NY FARAN'NY ANDROM-PAHASOAVANA

1. Maranatha ( 13/10/2014 05:47)
Rehefa mivoaka miala ao amin’ny efitra masina indrindra Jesosy , ary hametraka an’ireo fitafiany maha mpisorona Azy , mba handraisany ny famaliana ho akanjo hitafiany , dia hifarana eo ilay asa fifonana ataony ho an’ny mpanota . Rehefa izany dia hanakoako ity fampitandremana manaraka ity manao hoe : “ Izay manao ny tsy marina , aoka mbola hanao ny tsy marina ihany izy , ary izay maloto , aoka mbola hihaloto ihany izy , ary izay marina kosa , aoka mbola hanao ny marina ihany izy , ary izay masina , aoka mbola hihamasina ihany izy . Indro avy faingana Aho , ary eto amiko ny famaliako , mba hamaliako ny olona rehetra araka ny asany ” . Témoignages pour l’Eglige vol 1 p 323-[http://mharanatha.blogspot.com/2014/07/ny-faranny-androm-pahasoavana.html] ARAHO ATO [/url]
novalian'i rhaj0 ny 14/10/2014 12:45
2. rhaj0 ( 14/10/2014 12:45)
Maranatha:
...izay maloto , aoka mbola hihaloto ihany izy...

Izay ilay "fahasoavana" ho an'i Maranatha an... (dia mitombo marina ny lasantsinao @ io fa ny hafa aoka hihavery any ihany...)

Fa miresaka misolo akanjo ianao io ambony io, fa ity azany misy masera misolo akanjo koa e ..

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6143