HERY RAJAONARIMAMPIANINA NO FILOHA ARY RESY ROBINSON

1. ronaldo09 ( 27/12/2013 08:37)
Efa 85 isanjaton'ny vokatra zao no voaray ary efa tapitra koa ny vokatra teto amin'ny faritanin'Antananarivo zay nahazoan'ingahy Robinson vato betsaka! midika izany fa lasan'i Hery Rajaonarimampianina ny fandresena satria vao maika hiakatra ny vatony ary izy rahateo nandresy tamin'ny 5 autres provinces.
Midika izany fa vita hatreo ny amin-dRavalo sy ny forongony fa dia noporofoin'ny gasy maro an'isa izay nofokafokaina fa FOZA ny fitiavana ny mpitondra tetezamita koa roso ny dia 5 ans de plus ndray zao ary hifantoka amin'ny fanohizana ireo ezaka efa vita!!
Mamangy amy fahoriana an'ireo zay milaza azy ho zanak'i DADA e!!! miampy 5 taona aloha hatreto ny sesitany politikan'i DADA loooooool !!!
Fehiny tsy nahay nisafidy olona ho tohanana i DADANAREO: tany amy mamolava sy tsy mino an'Andriamanitra sy tsy mahay mandresy lahatra olona lery no nitontona !!!
2. danbal ( 27/12/2013 14:32)
Sur mihintsy ra-ronald a, zay ange ra-tonton no efa nolazaiko foana e, ahhhaaa! O ry zanak'i dada e, mba mahazakà rangah nareo resy fa nareo ange tsy ho entin'i dadanareo ho aiza zany akory e? dada, dada, efa hita fa tsy izy tsony ka mbola zany ihany!!! aleo amin'ny manaraka ndray ho hita eo e, le Dadanareo ko ange tamin'ny voalohany tsara ihany e, tena tsara mihintsy manko e, fa asa ze nahazo tao fa tonga de nivadika orera tampoka zany, sady tonga de le nahatofoka ireny, ka aiza ny olona no tsy hivadika koa? ka io tonga amin'le hoe mamoiza ravoatay fa ny ankizy efa teny ambony vato no.......,tara loatra ny antsonao!!!Ouhahahahhhhhhh!!
3. Nehemiah ( 27/12/2013 15:38)
Izay le atao hoe argumentum ad populum (jereo manokana ny laharana faha-12 @'ilay rohy)
4. Tanora ( 28/12/2013 23:41)
izahay tsy zanaky ravalomanana fa Malagasy resin'ny fangalarana fananana,resin'ny fanapotehana asa sy ny Firenenay, mifalia daolo izay nifidy any hery fa efa noraisin'i laurent fabius anio andry sy hery, ary mba inona aza ny resaky zalahy fa tsy mbola officiel kory ny valimpifidianana dia efa any andafy any izy roa lahy????
5. andrywui ( 03/01/2014 09:34)
Hoy Ronaldo
Mamangy amy fahoriana an'ireo zay milaza azy ho zanak'i DADA e!!! miampy 5 taona aloha hatreto ny sesitany politikan'i DADA loooooool !!! Fehiny tsy nahay nisafidy olona ho tohanana i DADANAREO: tany amy mamolava sy tsy mino an'Andriamanitra sy tsy mahay mandresy lahatra olona lery no nitontona
Marina loatra ,marna lotra !!!!!
6. vahiny2004 ( 04/01/2014 12:13)
Eny ary fa dia efa ianareo izany izao no mitondra officiellement, dia miandry izahay hoe rahoviana no ho afakareo ny fahoriam-be n'ny vahoaka malagasy ! Mba omeo daty hoe ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1634