born again Christian

21. toriteny ( 16/04/2014 14:25)
Za lazaiko aminao fa tena pro Ravalomanana, izahay ao an-trano pro-Ravalomanana, presque ny fianakavianay rehetra pro-Ravalomanana.

Fa averiko aminao indray fa tsy fantatrao izay plan'Andriamanitra, za tsy mahalala ny plan an'Andriamanitra. Tsy hainao raha kapok'Andriamanitra ho an-Dravalomanana koa iny , fanitsiana tian'Andriamanitra handehanany mba hiverenany indray amin'ny fitiavany voalohany aloha. Efa mba noeritreretinao amin'izay angle izay ve ny toe-draharaha 2009 ireny?

Tsy misy tsy vitan'Andriamanitra izany e, na ny hanohitra ireo mpanonga-panjakana tamin'izany ireo aza vitany. Fa maninona no navelany hitranga ilay izy? Satria misy plan any ao. Za mino ary convaincue fa hahatsara an'i Ravalomanana (vie spirituelle) io matoa navelany hitranga. Ny zavatra mitranga eo amin'ny fiainan'ny zanak'Andriamanitra tadidio fa sitrapon'Andriamanitra avokoa, tsisy place ho an'ny hasard izany fa sitrapony daholo matoa mitranga
22. rhaj0 ( 24/04/2014 16:39)
Inty izao mahafehy (na santionany) ny tantara 2009-2014. Dia hialza ianao fa anaty plan daholo izany ary "sitrapony daholo matoa mitranga".. dia noho ny @ Ra8, na ny plan'Atra amin-dRa8, ve no nahatonga ny tranga io ambany io?

http://www.globalpost.com/dispatch/news/regions/africa/140422/madagascar-human-trafficking-victims-are-showing-missing-organs
Avant le coup, l'aide étrangère a augmenté de 40 pour cent du budget de Madagascar. Mais le changement de régime a provoqué aux États-Unis de retirer l'aide (...) signifierait un énorme succès pour l'emploi, mais l'administration a fait quand même. Cela a conduit à la disparition de 30.000 à 50.000 emplois. 2. Sans emplois à Madagascar, des milliers de femmes migrent vers le Moyen-Orient à trouver un emploi que les travailleurs domestiques. Il pourrait y avoir plus de 10.000 femmes malgaches travaillant au Liban seul, et environ 3.000 ont migré de Madagascar au Koweït dans les deux dernières années. (..) A la mi-Février, Herynirina a été informé par le ministère des Affaires étrangères que sa femme était morte en Arabie Saoudite quelques semaines plus tôt. Le 15 Mars, son corps était de retour à l'aéroport d'Ivato, ses organes manquants, selon les nouvelles locales. Un rapport médical par les autorités saoudiennes affirme qu'ils ont été enlevés pour préserver le corps. La cause du décès a été officiellement répertorié comme une crise cardiaque.

(fanamarihana: nadikako tatsy @ google-translate ito, ka hotry ny tsy francais-parfait, fa dia raiso amin-kalemem-panahy re e...)
23. toriteny ( 25/04/2014 15:52)
rhaj0:

dia noho ny @ Ra8, na ny plan'Atra amin-dRa8, ve no nahatonga ny tranga io ambany io?


Jereo fotsiny ny nahazo an'i Joba e, tantaran'i Joba kosa angamba fantatrao e?. Sitrak'Andriamanitra ve ny hahavery izay rehetra hananan'i Joba rehetra? Ny fianakaviany, ny fanany rehetra? Ie sitrany tokoa.

Raha tsy mino ianao fa sitrapon'Andriamanitra avokoa izay mitranga eo amin'ny fiainan'ny mpanompony na ratsy na tsara dia tsy mino ianao fa Andriamanitra Mahery io Andriamanitra io ka manana pouvoir mi-contrer ny ratsy te hamely ny olony (eto ny fanonganam-panjakana)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.26