masturbation

41. rhaj0 ( 20/06/2014 10:48)
bor2lais:
>> Ny fanaovana plagiat ny nolazain'ny menarana tamin'i Eva mikasika ilay voankazo voarara ! :-)

O ry Bor2lais a... tsy haiko akory inona no "nolazain'ny menarana".. mbola tsy tonga tany aho aloha izao... Fa ny hafa moa efa nilaza fa (hotry ny) "ampitenenin'ny Ratsy" aho ka dia... mila mifanaraka ianareo...
42. rhaj0 ( 20/06/2014 10:51)
Fa tohizako kely indray ilay teo

Hoy ny Baiboly:
"tsy mandidy anefa aho milaza izany, fa mamela malalaka."
Io no napetrany mazava (ho an'ny Malagasy) rahefa avy nametraka ny toro-lalana iray izay Izy, tao @ Korintiana I toko 7. 6.


ity ilay tohiny

[quote=Hoy ny Baiboly]"Satriko aza manao tahaka ahy avokoa ny olona rehetra; nefa samy manana izay fanomezana manokana nomen'Andriamanitra azy avy moa..."
Mipetraka mazava (ho an'ny Malagasy) koa io, tao @ Korintiana I toko 7. 7


Ka dia amafisiko fa izay mahasalama ara-sex anao re jerena e... "mino" aho fa mi-comprendre Izy (rahefa tsy hi-comprendre rizareo iretsy)


43. rhaj0 ( 20/06/2014 10:59)
Eto tokoany aho izao, rahefa manao fampitaha t@ fony tany an-tsekoly, dia ry Bor2lais sy ry Tefigasy na ry Toriteny izany anie ka sahala @ ireny "mpaka 19" ireny, misolelaka manaraka tsisy adi-hevitra sy ara-baki-teny, h@ point sy virgule, ny mpampianatra, dia mamelively na manatsatsotsatso ny namana hafa rehetra tsy "maka 19" hotr'azy..

Fa ianao "Mpaka-19" io ngaha ve moa hahazo tombon-dalana rahefa @izany ...

Samy hahita ny note-ny @ andro farany e...
44. bor2lais ( 20/06/2014 11:03)
O boy ... :-)
45. rhaj0 ( 20/06/2014 17:16)
:) tsy hitanao ve hoe tena maaahaaataaahoootrrrraaa mihintsy zahay rahefa avy anaovanareo demonstralation be, sahala @ ataon'ny mpampianatra, ary hotry ny araka ny itiavan'ilay mpampianatra azy (araka ny fahazoanareo azy)... zahay izany ilay maditra @ io ? :)
46. naivokely7 ( 30/06/2014 08:22)
rhaj0:

famaritana:
... izay rehetra mijery vehivavy ka mila azy dia efa mijangajanga...


Ny ahy izao ny vehivavy dia toa voninkazo. Eny mijery voninkazo aho. Fa "mila" ilay voninkazo ve aho? Izaho efa manana any an-trano. Ka raha vao lasa eritreritra fotsiny aho izany, hoe "mila" azy ho any an-tranoko, na "mila" azy ho fofoniko, dia ... lazain'i Jesosy fa "mijangajanga" hono aho izany. Izay izany ilay hoe "mijangajanga", ara-pamaritana.. ara-Baiboly.

Fa ny loha-hevitra eto k'alongany dia ny mi-matsirobe e... Koa raha mi-matsirobe izany aho, ka mba manofinofy ny fofon'ny raozy, dia ny fofon'ny liliane sy paquerette ary i jacynthe, dia lazain'i Jesosy fa "mijangajanga" hono aho izany. Izay izany... ara-pamaritana... tsy mila hifandirana.

Fa rahefa izay no ekenareo, dia aoka hazava kosa fa @ io tranga io, hoe rahefa "mila" azy ihany no "fahotana" ny mi-matsirobe. Fa kosa, ny mi-matsirobe (@ ankapobeny) dia TSY fahotana.


(mila miera an'i Hery aho angamba vao afaka mizara video eto maneho viavy mi-matsirobe... TSY mampiasa voninkazo...)

Eo am-piandrasana, dia mampirisika foana aho, aza kobonina sy fefena ny filAnareo rey olona.. TSY fahotana ny mi-matsirobe... Ny fahasalamana ara-sex-nao jerena.



Tena FAHOTANA kosa ny Masturbation e. Tsy mitovy @ lalaon'ankizy sy fanoharana hafa io fa sexe no resaka eto, fijangajangana ny resaka eto. Mazava be kosa angamba no nolazain'i toriteny teo ary nampiany andala-tsoratra masina ilay izy fa maro no tsy te hino azy. Amiko manokana dia fahotana io ary tsy sitrapon'Andriamanitra mihintsy satria otran'ny mampirafy nyvadinao ianao raha manao azy. raha mijery lehilahy na vehivavy ianao ka mila azy dia efa mijangajanga izay. Eny fa na ny vadinao aza no eritreretinao eo ampanaovana masturbation dia dia efa fahotana izay.
47. rhaj0 ( 02/07/2014 18:29)
Hi hi hi... dia I Naivokely koa kay izany rahefa manao matsirobe ao dia mieritreritra viavy hafa fa tsy ny andefimandriny...

Fa dia asa foana ho'a aloha ny anareo, fa ny tanora (sy ny antitra) aty ohatra, dia mifandefa sary (mihetsika) @ andefimandriny ao rahefa misara-toerana zareo (na dia hoe 1 minitra monja aza :)

Fa ohatra koa hoe, Lion King eritreretina e...

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2556