Hifidy "Miaraka amin'i Andry Rajoelina" ve Antananarivo?

1. hery ( 02/12/2013 08:29)
Miparitaka be izao ny loko orange isaky ny QG-n'ny kandidà solombavam-bahoaka TGV sady hamafisina be mihitsy hoe "Miaraka amin'i Andry Rajoelina". Toa tsy tsaroany fa vao tsy ampy iray volana akory izay no noporofoin'Antananarivo fa tsy mila TGV izy.
Ny fifidianana fihodinana voalohany teo no nahitana fa maro ireo olona izay tsy nankasitraka ireny fihetseham-poza tamin'ny 2009 ireny saingy tsy afa-nanoatra satria sendra ny loham-boto. Tsy navela hiteny, tsy navela hilahatra. Ny kianjan'ny demokrasia teny Ambohijatovo aza moa tsy navela nampiasaina mihitsy na dia indray mandeha aza.

Koa afoizo ny nofinofy ry Anyah, Rossy, Nihry-Lanto sns. Zavatra hafa no ilàna anareo fa raha hisolo vava an'Antananarivo dia nofy zany.
novalian'i andrywui ny 04/01/2014 19:31
2. hadji ( 02/12/2013 08:49)
aza mitabata raHEry a tsy fombantsika izany isika mangina dia mioty vokatsoa aveo -TGV ve? SAHIA MANAO TSIA
3. lefitatra ( 02/12/2013 08:51)
Antsahamanitra ara tsy fenon'i Anyah ko hataon'Antananarivo inona iny,otrazay koa i Rossy
raha izaho aloha de tsy mila , tsy haiko nareo sasany reo.
amzay le tee-shirt nozaraina omaly tany @ collesium tsy misy sarin'ireo candidat solombavambahoaka ireo fa soratra sy sarin'ny sefo-poza no aderadera eo sady mbola hoe PREZIDA,
presidan'ny fahatrambahoaka tokoa mo ko
4. vony501 ( 02/12/2013 12:36)
Mahatsiaro ilay hiranay rehefa mijery baolina fahiny : "n'inon'inona ataon'ialahy! RESY ialahy!"
Sao mieritreritra ny hangala-bato eo fa tonga dia kobo be an!
5. andrywui ( 02/12/2013 12:59)
Omen'i hery hevidiso eo ireto de zay de mipapapapapa eo tokou ,,,,
Aleo alou fa 90mn ny match
6. Ombelline ( 02/12/2013 13:04)
Fa dia maty passeport ambony ihany koa ilay artistes fa matim-bola loatra manko
7. xhavier ( 03/12/2013 12:40)
Tsy diso zany ireny fa misy calcul ao fa mety diso ihany lay calcul efa be anie ireo mpihira no sahirana tsy fidiny tamin io politika io e Rossy, Babaique, Bodo, Sareraka, de ho avy koa ny anjaran ny sasany
8. dadabe ( 04/12/2013 03:56)
hahahahahaha mampihomehy aby
9. milamm ( 05/12/2013 13:10)
efa maimbo eto @ tanana izy ra Hery a, ireny fanovana chef de region t@ 20 Nov 2013 no porofo mivaingana tinapakyny filankevitry ny ministra fat
Hanomanana ny aorinany 2em tour any @ province fa efa naloanan'Antananarivo dj ireo no itazona azy ijanona eo isamparitra miaramila misolo governora mpanjanaka handa ny valimpifidianana any @ faritra be mponina miisa folo itarika korontana tao anatiny mpanongampanjakana ireo manamboninahitra ireo no alefa any
Anosy : Colonel Rahovelson Fanomezana Israël
Atsimo Andrefana : Général Robert
Atsimo Atsinanana : Général Ranaivoson David
Atsinanana : Mr Talata Michel (Administrateur Civil)
Diana : Colonel Maevalaza
Ihorombe : Colonel Reribake Jeannot
Melaky : Colonel Vohason Mitovisoa
Sava : Mr Mananjara Lucien (Administrateur Civil)
Sofia : Colonel Serge Elliot
Vatovavy Fitovinany : Général Randriamarolo Jean Félix.
10. hobiclic ( 04/01/2014 08:36)

hery:

Miparitaka be izao ny loko orange isaky ny QG-n'ny kandidà solombavam-bahoaka TGV sady hamafisina be mihitsy hoe "Miaraka amin'i Andry Rajoelina". Toa tsy tsaroany fa vao tsy ampy iray volana akory izay no noporofoin'Antananarivo fa tsy mila TGV izy.
Ny fifidianana fihodinana voalohany teo no nahitana fa maro ireo olona izay tsy nankasitraka ireny fihetseham-poza tamin'ny 2009 ireny saingy tsy afa-nanoatra satria sendra ny loham-boto. Tsy navela hiteny, tsy navela hilahatra. Ny kianjan'ny demokrasia teny Ambohijatovo aza moa tsy navela nampiasaina mihitsy na dia indray mandeha aza.

Koa afoizo ny nofinofy ry Anyah, Rossy, Nihry-Lanto sns. Zavatra hafa no ilàna anareo fa raha hisolo vava an'Antananarivo dia nofy zany.

zao zani l nanofi d avi eo lani
11. andrywui ( 04/01/2014 19:31)

hobiclic:

Fay be i hery sak'a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1429