tsary ho tafody

1. bazylou ( 17/01/2014 23:20)
mahitsy le8. TSy poinsa io.
novalian'i andrywui ny 19/01/2014 13:49
2. andrywui ( 18/01/2014 00:07)
Huhuhu mangidy ny roran'ny sasany lesy ry bazily ka , tsisy tsirony daholo zay nohaniny androany na defa namono dokotra sy henakisoa be aza matsatso foana ,,,
Vendredi 13 ho an'ny sasany ity vendredi 17 mantsy e
3. hadji ( 18/01/2014 06:01)

andrywui:

Huhuhu mangidy ny roran'ny sasany lesy ry bazily ka , tsisy tsirony daholo zay nohaniny androany na defa namono dokotra sy henakisoa be aza matsatso foana ,,,
Vendredi 13 ho an'ny sasany ity vendredi 17 mantsy e
ho diso fanantenana ianao io fa mahandrasa kely anio ianao tena faly fa hanomboka aveo dia hijaly
4. andrywui ( 18/01/2014 08:37)
KA I HERY VAOVAO MANANA PROGRAMME MATOTRA SY MAHITSY DE ZAY NO TSY ATAHORAKO HANENINA ,,
5. moi ( 18/01/2014 09:16)
za ndray mahita fa ampodiana amzay Ra8 !
Fa aza matoky olona zany, hozy ny baiboly a !
Mila vavaka satria Andriamanitra no ianteherana.
6. hadji ( 18/01/2014 14:19)
raha ianao miteny io no tsy vohain'ny olona atrano mety misy malahelo anao ao ary mety misy faly
7. bazylou ( 18/01/2014 20:56)

tsssy le azaaaa.
Varavarana sy trano ef atsy novohaina ho ahy ve dia hidirako ihany ?? Tss le, aza manody ny goavy manta marina.

Raha izaho no tonga amin'io dia manao trano vaovao ho ahy aho.
8. force02 ( 18/01/2014 23:24)

bazylou:


tsssy le azaaaa.
Varavarana sy trano ef atsy novohaina ho ahy ve dia hidirako ihany ?? Tss le, aza manody ny goavy manta marina.

Raha izaho no tonga amin'io dia manao trano vaovao ho ahy aho.

maty kambo
9. andrywui ( 19/01/2014 13:49)
Ka trano mihidy ve ry force ho vakina à ?!! Zahay ts mpanao amboletra otran sasany efa resy mbola mitady angano iany ...refa mihidy ny trano de n'a mamboatra vaovao ah n'a ra tsy ampy vola de aleko eny ambany tetezana amin rambomanga sy patsa ,,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5156