Nanatrika Lamesa.. fijeriko azy...

21. toriteny ( 15/05/2014 07:43)

hery:

Izaho indray aloha tsy dia kivy loatra amin'ilay fahazoana harena... fa ilay fampiasàna azy no tena mahakivy ahy.

Tiako valiana kely ihany ito an'i Hery ito. Tsy haiko ny anareo fa ny ao aminay izao , ny loholona sy ny diakona no miandraikitra ny rakitra, rakitra haterina indroa ary an'ny fiangonana avokoa iny. Ny pasitera tsy mikaonty ilay vola akory aza. Fa ny an'i Pasitera rehefa alahadin'ny mpitandrina ihany (1 fois/ an) no atokana ho azy ny rakitra. Dia rehefa misy manao raki-pisaorana ka manome an'i pasitera. Fa amin'iny koa mizarazara be ilay vola atolotry ny olona dia indraindray 25 000fgm sisa ny an'ny mpitandrina.

Dia ny sampana ihany koa samy manana ny alahadiny dia ny rakitra amin'iny alahadin'ny sampana tsirairay iny no hi-renflouer na ny caisse ny sampana.

fa raha alahady tsotra izany dia mankany amin'ny fiangonana avokoa ny rakitra. hanaovana adidy anatiny sy ivelany, hividianana kojakoja ilaina ao am-piangonana (oh: orgue, synthet, micro,sns) dia hanampiana ny ankany fa misy ankany mitahy ny zaza kambony rattaché amin'ny fiangonanay.

22. ombelline ( 15/05/2014 14:20)

toriteny:

Mety tsy izay angamba no tena tian'i Hery holazaina fa ny répartition des charges, firy isan-jato no mandeha any @ asa fanampiana / fanasoavana ary firy isan-jato no mandeha any @ administration
23. toriteny ( 15/05/2014 14:27)
Ka nenay tsy centralisé sy tsisy administration dia tsy mety atao pourcentage. Otran cotisation annuelle fotsiny raha tsy diso aho no alefa any amin'ny foibe. Tsy haiko anefa an. Ny sekoly alahady fotsiny no fantatro hoe to mandefa coti 100 000fmg any am sekoly alahady foibe / an fotsiny.

dia ny reste gestion en interne avokoa
24. rhaj0 ( 15/05/2014 15:01)
Ny @ hoe manome mivantana ny mahantra... Raha izaho no hanontanianao, dia tsy dia manome mivantana ny mahantra aho. Raha ny hevitro dia avelako ho an'ny profesionaly izany, ka raha hanome aho, dia any @ ireo fikambanana lehibe (toa Croix-Rouge na koa Fiangonana). Hotry ny @ hoe, raha te-hihinana hamburger ianao, dia hainao (sy atokisanao) ny kalitao an'ny MacDo, na hoe raha te-hihaino vaovao, dia CNN ets...

Satria ..
- sahala @ lazain'i Toriteny ihany, tsy hainao ny mombamomba manokana an'ilay olona. Mety mpidaina ohatra; ka dia fampirisihina midaina no ho ataoko raha manome "kely" azy aho.
- fa koa, ilay fanomezana atao io anie ka "ponctuel" (sahala @ilay hoe ameo angady izy raha tena te-hanampy ianao)
- ary indrindra, rahefa ataoko ny kaonty, dia "fanampiana" ny "ego" sy ny "eritreritrao" ilay izy fa tsy dia tena hoe, hanampy (a long terme) an'ilay olona akoriny ianao..

Fa raha tena entin'ny fo taitaitra eo aho, dia (mety) hanome ihany, ary tsy hanontani-tena akoriny ny @ izay mety hampiasain'ilay olona izany..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0074