Hafahafa ity fitondrana ity

1. rabaradaka ( 04/08/2014 05:59)
Mba hafahafa mihitsy ity fitondrana ity : rehefa karana (SOCOTA Antsirabe) na vazaha no manasa an'ingahy KOLO Roger dia tsy mahatan-damba mihitsy ny naoa lahy. Tena mahamenatra ange izany e, tena hita hoe misolelaka vazaha sy karana sa maka pour boire any ingahy PM ? Ny valiny no tinao ho fantatra ? Sady misolelaka no manery mihitsy ny amin'ny "pot de vin" homena azy. Misy porofo io ary hatramin'ny chèque nakana vola nomena azy hitanay
novalian'i andrywui ny 07/08/2014 20:05
2. andrywui ( 07/08/2014 20:05)
Io diniky rabaradaka io zao ra efa lany any le volavolandalana cybercriminalite defa ampihinanin i Kolo amnio enao zao hihihihi satria menatra b izy amle oe pour boire de tsy hanaiky mitsy huhuh ppffff.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1731