Rajoelina mamadika tampoka lol

1. hery ( 26/11/2013 08:22)
Tsetsatsetsa tsy aritra ihany hoe gravy Rajoel raha hivadika tampoka an. Ny TGV izay antokony aza moa avadiny.
Ny antokony nifidy an'i Edgard harotsaka ho filoham-pirenena kay i Hery hono no kandida-ndRajoel ary tsy menatra akory izy niteny hoe notohanany tamin'ny 1er tour. Inona fa tsy nitsipaka ny antokony izy izany... Naninona raha noteneniny fotsiny ny TGV hoe i Hery indray no candidat-ntsika?

Vokatr'izay dia mety tsy hifidy na hanao vato fotsy ny tena TGV izay nifidy an'i Edgard.

Mety rehefa lany koa izao i JLR dia hiteny indray Rajoelina hoe "Izaho mihitsy no nanohana an'i JLR, iny no candidat-ko" lolll

Tsy ratsy ilay fika e. Ny anazy izay mandresy ihany.
novalian'i andrywui ny 28/11/2013 08:53
2. bor2lais ( 26/11/2013 10:29)
Tsy mba tahaka an'ity namantsika iray ity e !
andri...:

Raha sanatria mou ka tonga zay matsatso ka nivadika gisa mainty ny entana de tsisy.hivadika palitao mitsy eo aaaaa
Miaramaty amin tô

:-)
3. andrywui ( 26/11/2013 12:52)
hihihih bor2lais !!! ok ok ok

ny tsy azon'ny heriniaina(sao mifangaro amin hery vaovao) de izao i edgard ane tamle ndry rajoelina oe tsy hilatsaka no nifanarahana oe hotohanana e ,, fa rehefa nisy an'i neny nivadika tapoka oe hilatsaka iny de nanapakevitra hafa ndray ny antoko oe aleo ary i rajoelina zany no tohanana (efa teo i hery vaovao sy edgard amnio)de nidona ndray le resaka tsy mahazo milatsaka izy telo de naka position amzay ny rehetra ,,tsisy nilaza an'i edgard oe milatsaha iany na aza milatsaka ,, fa afaka misafidy amnizy roalahy ny mpikambana zay no nifanarahana farany

sady resaky ny tgv zany ka innn mo no mamparary kibo ny mpiondana amzany ee ity tim nanohana an'i hery vaovao no tena atambo sy amandoza ko
4. lefitatra ( 26/11/2013 14:00)
sady resaky ny tgv zany ka innn mo no mamparary kibo ny mpiondana amzany ee ity tim nanohana an'i hery vaovao no tena atambo sy amandoza ko
[/quote]

avy sitranina raha maharary ny kibotainanla,
ela no tena tsy mahara-baovao fa Tim nivadika taloha lty ireny a, efa ela io no nisy fa zao elisany tsy maharabaovao vao taitra satria tsisy tele ngambany any amlisany any. na VIVA irery no mahazo any.
5. andrywui ( 27/11/2013 08:26)

lefitatra:

Tsy blem na Tim. Vaovao reny na Tim.tonta fa ny itan'ny vahoaka sy tsy atokisany ny Tim sy ny kandida any fotsiny de hita mibaribary zao fa politisiann tanala daolo no ao amin Tim (naorin'i dada ao) mpivadika palitao daolo satri itakitany fa hanohana Hery vaovao daolo ireo kandida de roso koa pffffffff
6. xhavier ( 27/11/2013 09:27)

andrywui:

Raha araka ny didy nivoaka ny TIM hatramin'izay de an'i Raharinaivo fa tsy an-dravalo zany ry andrywui ah! fa iza amin'ireo mpanao politika moa na ny vahoaka gasy mintsy no tsy nivadika palitao nanova palitao mintsy aza ny sasany ireo ao antin'io fitondrana io anie ka PSD no AREMA no UNDD no TIM no TGV e tsy misy olona matotra zany eto any ka na lay fanjakana mijoro aza de fanjakana mitsingilaila sady tsy matotra androany A rampitso B de zay foana , zay no malaza hoy Sareraka ny teo ihany no miverina e!
7. ravatorano ( 27/11/2013 14:36)
ny mpanao politika rehetra eto madagasikara dia efa namadika ny palitaony avokoa raha ny fijeriko azy ny ankamaroany aza moa dia efa nisy namadika hatramin ny patalohany sy ny sligany mihitsy mba hahazahoana sseza ka tsy mahagaga raha izao no misy eto eh zero daholo ireo
8. andrywui ( 28/11/2013 08:53)
Eny e ny mpanao politika tenany irery no mivadika ekeko fa ity ny TOKATRANO IRAY MANONTOLO FAMILLES TIM mihitsy no nivadika nanao HERY VAOVAO ary tsisy.TIM an'i anona sy anona zany fa an'i dada daholo ny Tim...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5765