any amin i rossy indray

1. bazylou ( 08/05/2014 23:10)
Izao ny baolina ry zalahy....... Akijijy hono e.....

Beeuurk
novalian'i endriny ny 31/05/2014 05:55
2. hery ( 09/05/2014 07:34)
Mpanao baolina marina angamba izany Rossy izany fa tsy mpanao politika
3. rabaradaka ( 10/05/2014 10:12)
Izahay dia nanangana komity hamporisika an'i Rossy hiala tsy hanao député intsony satria manala baraka an'Antannarivo renivohitry Gasikara hono ! omeko eto ny nume tél sy adrese dia mba midira e !
4. Vony501 ( 12/05/2014 06:56)

hery:

Mpanao baolina marina angamba izany Rossy izany fa tsy mpanao politika


HI!hi!hi! tany @ misy anareo tany ilay mpanao baolina ka!
5. hery ( 13/05/2014 08:03)
Rossy ara izao tsy manatrika fivoriana fa mandeha mitety tany manao Mada Raid
6. ravatorano ( 15/05/2014 15:00)
misy hiran i lery izay mahafehy andry zareo mpanao politika ary nieritreritra tsy ho tafiditra amin izay ranamana dia namorona ilay kaika tena izy no debabe an ilay fihetsika lazain ilay hita :
atolotra ho an i Rossy " Oay reto isika "
hihihihhohohoho
7. rabaradaka ( 30/05/2014 11:27)
zahay nitaona ny olona hoe aza misy mijery Rossy tamin'ny 25 mai teo fa tsy izy ireny ry Antanananrivo a
8. endriny ( 31/05/2014 05:55)
Kanefa ianareo mbola mijery Mahaleo e...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1623