Filazana maika
21. fahamarinana
(
21/05/2014 12:20)
Dia ahitana raha tokoa ato araka ny lazain'i Bor2lais any ambony any . . .
22. bor2lais
(
21/05/2014 12:57)
Mbola eto an-tany aho ry Faha fa tsy any ambony any izany a ! hihihi !
Miarahaba an'ise indray aloha mandalo eto indray e ! :-)

24. andrywui
(
21/05/2014 16:49)
sitlo:
Ilay voromailala fotsy moa ilay fanahy masina amin'io?
Vaovao farany : efa nitsangana hony fa tamnizy maty ony tsy azo novangina fa refa nitsangana izy vao hono vao niseho , i Saraih iany no manatrika sy mahalala ny fandehany any fa aleo izy andrasana
25. sahia
(
22/05/2014 04:54)
Ny vaovao hita tamin'ny fahita-lavitra alina zao dia nilaza fa TENY AN-TRANONY lay razana nanomboka hatramin'ny alatsinainy izay nisy Apostôly efa-dahy niandry, nefa ilay tery am-piandohan'ity resaka ity toa hoe teny teny @ HOMI na Girard et ROBIC, iza no tena izy am'ireo TOERANA ANAKIROA VOALAZA IREO e! dia izay mba vaovao marina mba ampitaina anay e. Misaotra indrindra!
26. andrywui
(
22/05/2014 06:26)
sahia:

Sahia --) toa hoe hono oe afaka hita atsy sy hita aroa hono izy fa misy fatiny double zany hono sady hita any amn Homi no hita Tany antranony hono brrrrrr ...
27. vahiny2004
(
22/05/2014 11:36)
andrywui:
Sahia --) toa hoe hono oe afaka hita atsy sy hita aroa hono izy fa misy fatiny double zany hono sady hita any amn Homi no hita Tany antranony hono brrrrrr ...
Toa zary mampatahotra indray k'ity ...
Mifindra any @ rubrique hatsikana ny iafaran'ity raha izao
28. RBNIR
(
22/05/2014 16:42)
Faly miarahaba an-tsika namana rehetra indray,
Ao anatin'ny baiboly dia mbola tsy nisy olona hoe natsangan'Andriamanitra tamin'ny maty dia avy eo nirahin'Andriamanitra hanambara ny fisiany,
I Lazarosy (ilay sakaizan'i Jesosy) ohatra raha novelominy tsy nisy mihitsy fijoroana vavolombelona nataony ny amin'izay zavatra misy any ambadiky ny fahafatesana any,
Toy izany koa ireo olona hafa izay natsangan'ny Tompo.
Ny tena Marina dia izao, ny TENY RE ANY DIA TSY AZO TENENINA NO SADY TSY TOKONY HO LAZAIN'OLONA .
« fa nakarina ho any Paradisa izy ka nandre teny tsy azo tenenina sady tsy tokony holazain'olona. » (2 Kor.12:4)
Noho izany raha misy olona tany marina ary nahare teny tany dia tokony ho azy irery ihany izany fa tsy tokony holazaina na amin'iza na amin'iza.
Manaraka izany ny olona mankany dia tsy mahafantatra na maty marina izy na velona na otran'iza marina ny tenany nandeha tany na otran'iza. « Mahalala olona anankiray ao amin'i Kristy aho, tokony ho efatra ambin'ny folo taona lasa izay - na tao amin'ny tena, na tsy tao amin'ny tena, tsy fantatro, Andriamanitra no mahalala - ilay anankiray dia nakarina ho any amin'ny lanitra fahatelo. » (2 Kor.12:2)
Andriamanitra irery no mahafantatra na ilay olona maty marina no nakarina tany na izy mbola velona na koa tena hafa mihitsy.
Izay ny amin'iny, fa ny hafatra dia izao misy tokoa ny ASA LEHIBE ATAON'ANDRIAMANITRA AMIN'IREO fiangonana marobe eto amin'izao tontolo izao (fananganana ny maty, fampahiratana ny jamba, fananganana ny malemy, sns sns.......
Misy ihany koa ireo fahitana hasehony mivantana (toy ny tany amin'ny planète Mars)
Ny anton'ireny asa lehibe ireny dia tokana ihany TE HAMPAFANTATRA NY OLONA ANDRIAMANITRA FA TENA MISY MARINA TOKOA IZY. Ary ny tena tanjony dia mba HIBEBAKA avokoa ny olona ka hahalala HATAHOTRA AZY, KA HANOME VONINAHITRA AZY AMIN'NY ALALAN'NY FANAOVANA NY SITRAPONY REHETRA.
AOKA TSY HISY HANAMAFY FO FA SAMY HIBEBAKA SY HAHALALA HANOME VONINAHITRA AZY AVOKOA ISIKA REHETRA.
Hoy tokoa mantsy Jesosy Tompo rehefa avy nanantanteraka ireny asa lehibe ireny IZY.
« Lozanao, ry Korazina! lozanao, ry Betsaida! fa raha mba tany Tyro sy Sidona no natao ny asa lehibe izay natao teo aminareo, dia ho nibebaka ela izy ka nitafy lamba fisaonana sy nipetraka amin'ny lavenona. » (Lio;10:13)
Maro amin-tsika no tsy mahafantatra akory ny hoe MIBEBAKA, tsy mahalala akory ny tena sitrapon'Andriamanitra tokony hotanterahina.
Koa ampitiavana no anasako antsika rehetra hanaraka ny fandaharana VITAO NY ASAN'NY FAHAMARINANA ao amin'ny KOTO TV isa-maraina amin'ny 5ora sy sasany (alatsinainy ka hatramin'ny zoma)
« ......Matahora an'Andriamanitra, ka omeo voninahitra Izy; fa tonga ny andro fitsarany; ary miankohofa eo anoloan'izay nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny loharano. » (Apok.14:7)
HAFATRA MANOKANA HO AN-TSIKA NOMEN' ANDRIAMANITRA FAHASOAVANA MANOKANA KA MAHAVITA ASA LEHIBE.
AZA VARIANA IANAO FA TANTERAHO NY SITRAPON'NY RAIN'I JESOSY ANY AN-DANITRA;
« Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Mat.7:21)
« Maro no hanao amiko amin'izany andro izany hoe: Tompoko, Tompoko, tsy efa naminany tamin'ny anaranao va izahay? ary tsy efa namoaka demonia* tamin'ny anaranao va izahay? Ary tsy efa nanao asa lehibe maro tamin'ny anaranao va izahay? [*Demonia = fanahy ratsy, na anjely ratsy] » (Mat.7:22)
« Ary dia hambarako aminy marimarina hoe: Tsy mba fantatro akory ianareo hatrizay hatrizay; mialà amiko, ianareo mpanao meloka. » (Mat.7:23)
VONINAHITRA HO AN'ANANDRIAMANITRA IRERY IHANY, ARY FIADANANA HO AN'NY OLONA ANKASITRAHANY;
Samia ho tahin'ny Tompo namana isany

29. andrywui
(
22/05/2014 20:33)
misaotra RBNR mampahery fa efa mitsangambolo sy mangovitra lohalika mitsy ah ato oe sao de isehoan'ilay fabiola ato atrano ato ah fa miresadresaka azy eto , sanatre ane zany
30. andrywui
(
24/05/2014 10:38)
ary nankaiza i saraih e ,,? efa nitsangana ve le faty sa mbola taraiky ao ?
ary sao de mba i saraih ihany ary no i fabiola ? niarananjavona tam larobia izy

31. RBNIR
(
25/05/2014 01:45)
saraih:
afaka manantona any an-toerana izay te hanamarina miaraka @ mpanao gazety II H 18 N Y ANKERANA, mitondrà camera na appareil photo
Faly miarahaba anao namana,
Nisy kely tsy marina ihany no nambaranao, tsy navela hiditra hijery sy haka camera ary haka sary ny mpanao gazety, ary tsy nentina tany amin'ny hopitaly Girard indray,
Samia ho tahin'ny Tompo namana
32. bichette
(
02/06/2014 11:43)
izaho koa dia milaza fa mpaminany sandoka io olona io, tena maro dia maro ny zavatra tsy mifanaraka amin'ny ao anaty baiboly na ny zavatra teneniny na ny filazany momba an'i Jesosy !