Karana no masi-mandidy eto amin'ny firenena izao

1. rabaradaka ( 23/06/2014 06:23)
Firy firy ny harena nalaina sy norobain'ny karana teto amintsika ary izao izy vao mainka tena mangorona izay azony satria eo ambany saokany ny fitondram-panjakana nefa dia ambulance ratsy kely sady efa tsy mandeha intsony toa izao no mba foin'ny Association Karana ho an'ny malagasy. Tena tsy rariny kosa e
novalian'i endriny ny 02/07/2014 08:58
2. mangana ( 28/06/2014 11:38)
Zao angaha rabaradaka vao tonga saina e ! efa karana frantsay no mibaiko antsika depuis 2009 ary tena mampanahy fa mety ho lasa zanatany frantsay indray isika atsy ho atsy. Toa be zesta sy be fihetsiketsehana fotsiny ity Hery ry rabaradaka
3. Fitokisana ( 02/07/2014 07:23)

mangana:

Zao angaha rabaradaka vao tonga saina e ! efa karana frantsay no mibaiko antsika depuis 2009 ary tena mampanahy fa mety ho lasa zanatany frantsay indray isika atsy ho atsy. Toa be zesta sy be fihetsiketsehana fotsiny ity Hery ry rabaradaka


Ny vahiny foana no omeo tsiny amin'ny erreur tsika gasy e! Ny politika sy ny lalanantsika ary ny mpitondra tsy mamely no mahatonga ny vahiny hanararaotra ohatran'io. Adala Tompo hoy ilay fitenenantsika izay. Ra tena hanova ireo vahiny ireo isika de tokony isika gasy koa no hiova saina voalohany. Ny olona hafa ihany no kianina nefa isika aza samy mitady ny tombotsoany!!!Io le hoe ovao aloha ny tenanao zay vao manova olona hafa.
Io ilay lalanan'ny " economie de marche", samy mitady ny tombotsoany. Anjarantsika sy ny filoha sy ny tompon'Andraikitra isankarazany no mitarika ny tsirairay ho any amin'ny lalana marina.Saingy nofy any zany!!!
4. endriny ( 02/07/2014 08:58)
Tsy omena tsiny ny vahiny fa ny tompon-tanana no matsaka rano t ... Raha izao sy karana no miditra biraom-panjakana dia izao ny ahy hoe inona no atao ho anao, ny an'i karana hoe patro inona no azo atao anao patron, iza no tadiavinao patron...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0989