ny tontolon'ny ampitso

41. rhaj0 ( 26/09/2014 11:10)

RBNIR:
... izay rehetra mino ny zanaka ka manao io sitrapon'Andriamanitra io no hovonjena (Mat.7:21)

Ekena mba tsy hifandirana. Fa TSISY olona (ianao sy ny Apostolinao anisany) mahalala sy mitsaratsara :
- fa ny isan'isany anie ka "mino" (na tsia) any anaty fony lalina any
- fa ny isan'isany anie ka "mino ny zanaka" (na tsia) any anaty fony tsy miloaka any
- fa ny isan'isany anie ka "manao ny sitrapon'A.tra" (na tsia) araka ny fahaizany sy fahazoany azy any
- ary TSISY afaky ny maniva-tena ka milaza-tena fa "mahalala ny sitrapoNY" ary dia manondrotondro sy mitsaratsara ny hafa... (tsy hainao akoriny raha sitrapoNY tokoany koa azany izay miseho ao @ tsirairay ao)
42. RBNIR ( 26/09/2014 11:39)
Tsy misy fitsarana mihitsy fa mety ho ity teny ity no tanteraka aminao namana,
« Fa velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra ka maranitra noho ny sabatra roa lela, ka manindrona hatramin'ny fampisarahana ny aina sy ny fanahy ary ny tonona sy ny tsoka, ka mahay mamantatra ny eritreritra sy ny fisainan'ny fo. » (Heb.4:12)

Samia ho tahin'ny tompo namana,
43. rhaj0 ( 26/09/2014 15:01)
Dia io izao ianao ry RBNIR fa maka ny soratra atsy @ Heb.4:12. Dia nefa dia ny notorianao in-1 mandeha dia hoe, misy ny resaka efa dila, fa resaka vaovao ihany sisa izao no atao. Ka io izao dia @ vala famaritan'ny olona niaina t@ mbola nisy ny "sabatra roa lela", ka resaka ho an'ny olona izay miaina anati-na lozikan'ny tontolo misy "sabatra roa lela", izay mila ampitahorina ny "fampisarahana ny aina sy ny fanahy ary ny tonona sy ny tsoka" izay vao hendry...

Izaho ho'a mino fa raha "Ibefitiavana" dia tsy (mila) miresaka toa izany (intsony)...
44. RBNIR ( 26/09/2014 17:37)

rhaj0:

izay ilay nambarako hoe sarotra ny mampita ilay fahamarinana eto satria mety tsy ho azonao akory namana,
Ataovy izay hahitanao ilay fandaharana e,

Samia ho tahin'ny Tompo namana,
45. bor2lais ( 27/09/2014 10:51)
RBNIR:

izay ilay nambarako hoe sarotra ny mampita ilay fahamarinana eto satria mety tsy ho azonao akory namana,
Ataovy izay hahitanao ilay fandaharana e,

Matoa sarotra ho anao ny mampita zavatra iray dia matetika ianao mihitsy no mety olana (tsy mahazo na tsy resy lahatra amin'ilay zavatra tianao ampitaina ohatra) ! ;-)

Tahaka ilay olona nandeha nivavaka izay nilaza fa nahafinaritra be ny tany am-piangonana fa nahazo amim-panahy tokoa, nefa rehefa nanontaniana hoe inona ny toriteny tao dia tsy fantany be ihany fa hoe "tongava mivavaka raha te hahita" ! :-)

[size=8]Tahaka izay moa ilay voa nafafy ambony vatolampy ? :-)[/size]
46. RBNIR ( 27/09/2014 19:12)

bor2lais:

Faly misera namana,

Tsy mahagaga ny zavatra miseho ry namana isany, Ary araka ny nampianariny dia hisaorako betsaka mihitsy ianao amin'izany

Misy sahy hilaza v fa tsy mahay manazava IZY 2000 taona lasa e!
Nefa dia nisy dia nisy ny nahavita hatramin'ny nandefona Azy????? Nefa dia Zanaka lahitokan'ny Avo Indrindra no nirahiny tety,
Ka raha izany aza no nahazo ilay HAZO MAITSO? Moa mahagaga ve ny mahazo ahy izay hazo maina kely ity e?

Sa mety tsy nahay nanazava ny Tompo ry namana no tsy resy lahatra ny sasany fa ZANAKY NY AVO TOKOA ANGE IZY E?????

Ny hatahoraka sady tena mampalahelo ahy sao dia sanatria ho anisan'ireo tsy navelany hahalala ve ny sasany ka na dia efa mazava be aza ny porofo nentina (dia mody fanina hoy ny fiteny).

Samia ho tahin'ny Tompo namana
47. bor2lais ( 29/09/2014 07:25)
Averiko indray fa iana(re)o (fa tsy Izy) no mety olana fa tokony mba mandini-tena ihany in11 ! :-)
48. RBNIR ( 29/09/2014 13:08)
bor2lais:

Averiko indray fa iana(re)o (fa tsy Izy) no mety olana fa tokony mba mandini-tena ihany in11 ! :-)

Tsy olana namana ! tsy misy antony ifandroritana amin'izany, anjaran'ny tsi11 tokoa ny mahita izay, na izany na tsy izany tsy maintsy hisy ny handà (toy ireo izay nandefona Azy) enga anie ka tsy mba hisy ihany ny handray na dia voalaza fa ho vitsy aza.

Samia ho tahin'ny Tompo namana,

49. bor2lais ( 30/09/2014 07:42)
RBNIR:

... enga anie ka tsy mba hisy ihany ny handray na dia voalaza fa ho vitsy aza...

???
:-)
50. RBNIR ( 30/09/2014 10:49)
diso diso kely dia m..enga anie ka mba hisy ihany no tiana ambara e, mahafinaritra fa tena mamaky nareo namana a, ny Tompo anie hitsinjo anao sy ny hafa e,

Samia ho tahin'ny Tompo namana,
51. bor2lais ( 30/09/2014 12:21)
[size=10]Ao anatin'ny fanasana ny tongotrao daholo no ahitana izany ry namana RBNIR ô ! ;-)[/size]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2247