NY FOTOANA ANKATOKY NY VANIM-POTOANAN'NY FANDAMINANA VAOVAO

1. Maranatha ( 16/06/2014 06:25)
« Fa ny làlan’ ny marina dia tahaka ny fipoak’ andro maraina izay mihamavaza ambaram-pitataovovonan’ ny andro. » Ohabolana 4 : 18 Araho ny rohy http://mharanatha.blogspot.com/2014/06/ny-fotoana-ankatoky-ny-vanim-potoananny.html
novalian'i endriny ny 17/06/2014 07:06
2. endriny ( 17/06/2014 07:06)
Marina loatra...
Ny fisondrotry ny maraina dia toa taratry ny fisondrotry ny fahalalan'ny olona iray. Saingy rehefa tonga ny mitatao vovonana dia manomboka mihena izy. Io ilay fetran'ny fahalalan'ny tsirairay. Rehefa miha antitra aho dia mbola ilay fahalalana noratovina fony kely, fony maraina no miraikitra ao an-doha. Ny olona tanora manodidina anefa mbola vao maraina ka manana fahalalana vaovao tsy takatry ny antitra. Dia eo ilay hoe fahalalana mihemotra ny hariva.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1349