Mandeha dia mandeha ny resaka ankehitriny, fa maro ireo vahiny avy amin'ny nosy manodidina hitantsika mitsidika sy mitsabo tena amin'ny hopitalim-bahoaka sasany eto Madagasikara...
Sanatria ve ratsy ny fitsaboana any amin'izy ireo ka aty indray ry zareo no mitsabo tena?
Etsy an-daniny mitombo izay tsy izy ny olona sy ny zaza tsy hita ary mahoraka ny ny fakana taova.