Shekhinah sy ny Jiosy - fitaizana ny vehivavy

21. endriny ( 17/11/2014 06:41)
Angaha moa izaho tsy efa nilaza teto fa i Salomona aza avy any Isalo, ary noho izy bobo ka menamena dia nantsoina hoe Isalomena. Rehefa nandalo teto ny Mpanjaka vavy Seba izay nitondra ny vilany Saba teto, dia noemtiny nanaraka azy Isalomena. Izay lasa Salomon tany Izy Ra hely lasa Israel nefa ny idkany hoe :"ity koa ka kely"
22. rhaj0 ( 17/11/2014 14:12)
Io tokoay ny resaka tao @ ilay fandaharana, fa ny teny isan'isany ao @ Torah hono ka mila dechiffrer-na tsara fa misy ifandraisany amin-javatra ary mifono raha masina sns...

K'le izy izany dia tena mila dechiffrer-na sy vabahana izay soratra sy anarana rehetra fa misy dikany an.. :-)

Ohatra hoe i Fara anie ka... tsom-piaina ohatra : Ifaratsompiaina, fa nafohezina hoe i Faratsoum e.... dia navadika io dia lasa Moustaraf ;)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2199