Fomba iray hentina haneren'i Bibidia ny olona tsirairay hanaraka ny heviny ny banque

21. vahiny2004 ( 12/03/2014 10:27)
Maranatha:


Misaotra . raha mijanona ho vola fotsiny izy tsy maninona afaka mampiasa azy hianao araka izay hitiavanao azy na hataonao any ambany ondana. na zarainao @ olona na mividy rehefa te hividy. sns... Toy izao mbola androtsika izao.

Fa atsy ho atsy dia esorina ny vola ka avadika ilay atao hoe carte bancaire sns... ireny. Rehefa manohintohina ny fiandriananan'ny dragona sy ny bibidia hianao dia tsy afaka mandeha iny carte bancairenao iny ( tsy afaka mividy na mivarotra). Eny feno volanao ao @ banque fa tsy mivoaka. Tsy havoakany . tsy mahazo mividy hianao na mivarotra. Tonga eny @ super marche hianao fa tsy mety hividiananjavatra ilay carte-nao.
Ny antony dia mikasika ny didin'A/tra sy ny tsy tokony hitandremana azy intsony hoy izy ireo.
Hitambatra ireo fivavahana izay tsy mitandrina ny didin'A/tra ka hanery an'i Etas Unies hanenjika izay rehetra tsy manaiky azy. Hivoaka ny lalàna momba ny alahady ( loi de dimanche- sunday law)) Ka izay tsy manaraka izany dia ho henjehina.
Io no fomba iray hanenjehana azy


Franchement, mandeha be izany imagination nao izany an ! Ohatry ny hoe fiction

Izaho izao efa tsy manana espeso manaraka ahy. Tsy mandeha ity CB ko ity rehefa tsy misy vola intsony ny compte-ko, mazava amiko iny sy ekeko

Dia averiko ilay fanontaniana : dia inona izany no tokony hatao-KO ?
22. vahiny2004 ( 12/03/2014 10:29)
bor2lais:


Ary isika miditra eto amin'ity serasera ity koa ange ka hitan'ny serveur-n'ny serasera.org daholo e ! :-)
H.S angamba ny ahy iny e ! ;-)


Tanjemo fa misy mahita an :-P
23. Maranatha ( 12/03/2014 10:51)

vahiny2004:


Franchement, mandeha be izany imagination nao izany an ! Ohatry ny hoe fiction

Izaho izao efa tsy manana espeso manaraka ahy. Tsy mandeha ity CB ko ity rehefa tsy misy vola intsony ny compte-ko, mazava amiko iny sy ekeko
Dia averiko ilay fanontaniana : dia inona izany no tokony hatao-KO ?

Tsy hoe rehefa tsy misy vola ny comptenao. FA tena misy vola ao amin'ny comptenao fa tsy mahazo mividy hianao. Tsorina : blocquena ny comptenao satria hianao manohintohina ny fiandrianan'ny dragona sy ny bibidia.
Ny tokony hatao??? Manaova compte any andanitra dieny izao. Miharia harena any andanitra izay tsy misy kalalao manimba na mpangalatra manany trano. Omeo ny malahelo . Aza hodina miodina izay te hisambotra aminao . Raha manana ho haninana sy ho tafiana ny anio isika dia efa tokony hisaotra sy hankalaza ny Tompo. Hararaoty ny andro azo hanaovan-tsoa fa mandalo izao fiainana izao sns....
Tadidio raha miala eto hianao dia tsy hitondra afatsy izay toem-panahy voavolavola araka an'A/tra . sambatra izay maty dia izay ao amin'ny Tompo fa hitrahatra @ izay nisasarany izy ary ny asany hanaraka azy.
Mahereza hianao
24. Maranatha ( 12/03/2014 11:11)
Diniho tsara ity rohy ity: http://www.onnouscachetout.com/themes/nom/microchip.php
25. bor2lais ( 12/03/2014 11:18)
Maranatha:

Tsy hoe rehefa tsy misy vola ny comptenao. FA tena misy vola ao amin'ny comptenao fa tsy mahazo mividy hianao. Tsorina : blocquena ny comptenao satria hianao manohintohina ny fiandrianan'ny dragona sy ny bibidia.

Tanjemo ilay kaonty-nao ao soisa ao izany ry Vahiny2004 sao tsatsan'ny "gel des avoirs à l'extérieur" a ! :-)
26. vahiny2004 ( 12/03/2014 12:39)

Maranatha:


Tsy hoe rehefa tsy misy vola ny comptenao. FA tena misy vola ao amin'ny comptenao fa tsy mahazo mividy hianao. Tsorina : blocquena ny comptenao satria hianao manohintohina ny fiandrianan'ny dragona sy ny bibidia.
Ny tokony hatao??? Manaova compte any andanitra dieny izao. Miharia harena any andanitra izay tsy misy kalalao manimba na mpangalatra manany trano. Omeo ny malahelo . Aza hodina miodina izay te hisambotra aminao . Raha manana ho haninana sy ho tafiana ny anio isika dia efa tokony hisaotra sy hankalaza ny Tompo. Hararaoty ny andro azo hanaovan-tsoa fa mandalo izao fiainana izao sns....
Tadidio raha miala eto hianao dia tsy hitondra afatsy izay toem-panahy voavolavola araka an'A/tra . sambatra izay maty dia izay ao amin'ny Tompo fa hitrahatra @ izay nisasarany izy ary ny asany hanaraka azy.
Mahereza hianao



Hay ve izay no tianao hahatongavana e ? Tsy zava-baovao amiko ny fanampiana ny hafa raha izay no tianao nahatongavana . Azoko atao tsara ny manana compte any @ banque ary manampy ny hafa, fa miala tsiny fa toa tsapako fa nahodikodinao sy nohasarotiano t@ ity bibidia ity ilay resaka
27. bor2lais ( 12/03/2014 12:59)
Vahiny2004:

Hay ve izay no tianao hahatongavana e ? Tsy zava-baovao amiko ny fanampiana ny hafa raha izay no tianao nahatongavana . Azoko atao tsara ny manana compte any @ banque ary manampy ny hafa, fa miala tsiny fa toa tsapako fa nahodikodinao sy nohasarotiano t@ ity bibidia ity ilay resaka

Azafady fa toa i Bor2lais hono no nikitikitika an'ilay izy e ! :-) :-)
Gravy mihitsy ilay resaka bibidia a ! :-)
28. neiar ( 13/03/2014 07:08)

bor2lais:

H.S Nanaraka ilay rohy etsy ambony aho fa toa samy manana ny bibidiany i RBNIR sy Maranatha a ! :-)
Sao dia tsara mandeha miresaka milamina any amin'ny restaurant sinoa "Le Dragon" ary ianareo ! :-)
Tapitra ny H.S




Hahahaha lol ko sa zani e...
29. RBNIR ( 13/03/2014 07:41)

bor2lais:

Vahiny2004:

Hay ve izay no tianao hahatongavana e ? Tsy zava-baovao amiko ny fanampiana ny hafa raha izay no tianao nahatongavana . Azoko atao tsara ny manana compte any @ banque ary manampy ny hafa, fa miala tsiny fa toa tsapako fa nahodikodinao sy nohasarotiano t@ ity bibidia ity ilay resaka

Azafady fa toa i Bor2lais hono no nikitikitika an'ilay izy e ! :-) :-)
Gravy mihitsy ilay resaka bibidia a ! :-)


Faly miarahaba namana isany a,
Ny bibidia voalohany dia mbola tsy eo amin'izao isika miteny izao e, aoriana kely ao no hisehoan'izy io (mazava loatra fa ny bibidia faharoa koa dia mbola tsy eo) araho tsara ATO ilay rohy e, ny antony hisehoan'ny bibidia voalohany dia hanohitra sy hanakana ilay FITORIANA LEHIBE FARANY ary ny antony hisehoan'ny bibidia faharoa dia ny hanampy ny bibidia voalohany hanantanteraka izany, amin'ny alalan'ny fanohanana ara-bola sy fitaovana sns.....ireo sarin'ny bibidia izay apetraka any amin'ny firenena rehetra rehetra.

Hoterena ny olona rehetra ambon'ny hanaraka fivavahana iray (fivavahana kristianina io) sy hanaiky ny didy rehetra avoakan'io

N.B: fivavahana kristianina hoy aho saingy ny didy izay avoakany kosa tsy mifanaraka amin'ny baiboly (Ny hisongadina indrindra dia ny andro Sabata na andro fahafito hosoloiny andro alahady ary amin'izany fotoana izany dia tsy hitovy amin'ny zavatra misy amin'izao fotoana izao intsony fa TERENA MIHITSY hanaiky hivavaka alahady ny olona raha tsy izany dia henjehina ary hovonoina).

« Ary nisy iray koa, dia anjely fahatelo, nanaraka ireny ka nanao tamin'ny feo mahery hoe: Raha misy miankohoka eo anoloan'ny bibi-dia sy ny sariny ka mandray ny marika eo amin'ny handriny na amin'ny tànany, » (Apo.14:9)
« dia izy koa no hisotro ny divain'ny fahatezeran'Andriamanitra, izay naidina tao anatin'ny kapoaky ny fahatezerany tsy miharoharo zavatra, sady hampijalina amin'ny afo sy solifara eo anatrehan'ny anjely masina sy eo anatrehan'ny Zanak'ondry iry; » (Apo.14:10)
« ary ny setroky ny fijaliany dia miakatra mandrakizay mandrakizay; ary tsy manam-pitsaharana na andro na alina izay miankohoka eo anoloan'ny bibi-dia sy ny sariny, na izay mandray ny mariky ny anarany. » (Apo.14:11)

MIBEBAHA DIENY IZAO RY NAMANA ISANY ! MIVERENA AMIN NY SABATAN I JEHOVAH

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA ARY IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA.

Samia ho tahin'ny Tompo namana
30. bor2lais ( 13/03/2014 08:08)
H.S
Tefigasy:

bor2lais:

H.S Nanaraka ilay rohy etsy ambony aho fa toa samy manana ny bibidiany i RBNIR sy Maranatha a !
Sao dia tsara mandeha miresaka milamina any amin'ny restaurant sinoa "Le Dragon" ary ianareo !
Tapitra ny H.S

lol, hahazo teny gasy amin'ireo koa ianao refaveo fa mikitikitika ny bibidiany

Ary mahay maminany mihitsy i Tefigasy ity a !
Tapitra ny H.S
:-) :-)
31. RBNIR ( 13/03/2014 08:37)
Fa maninona moa no hoe hosakanan'ny dragona ilay FITORIANA LEHIBE FARANY?
JEREO ATO fa amin'io fitoriana lehibe farany io no nilazan'i Jesosy hoe "VAO HO TONGA NY FARANY".

Sakan'ny dragona io satria fantany fa ho tonga ny farany ry namana isany a,

Rehefa ho tonga ny farany dia ho VITA ny zavatra rehetra dia mazava ho azy fa ho vita koa ny amin'ny dragona sy ny miaramilany rehetra.

Fitaka farany no ataony amin'io fotoana io mba ho maro ny hanaraka azy any amin'ny izay efa nomanina ho azy any,

KOA AVERIKO AMPITIAVANA HATRANY : IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA, IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA,

Samia ho tahin'ny Tompo namana
32. vahiny2004 ( 13/03/2014 14:49)
bor2lais:


Azafady fa toa i Bor2lais hono no nikitikitika an'ilay izy e ! :-) :-)
Gravy mihitsy ilay resaka bibidia a ! :-)


Gravy mihintsy ! Matahotsa be aho :-)
33. neiar ( 14/03/2014 08:50)

Maranatha:


Tefigasy:

Ary sary nataon'i "n'importe qui" tamin'ny mspaint.exe ny anareo no reference fa tsy ny tenin'i Jesoa Kristy ao anaty baiboly kay ! Izay vao mazava fa azafady ary e !

Ie mety sary natao n'olona tsotra tokoa io fa afaka manazava tsara ilay ho hataonareo atsy ho atsy. Ampiako ilay rohy http://www.onnouscachetout.com/themes/nom/microchip.php
Ny fanazavana ny apokalipsy 13 mikasika ny Bibidia I, ny Bibidia II, ny sarin'ny Bibidia dia tafiditra amin'io daholo.

neiar:

ta oe, tia vivahana enao, Tsara zani, satria miezaka nandalina enao. Ari nasianao Toko si andinini ara-baiboli ilay izi. Tsara ho marihina anefa, fa tsi meti ny mandrai antendroni si maminavina. Fa aleo fona kosa mandinika tsara dia mijeri ny zava-misy, otran tsi itombona zani oue tsi hisi mpivarotra intsoni eto Madagascar otra eni Analakeli fa lasa grande surface daholi, iaraha mahita anefa fa vao maika mitombo ny mpivarotra eto an-tanana. EFa t@ andron'ny Jesosi no nisi ny Banque fa ni anarani fotsini no hafa.

Mazoto fona mandalina ny soratra masina e. Dia aza mandrai antendroni si zai zavatra lazain'ny mpitondra fivavahana fa enao mintsi no mila resi lahatra @ ao baiboly. Fantatra fa ny Gasi olon'ny fo dia mora resi lahatra @ tenenin'ny olona.

Aza gaga hianao fa izany no nahatonga ny Tompo nilaza t@ mpianany hoe Mbola manana zavatra maro ho lazaina aminareo Aho saingy tsy zakanareo izany ankehitriny.
Ho tanteraka ireo. Raha izao aho no hilaza aminareo fa raha manao zavatra ao @ Impôt hianao dia efa fantatry ny any @ statisique, efa fantatry ny any @ faritany, efa fantatry ny any @ douane sns.... Izany hoe efa misy eto mada io serveur lehibe anakiray io hahafantarana ny mombamomba anao rehetra.
Vao manao activité eto Tana hianao ka eto no mandoa hetra dia tsy mahazo mandoa any diego intsony fa hitan'ilay serveur. sns.....
Aza mino fa tsy natao ho anareo ny fampitandremana fa natao ho an'izay mitandrina ny didin'i Tsitoha.


Ataovi feno hatsara-panahi ny valiteninao. Ataovi fampitandremana voalanjalanja zai no hamaritana oue, tena mpivavaka mitandrina ny didin'ny tsitoha enao.

Iza no milaza fa tsi mitandrina ny didin'Andriamanitra a. Raha voatandrinao @ antsipirihiny zani dia enao no olona lavorari indrindra. Donc...... Aza mandray antendroni, dia aza maminavina oa (mbola tsi hitan'ny masonao zani serveur ngezabe zani, tsi mbola voaporofo oue misi anzani eto Madagascar). Noho izani aza miteni rh tsi mahita (dia lazaivoko oue sambatra ny tsi mahita nefa mino)...mdrrrrrrrrr
34. booboo ( 14/03/2014 09:49)
hihihihihihi
35. shannie ( 14/03/2014 10:12)
[quote=bor2lais]
H.S Nanaraka ilay rohy etsy ambony aho fa toa samy manana ny bibidiany i RBNIR sy Maranatha a ! :-)
Sao dia tsara mandeha miresaka milamina any amin'ny restaurant sinoa "Le Dragon" ary ianareo ! :-)

Hihih D mihinana soupe VAN-TAN.
36. shannie ( 14/03/2014 10:22)
Fa tena tsy azoko aloha an !

Dia inona izany no hasolo ny banque ry maranatha ?

sao d tokny atao anaty le ôtran tatikafe lamba kely ireny d fatorina any ambalahana? ôtran le natao dadan i dadan i dadabe s bebe? hihih.aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaho hoe ao ambany ondana, ka raha misy mangalatra a

Fa tena tsy azoko aloha an !

Dia inona izany no hasolo ny banque ry maranatha ?
[
37. RBNIR ( 14/03/2014 10:53)

shannie:

[quote=bor2lais]
H.S Nanaraka ilay rohy etsy ambony aho fa toa samy manana ny bibidiany i RBNIR sy Maranatha a ! :-)
Sao dia tsara mandeha miresaka milamina any amin'ny restaurant sinoa "Le Dragon" ary ianareo ! :-)

Hihih D mihinana soupe VAN-TAN.


Sao dia mba hanenina amin'ity fihomezana lava ity ry zalahy a, tamin'ny andron'i Noa koa ange ka betsaka ny nihomehy sy nanaraby azireo e,

Tonga ny safo-drano vao hoe toy izay aho nino an'i Noa.

Samia ho tahin'ny Tompo e,
38. moi ( 14/03/2014 12:27)
Tena mbola fiction aloha ny resaka iadiankevitra izany e !
Fa zao ary e : ahoana zany zahay mpiasan'ny banky tony ? zahay mpiasan'ny Microcred tony ? tokony hiala ve zahay mpiasan'ny GasyNet itony ? ity farany ity mantsy izao dia eo am-panitarana réseau goavana hanara-maso ny tsena import sy export eto Madagasikara !
Mody hoe Modernisation e, Mondialisation e, izay no endriky ny fanovàna hirosoana amin'izao taonjato izao, ary maharoboka, satria eritrereto tokoa ange hoe ao omena Carte Bancaire daholo ianareo ry vahoaka madinika a ! Mino za fa maro no ho faly ery fa hoatry ny mba hoe efa manaraka fandrosoana zany, tsy mivimbina vola be anaty paosy intsony...
Fa mampieritreritra ity resaka guichet unique ity a, toa mody manatsotra fomba fiasa izy ity ... nefa raha tsy mitambatra amin'ny toerana iray kosa ny renseignements rehetra dia tsy mora ny ifehezana azy !
Tazako hoe mirona mankany amin'ny fomba ahafahana mifehy ny volanao tokoa ity Mvola e, Orange Money e, Airtel Money ...
Ny ahy izany dia aleoko sahala amin'izay ny fomba fandresen-dahatra anareo e, fa tsy miteny hoe bibidia araka ny toko faha zao sy andininy faha zao !
Lasa mampatahora sy mampanjavozavo resaka ! mba pratika kokoa moa resahana e !
39. RBNIR ( 14/03/2014 12:51)
Faly miarahaba ny namana rehetra,
Aoka hazava aloha, mazava ny ahy ny resaka amiko elementaire izany resaka banky sns izany, (tous les moyens sont bons hoy ny vazaha) mety possible hisy izany nefa kosa ny baiboly tsy milaza ny momba izany,
Ny zavatra tsy maintsy hisy dia hanery ny olona ny bibidia sy ireo mpitondra amin'izany andro izany mba ho ny fivavahana antsangan'ilay bibidia ihany no harahin'ny rehetra ary ny didy avoakan'io antokom-pivavahana io ihany no hotandreman'ny rehetra koa.

Eo no hitranga ny fanenjehana sy ny fisian'ny martiora satria olona maroB no hitana sy hitandrina ny lalan'i Jehovah (Sabata andro fahafito no tena hisongadina amin'izany).

Samia mandinika e, dia samia koa ho tahin'ny Tompo koa
40. bor2lais ( 14/03/2014 13:55)
RBNIR:

Aoka hazava aloha, mazava ny ahy ny resaka amiko elementaire izany resaka banky sns izany, (tous les moyens sont bons hoy ny vazaha) mety possible hisy izany nefa kosa ny baiboly tsy milaza ny momba izany

bor2lais:

Toa samy manana ny bibidiany i RBNIR sy Maranatha !

RBNIR:

Ny zavatra tsy maintsy hisy dia hanery ny olona ny bibidia sy ireo mpitondra amin'izany andro izany mba ho ny fivavahana antsangan'ilay bibidia ihany no harahin'ny rehetra ary ny didy avoakan'io antokom-pivavahana io ihany no hotandreman'ny rehetra koa.

Eo no hitranga ny fanenjehana sy ny fisian'ny martiora satria olona maroB no hitana sy hitandrina ny lalan'i Jehovah (Sabata andro fahafito no tena hisongadina amin'izany).

moi:

Tena mbola fiction aloha ny resaka iadiankevitra izany e !

+1
:-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3152