Tsy "niova i dada " ....
1. andrywui
(
15/10/2014 07:07)
Tsy niova mintsy dada fa vo maika pire aza amin fiteny , fanabatibatina , fanambaniana oul (miaramila ,av7...)
Grav be ne zany oe tsis pport nefa miditra amn territoire anakiray zany . De aveo tokony mbola mipirina kely alou de niantso ani hery oe efa ato ah fa tsy izy ireny vava be sy filazana mazava oe anongampanjakana iaraka amn vahoaka ireny . Fanambaniana sy batibaty imasonoul manginy fotsiny .
Mamy à ,,aiza i mamy teo . Avia aty mamy haingana enao. Nefa ny toeranle oe mamy jereo !!
Manandafy à avia enao aty ,, mankanesa aty ry manandafy à ...fifanajana imason'olona de mbola ny omaly ihany .

novalian'i moi ny 27/10/2014 13:10
2. rabaradaka
(
15/10/2014 08:11)
mitovy hevitra aminao aho ry namako, raha izaho no teo amin'ny toerany dia manao pyjama foana ah zany hoe maka aina dia mipirina eo ambony fandriana. Amiko dia tena provocation ireny ary matoa izy nanao an'ireny dia misy raha efa voahomana ao !nMisy ketrika efa milamina ao raha ny fahitako azy
3. hadji
(
16/10/2014 02:46)
ny ataonao jerena ry andry a ny tafika ary tsy mitovy hevitra fa taiza izy no niditra raha ivato angaha tsy misy fisavana raha sur route angaha tsy misy police manao pr sns mba misaina kely baina a
4. rabaradaka
(
16/10/2014 04:58)
Ravalo zany tsy hiova e, na ny vady aman-janany aza tena hita hoe marikivy amin'ny toetrany
5. andrywui
(
16/10/2014 06:50)
Tsy misy afatsy ny FIFANAJANA , FANARAHAN-DALANA ,MIFANOME VONINAHITRA . tsy fasiana valeur anle firenena sy ny Fiandrianany , tsy fasiana lanjany ny etat Malagasy sy ny Olompanjakana rehetra ny fidirana antsokosoko , (be dia be no tafiditra atsokosoko amn firenena iray ny oul fa tsy hoe zavamahagaga akory zay nahatafiditra azy zay ....
6. mpisotrtoaka
(
16/10/2014 08:28)
[quote=andrywui]
Tsy niova mintsy dada fa vo maika pire aza amin fiteny , fanabatibatina , fanambaniana oul (miaramila ,av7...)
Grav be ne zany oe tsis pport nefa miditra amn territoire anakiray zany . De aveo tokony mbola mipirina kely alou de niantso ani hery oe efa ato ah fa tsy izy ireny vava be sy filazana mazava oe anongampanjakana iaraka amn vahoaka ireny . Fanambaniana sy batibaty imasonoul manginy fotsiny .
Mamy à ,,aiza i mamy teo . Avia aty mamy haingana enao. Nefa ny toeranle oe mamy jereo !!
Manandafy à avia enao aty ,, mankanesa aty ry manandafy à ...fifanajana imason'olona de mbola ny omaly ihany .
[/Marina fa tsy niova izy saingy efa mazava fa na iza na iza izy ka Malagasy dia ts mila passeport miverina an-tanindrazana]
7. mpisotrtoaka
(
16/10/2014 08:30)
Tsis mfanaja tsony eto e ! Ze faly mitehafa ze ts faly mitomaniza ! Tsimatimanota no mis eto ! Fanjakan'ny Baroa
8. andrywui
(
16/10/2014 08:42)
mpisotrtoaka:
Tsis mfanaja tsony eto e ! Ze faly mitehafa ze ts faly mitomaniza ! Tsimatimanota no mis eto ! Fanjakan'ny Baroa
Zan ve ? Ka tsy ho lasa tokatranomboalavo ndray ??!!
Aleo mba hisy lalàna hifehy tsika na mba kely iany aza fa aza etin'ny fo .
9. moi
(
27/10/2014 13:10)
Ny ahy ilay tsy niova hitako koa dia ity manao karavato mena foana ity ! nandevina ny anabavy omaly avy ve ka mbola karavato mena ? efa ela no nitenenana anareo momba an'io fa e e e ... Mba hivereno jerena daholo ny tahirin-tsary any aminareo any, fa Septambra 2008 no reko io resaka io, ary indray mandeha monja izy no hitako tsy nanao an'io. Sao dia ao ny tsiambaratelo ry zareo a !