao anatin’ny zavatra rehetra . Counsels on Health p 312 ARAHO ARY NY VOTOATINY
novalian'i rekinbelo ny 24/11/2014 14:11
2. rekinbelo ( 24/11/2014 14:11)
Salama namana
Tena ilaina ny fanavaozana ary tena efa eo antokonany isika izao, efa madiva ho tapitra ny fakana ny olona hanompo azy, satria efa presque vita ny fitoriana @ olombelona rehetra momba ny fanajakan'Andriamanitra.
Izany sisa no andrasantsika eto ko mahereza namana aaa, kely sisa eee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2065