masturbation
21. rhaj0
(
17/06/2014 14:23)
famaritana:
... izay rehetra mijery vehivavy ka mila azy dia efa mijangajanga...
Ny ahy izao ny vehivavy dia toa voninkazo. Eny mijery voninkazo aho. Fa "mila" ilay voninkazo ve aho? Izaho efa manana any an-trano. Ka raha vao lasa eritreritra fotsiny aho izany, hoe "mila" azy ho any an-tranoko, na "mila" azy ho fofoniko, dia ... lazain'i Jesosy fa "mijangajanga" hono aho izany. Izay izany ilay hoe "mijangajanga", ara-pamaritana.. ara-Baiboly.
Fa ny loha-hevitra eto k'alongany dia ny mi-matsirobe e... Koa raha mi-matsirobe izany aho, ka mba manofinofy ny fofon'ny raozy, dia ny fofon'ny liliane sy paquerette ary i jacynthe, dia lazain'i Jesosy fa "mijangajanga" hono aho izany. Izay izany... ara-pamaritana... tsy mila hifandirana.
Fa rahefa izay no ekenareo, dia aoka hazava kosa fa @ io tranga io, hoe rahefa "mila" azy ihany no "fahotana" ny mi-matsirobe. Fa kosa, ny mi-matsirobe (@ ankapobeny) dia TSY fahotana.
(mila miera an'i Hery aho angamba vao afaka mizara video eto maneho viavy mi-matsirobe... TSY mampiasa voninkazo...)
Eo am-piandrasana, dia mampirisika foana aho, aza kobonina sy fefena ny filAnareo rey olona.. TSY fahotana ny mi-matsirobe... Ny fahasalamana ara-sex-nao jerena.
22. endriny
(
17/06/2014 14:36)
toriteny:
endriny:
Ny ankizy milalao basy ve dia efa naman'ny mamono olona, na mamono olona any an-tsainy? Fahotana lehibe izany.
Ny resaka milalao basy indray, aza mamorona izay tsy voalazan'ny Baiboly. Ankizy milalao basy izany mifaly, mifanohitra amin'ny voalaza ny Mat5:22: izay tezitra amin'ny rahalahiny, izay manao tsinotsinona (olom-poana) ny rahalahiny, izay miteny ratsy ny rahalahiny no mitovy amin'ny famonoan'olona.
Ka inona moa no maha samy hafa ny milalao basy sy ny milalao taovam-pananahana?
toriteny:
endriny:
Fa maninona ny hoe mijangajanga dia hoe filana vehivavy fotsiny? Fa angaha tsy misy vehivavy mba mandeha mila lehilahy koa? Ary ny vehivavy ve tsy manao izany masturbation izany?
Vavy sy lahy ny teneniny amin'ny masturbation ao amin'ny 1Kor7:4 fa tsy lehilahy ihany :" Ny vavy tsy manampahefana amin'ny tenany , fa ny lahy ; ary mba toy izany koa ny lahy tsy manampahefana amin'ny tenany , fa ny vavy”"
Ianao ihany ange no manisika hoe izay rehetra mijery vehivavy e, fa tsy misy hoe izay mijery lehilahy ihany koa..
toriteny:
Mino ve ianao fa Jesosy no nilaza io [/u][/b]Mat.5:27-28 io izay manao hoe : Efa renareo fa voalaza hoe : " Aza mijangajanga" (Eks .20 .14) . Fa izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mijery vehivavy hila azy dia efa nijangajanga taminy tam-pony sahady"
23. endriny
(
17/06/2014 14:43)
Misy razoky mijery baolina eo am-pijerena baolina izy dia mangidihidy mihintsy ny tongony te handaka ilay baolina dia sady miteny hoe: "dakao makary leity e". Amin'io mihetsika ihany ny tongony. Dia efa naman'ny milalao baolina izany io ranamana io ve?
MIsy ankisy milalao Tanana fotsiny mahita ny namany mitendry gitara, dia efa naman'ny milalao gitara ve izy izany?
Koa raha milalao ny fananahany izy fa mangidihidy iny, dia nahoana no lazaina fa naman'ny efa mijangajanga izy?

24. bor2lais
(
17/06/2014 15:20)
rhaj0:
Eo am-piandrasana, dia mampirisika foana aho, aza kobonina sy fefena ny filAnareo rey olona.. TSY fahotana ny mi-matsirobe... Ny fahasalamana ara-sex-nao jerena.
Nahazo mpanolotsaina kosa ny pretra lazaina fa mpanolana izany a !
25. rhaj0
(
17/06/2014 15:55)
bor2lais:rhaj0:Nahazo mpanolotsaina kosa ny pretra lazaina fa mpanolana izany a !
Eo am-piandrasana, dia mampirisika foana aho, aza kobonina sy fefena ny filAnareo rey olona.. TSY fahotana ny mi-matsirobe... Ny fahasalamana ara-sex-nao jerena.
he he he... Io lazaiko io ve no lazain'i Bor2lais fa toro-hevitra tsaraamena ny pretra-mpanolana, ny mba tsy hikobonany sy hifefeny ny filAny ?
Eny : azo raisina ho toro-hevitra ho an'ny pretra-mpanolana izany, raha ny fahitako azy. Tsy salama ara-sex ireto pretra-mpanolana satria noteriteren'ny Eglizy/Vatican ny filAny.
Tokony ho ni-matsirobe fotsiny no nataony, dia nefa hoy ny Baiboly (sa i Toriteny) hoe fahotana izany, ka dia lasa izy nanampatra tany @ ankizy.
Ka dia mety mahatsiaro meloka izany ny Eglizy/Vatican, fa izy ihany no nanosika (ankolaka) ny pretra-ny hanao ny tsy fanao io, ka dia izay no hanafenany azy ?
Tokony tohizana resahina atsy @ resaka pretra mpanolana ity resaka ity...
26. rhaj0
(
17/06/2014 16:04)
toriteny:rhaj0:Jereo tsara fa tsy io tsy maha tompon'ny tena ny tsirairay akory io no noresahiny hoe tsy handidiany sy hamelàny malalaka ny tsirairay io fa ny fisarahan'ny mpivady fandriana ragha tsy rehefa mivavaka ihany...
Fa avy eo, eo ambanimbany io : "tsy mandidy anefa aho milaza izany, fa mamela malalaka."
Ka dia DISO izany ny Baiboly Malagasy. Jereo tsara eto fa "teboka" no manasaraka ny #6. Ny an'ny Malagasy anefa "point-virgule".
Ka amiko, ilay "6 I say this as a concession, not as a command." dia mihatra @ ilay paragraph rehetra, "7 Now for the matters...", ka ao anatin'izany ny matsirobe.
Ka dia manamafy indray aho. TSY fahotana ny matsirobe. Satria efa hoy Izy : " 6tsy mandidy anefa aho milaza izany, fa mamela malalaka."
Izany no fandehany :
- satria ireo olombe nanao ny fandikana ireo raki-tsoratra taloha dia ... olona ihany,
- satria izao dia samy mandray izay mampetimety ny baolinany ny tsirairay.
27. rhaj0
(
17/06/2014 16:36)
Dia tena DISO ny Baiboly malagasy. Ny an'ny frantsay koa dia "teboka" fa tsy "point-virgule" (ohatra jereo eto).
Sady rahefa miala #5 ka miditra #6 dia midika fa fehezan-teny vaovao izany fa tsy "point-virgule" (raha ny fahazoako azy).
Sao misy mpahay azy eto afaka maneho (manao demonstration) fa marina ny "point-virgule" ?
Sa ilay teny @ interinety nadika no diso.. mba jerevo hoe ny eo ambony taratasy e...

28. Tefigasy
(
18/06/2014 07:05)
Gen.38:9-10 "Ary fantatr'i Onana fa tsy ho azy tsinona ny zaza ; koa raha nandry tamin'ny vadin'ny rahalahiny izy , dia nandraraka tamin'ny tany mba tsy hiterahany zanaka ho an'ny rahalahiny . Ary ratsy teo imason'i Jehovah izay nataony"
Efa betsaka ireo ny teny fampitandremana sy fanitsiana raha ny fijery kristianina no hijerena ity lohahevitra ity. Misy koa ny fijery tsy kristianina izay mamporisika ny fanaovana izany. Tsy mahagaga ary tsy tokony hampahagaga satria efa halan'izao tontolo izao ny mpino. Anjaranao izay nanokatra ny lohahevitra ny mandray izay tandrify anao dia mahaiza mizotra amin'izay tokony ho izy.

29. toriteny
(
18/06/2014 07:33)
rhaj0:
Fa rahefa izay no ekenareo, dia aoka hazava kosa fa @ io tranga io, hoe rahefa "mila" azy ihany no "fahotana" ny mi-matsirobe. Fa kosa, ny mi-matsirobe (@ ankapobeny) dia TSY fahotana.
Fa inona no fahalalanao izany hoe "mila" izany? Ny mila akory tsy midika hoe besoin pressant sy irrefoulable ka hoe izay mi-se masturber amin'iny tsy tanty iny no fahotana fa rehefa tsy obsédant ilay besoin nefa ianao mi-se masturber dia tsy fahotana.
Fa ny "mila vehivavy lazaina eto" dia ny mi-convoiter ny version française ny na mi-désirer physiquement.
Ka raha mbola vehivavy hafa ankoatran'ny vadinao no ao an-tsainao sy tsiriritinao rehefa mi-se masturber ianao dia efa mijangajanga ianao. Sady ilay acte mihitsy no fahotana e! >>>>>>Jereo 1Kor 7:4
Fa rehefa miresaka an'io 1Kor 7:4 io ihany, resaka "." sy ";" . Ny ato anaty baiboliko (version électronique sy livre) aloha dia "POINT" avokoa ny manasaraka ny 5 sy 6 fa tsy "POINT-VIRGULE" lazainao izany fa mety ny version hitanao tany amin'ny internet no diso fa tsy ny fandikandefa en général.
Noho izany aza mitady excuse tsy hi se masturber na Rhajo a. :) Rehefa mi se sentir coupable ianao manao ilay izy dia hajanony fotsiny. Ny 1 Kor 7:4 dia mazava, aleo averiko eto indray :" Ary amin'ireo zavatra nosoratanareo , dia tsara amin'ny lehilahy raha tsy mikasi-behivavy akory . Anefa noho ny fijangajangana dia aoka ny lehilahy REHETRA (vf: CHAQUE, SANS EXCEPTION)samy hanana ny vadiny avy , ary aoka koa ny vehivavy REHETRA samy hanana ny vadiny avy"
rhaj0:
Izany no fandehany :
- satria izao dia samy mandray izay mampetimety ny baolinany ny tsirairay.
Mi-comprendre ihany aho satria izaho koa dia toa anao io talohan'ny nanolorako tena ho an'ny Tompo. Ary hisaorako Izy nanala ahy tamin'izany ary hiriako indray andro ny mba hahalalanao "intimement" an'i Jesosy ihany koa fa tsinotsinona avokoa izany rehefa miaraka Aminy ianao.
Izay izany ny anao fa raha kristianina ianao, efa nandray ny Tompo dia tsy izay mampetipety ny fiainanao no ataonao fa ito Gal5:17:"Fa ny nofo manohitra ny Fanahy , ary ny Fanahy manohitra ny nofo ; ary mifanohitra izy roroa , mba tsy hahazoanareo manao izay zavatra tianareo ."
Ary tsy sarotra be io :) fa tena mora. Sady aza matahotra fa tsy mivadika aliéné mental ianao rehefa kristianina nandray ny Tompo ka tsy mi-se masturber intsony :)
rhaj0:
Ka amiko, ilay "6 I say this as a concession, not as a command." dia mihatra @ ilay paragraph rehetra, "7 Now for the matters...", ka ao anatin'izany ny matsirobe.
Io ambony io no izy. Fa raha ny paragraphe rehetra no izay concerné amin'io "tsy mandidy io" dia be dia be ny didy (tena miteny mitsy Izy hoe mandidy) manaraka eo no lasa facultatif fa tsy obligatoire intsony. Nefa toy ny ilay teo ambony "irrévocable " sy tsy maintsy arahin'ny rehetra ireo didy ireo fa TSISY EXCEPTION.
endriny:
Ianao ihany ange no manisika hoe izay rehetra mijery vehivavy e, fa tsy misy hoe izay mijery lehilahy ihany koa..
Détail izany amiko fa concerné amin'io daholo na lahy na vavy. Fa tsy hoe rehefa tsy mi-préciser Izy hoe lehilahy SY vehivavy dia tsy ao anatiny ny vehivavy.
Ao ambonin'io Izy izao miteny hoe Mat5:22-24:"Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe : Izay rehetra tezitra amin'ny rahalahiny dia mendrika hohelohina amin'ny fitsarana ; ary na zovy na zovy no hanao amin'ny rahalahiny hoe : Olom-poana ianao , dia mendrika hohelohina amin'ny synedriona ; ary na zovy na zovy no hanao hoe : Foka ialahy , dia mendrika ho ao amin'ny helo mirehitra afo .Ary amin'izany , raha mitondra ny fanatitrao ho eo amin'ny alitara ianao , ary eo no mahatsiaro fa ny rahalahinao manana alahelo aminao ,dia avelao eo anoloan'ny alitara ny fanatitrao , ka mandehana aloha , ataovy izay hihavananao amin'ny rahalahinao ary rehefa miverina , dia vao atero ny fanatitrao "
Tsisy rahavavinao ao. Izany akory tsy midika hoe tsy concernées isiaka vehivavy. ary be dia be ohatran'io ao anaty baiboly.
30. bor2lais
(
18/06/2014 08:35)
rhaj0:
he he he... Io lazaiko io ve no lazain'i Bor2lais fa toro-hevitra tsaraamena ny pretra-mpanolana, ny mba tsy hikobonany sy hifefeny ny filAny ?
Eny : azo raisina ho toro-hevitra ho an'ny pretra-mpanolana izany, raha ny fahitako azy. Tsy salama ara-sex ireto pretra-mpanolana satria noteriteren'ny Eglizy/Vatican ny filAny.
Tokony ho ni-matsirobe fotsiny no nataony, dia nefa hoy ny Baiboly (sa i Toriteny) hoe fahotana izany, ka dia lasa izy nanampatra tany @ ankizy.
Ka dia mety mahatsiaro meloka izany ny Eglizy/Vatican, fa izy ihany no nanosika (ankolaka) ny pretra-ny hanao ny tsy fanao io, ka dia izay no hanafenany azy ?
Izay izany ve no nandraisanao io voasoratro io ?
Ary mba noeritreretinao ve fa mety koa ny fanaovany "masturbation" no nampitombo ny filany ka nahatonga azy ni-"passer à l'acte" (hoy ny fitenenana) amin'ny fanolanana ? ;-)
Ny mahavariana amin'ny fijerinao dia ny tapany faharoa (passage à l'acte na fanolanana) ihany no hitanao hoe tsy mety fa ny voalohany izay mety nahatonga ity faharoa kosa dia amporisihinao sy hanaovanao "propagandy"fatratra !
Fomba fijery ihany anefa ny ahy io a ! :-)
31. rhaj0
(
18/06/2014 10:47)
bor2lais:
Ka raha mbola vehivavy hafa ankoatran'ny vadinao no ao an-tsainao sy tsiriritinao rehefa mi-se masturber ianao dia efa mijangajanga ianao...
Efa hoy aho hoe : "Izay izany... ara-pamaritana... tsy mila hifandirana."
Fa i Bor2lais koa kay izany rahefa mi-se-matsirobe koa dia "mieritreritra viavy hafa ankoatran'ny vadiny..." Nareo zalahy mba mijereva Youtube ihany fa misy paikady hafa fatao koa... ahatongavana any an-danitra e (tsy mila mampiasa voninkazo ho'a)...
Koa na ny ankizy azany mba mi-se-matsirobe : dia hilaza ianao Bor2lais fa nieritreritra vehivavy hafa (toa anao) koa ilay zaza ? MIkitikitika eo re izy dia mety mahita fa rahefa toatoa izao dia manitikitika mahafinaritra ka dia mankafia izy dia mamerina e...
Dia lazao koa re ry Bor2lais fa rahefa avy mi-decouvrir ny sexoality-ny ao ilay zaza, dia vonona ny hanolana @ izay. Ireo pretra-mpanolana no efa mpanolana. Ny fanolanana dia tsy resaka sexoaly (ihany) fa resaka power..
32. toriteny
(
18/06/2014 11:31)
Tonga dia toran'ny hehy be za namaky anao. Hainao no tonga dia tato an-tsaiko? Ny zanako indray mandeha nividy sucette efa hariva ny andro dia noteneniko hoe tsy mahazo mihinana an'ireny ianao fa tsy mahita tory eo rahalina sady mankarary nify ireny no mankarary.
dia toa anao io mitsy no nataony, tsy mety mamoy ilay sucette. Izy ary mba nety nalahatra ihany tsy toa anao.

33. bor2lais
(
18/06/2014 11:31)
rhaj0:
bor2lais:
Ka raha mbola vehivavy hafa ankoatran'ny vadinao no ao an-tsainao sy tsiriritinao rehefa mi-se masturber ianao dia efa mijangajanga ianao...
Tsy fantatro na efa fanina ianao na tsia fa toa tsy izaho no nanoratra an'io a ! :-)
Ity no nosoratako :
bor2lais:
Ary mba noeritreretinao ve fa mety koa ny fanaovany "masturbation" no nampitombo ny filany ka nahatonga azy ni-"passer à l'acte" (hoy ny fitenenana) amin'ny fanolanana ?
Ny mahavariana amin'ny fijerinao dia ny tapany faharoa (passage à l'acte na fanolanana) ihany no hitanao hoe tsy mety fa ny voalohany izay mety nahatonga ity faharoa kosa dia amporisihinao sy hanaovanao "propagandy"fatratra !
Fomba fijery ihany anefa ny ahy io a !
Hay moa tsy noeritreretinao akory izany io tranga lazaiko io ka atao ahoana !
Ny ahy koa ange averiko fa fomba fijery e ! :-)
34. rhaj0
(
18/06/2014 12:43)
bor2lais:
Ary mba noeritreretinao ve fa mety koa ny fanaovany "masturbation" no nampitombo ny filany ka nahatonga azy ni-"passer à l'acte" (hoy ny fitenenana) amin'ny fanolanana ?
rhaj0:
Dia lazao koa re ry Bor2lais fa rahefa avy mi-decouvrir ny sexoality-ny ao ilay zaza, dia vonona ny hanolana @ izay.
bor2lais:
Ny mahavariana amin'ny fijerinao dia ny tapany faharoa (passage à l'acte na fanolanana) ihany no hitanao hoe tsy mety fa ny voalohany izay mety nahatonga ity faharoa kosa dia amporisihinao sy hanaovanao "propagandy"fatratra !
rhaj0:
Ireo pretra-mpanolana no efa mpanolana. Ny fanolanana dia tsy resaka sexoaly (ihany) fa resaka power..
rhaj0:
Tsy salama ara-sex ireto pretra-mpanolana satria noteriteren'ny Eglizy/Vatican ny filAny.
Tokony ho ni-matsirobe fotsiny no nataony, dia nefa hoy ny Baiboly (sa i Toriteny) hoe fahotana izany, ka dia lasa izy nanampatra tany @ ankizy.
Ka dia mety mahatsiaro meloka izany ny Eglizy/Vatican, fa izy ihany no nanosika (ankolaka) ny pretra-ny hanao ny tsy fanao io, ka dia izay no hanafenany azy ?
35. rhaj0
(
18/06/2014 13:15)
Ny matsirobe izany "fahotana" fa kosa, ny "manolana zaza tsy ampy taona" tsy izy an...
Mba ameo soratra avy @ Baiboly milaza fa "ny manolana zaza tsy ampy taona dia fahotana" hoe e...

36. rhaj0
(
18/06/2014 15:00)
toriteny:
Tonga dia toran'ny hehy be za...
Inona no mampihomehy (mba hihomehezana koa). Sao ity :
rhaj0:
Koa na ny ankizy azany mba mi-se-matsirobe : dia hilaza ianao Bor2lais fa nieritreritra vehivavy hafa (toa anao) koa ilay zaza ? MIkitikitika eo re izy dia mety mahita fa rahefa toatoa izao dia manitikitika mahafinaritra ka dia mankafia izy dia mamerina e...
Nefa io izao toa tsy mampihomehy an'i Bor2lais :)
37. endriny
(
18/06/2014 18:42)
Nangidihidy mihintsy ny lohako nahita ilay baolina tsy matin'i Australianina. Dia efa nanao baolina aho izany...
Fa esory teo io taova io raha ny fisainana an'io fotsiny sy ny filalaovana an'io dia efa fahotana. Kay ity Atra ity Atra mpanjono sy mpamitaka. Fitaovana namboariny no lalaoviko dia ozoniny any amin'ny afobe mandrakizay aho...
Atra mpakafanahy olona fotsiny. Maninona no tsy nataony toy ny trondro aho...
Mety tsy omby ny olona rehetra angamba izany lanitra izany dia atao izay fomba rehetra anivanana ny olona mba ho any...

38. bor2lais
(
19/06/2014 08:14)
Saika tsy hamaly ihany aho satria noheveriko fa manao fanahy iniana "manolana" resaka ny namana rhaj0. Saingy rehefa niverina namaky dia toa tsapako fa toa tsy azon'i rhaj0 mihitsy ny zavatra soratako (mety izaho koa angamba no tsy nahay manazava tsara).
Raha nanoratra io aho ry rhaj0 dia ireo pretra lasa "nanolana" no tiako tenenina a ! :-)
Ity valinteny ity no nahatsapako fa tsy azonao io lazaiko io :
1. Lasa ampitovianao amin'ny zaza ry zareo ! :-)
2. Milaza zavatra tsy eritreretiko ianao
3. Ny filazanao an'io dia toa milaza fa tranga tsy mety hiseho mihitsy io, izany hoe zavatra voafehinao ny resaka fanolanana raha ny fahazoako azy ! :-)
Hay ekenao ihany fa mety misy (kely) resaka sexoaly ihany ilay "fanolanana" fa mody ahodikodinao na saromanao amin'ny resaka zazakely mi-découvrir ny sexoality-ny ! :-)
Ilay fanazavana momba ny tsy maha salama ara-sex aloha dia fomba fijerinao manokana io fa ny ahy kosa dia ity :
"mety koa ny fanaovany "masturbation" no nampitombo ny filany ka nahatonga azy ni-"passer à l'acte" (hoy ny fitenenana) amin'ny fanolanana"
Raha mety ho marina ny anao dia tsy voatery ho diso koa ny ahy ! :-)
Mbola "fanolanana" resaka ihany no ataonao eto (mety déformation angamba) :-) !
Pretra (lasa) mpanolana no resahiko (izay tsy manambady aman-janaka fara-faharatsiny ara-dalana raha ny fahazoako azy hatreto ) dia io no lazainao !
Mba hanomezana fahafam-po anao ry "mpanolana" resaka dia indramiko indray ity
:-)
bor2lais:
Ary mba noeritreretinao ve fa mety koa ny fanaovany "masturbation" no nampitombo ny filany ka nahatonga azy ni-"passer à l'acte" (hoy ny fitenenana) amin'ny fanolanana ?
Raha nanoratra io aho ry rhaj0 dia ireo pretra lasa "nanolana" no tiako tenenina a ! :-)
Ity valinteny ity no nahatsapako fa tsy azonao io lazaiko io :
rhaj0:
Dia lazao koa re ry Bor2lais fa rahefa avy mi-decouvrir ny sexoality-ny ao ilay zaza, dia vonona ny hanolana @ izay.
1. Lasa ampitovianao amin'ny zaza ry zareo ! :-)
2. Milaza zavatra tsy eritreretiko ianao
3. Ny filazanao an'io dia toa milaza fa tranga tsy mety hiseho mihitsy io, izany hoe zavatra voafehinao ny resaka fanolanana raha ny fahazoako azy ! :-)
bor2lais:
Ny mahavariana amin'ny fijerinao dia ny tapany faharoa (passage à l'acte na fanolanana) ihany no hitanao hoe tsy mety fa ny voalohany izay mety nahatonga ity faharoa kosa dia amporisihinao sy hanaovanao "propagandy"fatratra !
rhaj0:
Ireo pretra-mpanolana no efa mpanolana. Ny fanolanana dia tsy resaka sexoaly (ihany) fa resaka power..
Hay ekenao ihany fa mety misy (kely) resaka sexoaly ihany ilay "fanolanana" fa mody ahodikodinao na saromanao amin'ny resaka zazakely mi-découvrir ny sexoality-ny ! :-)
rhaj0:
Tsy salama ara-sex ireto pretra-mpanolana satria noteriteren'ny Eglizy/Vatican ny filAny.
Tokony ho ni-matsirobe fotsiny no nataony, dia nefa hoy ny Baiboly (sa i Toriteny) hoe fahotana izany, ka dia lasa izy nanampatra tany @ ankizy.
Ka dia mety mahatsiaro meloka izany ny Eglizy/Vatican, fa izy ihany no nanosika (ankolaka) ny pretra-ny hanao ny tsy fanao io, ka dia izay no hanafenany azy ?
Ilay fanazavana momba ny tsy maha salama ara-sex aloha dia fomba fijerinao manokana io fa ny ahy kosa dia ity :
"mety koa ny fanaovany "masturbation" no nampitombo ny filany ka nahatonga azy ni-"passer à l'acte" (hoy ny fitenenana) amin'ny fanolanana"
Raha mety ho marina ny anao dia tsy voatery ho diso koa ny ahy ! :-)
rhaj0:
Koa na ny ankizy azany mba mi-se-matsirobe : dia hilaza ianao Bor2lais fa nieritreritra vehivavy hafa (toa anao) koa ilay zaza ? MIkitikitika eo re izy dia mety mahita fa rahefa toatoa izao dia manitikitika mahafinaritra ka dia mankafia izy dia mamerina e...
Mbola "fanolanana" resaka ihany no ataonao eto (mety déformation angamba) :-) !
Pretra (lasa) mpanolana no resahiko (izay tsy manambady aman-janaka fara-faharatsiny ara-dalana raha ny fahazoako azy hatreto ) dia io no lazainao !
rhaj0:
Nefa io izao toa tsy mampihomehy an'i Bor2lais
Mba hanomezana fahafam-po anao ry "mpanolana" resaka dia indramiko indray ity
mampihomehy:
mamp'me e ... hihihi
:-)
39. rhaj0
(
19/06/2014 15:30)
o boy... Fa dia inona loatra azany ny olanareo @ matsirobasio.. matsirobe anie io e... Tsy mila cerebral be, na demonstration be, na resaka be, fa tonga dia reveo fotsiny e... Ahita hafaliambe nareo ... Dia Izy ve dia tsy ho faly raha faly (ara-sex) nareo ? Rahefa TSY faly (ara-sex) indrindra ny olona no konjokonjo sy kirintondrintona ary masiatsiaka hotr'io ary manimba ny fiaraha-miaina.
Fa efa mba nanandrana ve ho'a nareo k'lou e... hanontanio ny ankizikely ao fa manitikitika mahafinaritra anie hono izy ao...
Fa rahefa masiatsiaka @ io ho'a nareo, dia hoe, ngo azany nareo ho'a toatoa an'ireo :
- olombe te-hamehy ny filAn'ny olona eo ambaniny, toa ireo eunuque, na ireo andevo ho'a...
- olona mialona fa ny hafa ka tsara revy, nefa nareo toa tsy mahatakatra ilay revy, ary dia mitady hanakana ankolaka ny olona tsy hi-revy (dia mody hoe Finoana e...)
Fa na ao @ Baiboly azany ny demonstration be nareo, dia raha izaho (ary ampirisihiko nareo rehetra) dia miverina @ hoe ...
Ka dia izay mahasalama ara-sex anao re jerena e... "mino" aho fa mi-comprendre Izy (rahefa tsy hi-comprendre rizareo iretsy)

Hoy ny Baiboly:
Rahefa avy nametraka ny toro-lalana iray izay Izy, dia nametraka mazava
tao @ Korintiana I toko 7. 6, hoe :
"tsy mandidy anefa aho milaza izany, fa mamela malalaka."
Ka dia izay mahasalama ara-sex anao re jerena e... "mino" aho fa mi-comprendre Izy (rahefa tsy hi-comprendre rizareo iretsy)
40. bor2lais
(
20/06/2014 07:41)
O boy ... :-)
>> Ny fanaovana plagiat ny nolazain'ny menarana tamin'i Eva mikasika ilay voankazo voarara ! :-)
hery:
Efa manomboka mamaky baiboly rhaj0 zany
Izay no hitako hoe lafy tsarany indrindra aloha.
rhaj0:
Ary inona indray azany ny lafiny ratsy e...