macaron

1. force02 ( 22/11/2013 05:05)
bonjour daholo namana mba te ahay macaron za fa mba atoroy kely azafady dia misaotra mialoha
novalian'i Ratoa ny 01/01/2014 23:17
2. vahiny2004 ( 22/11/2013 09:05)
inona ilay hoe macaron aminao ? Ny antsika ilay ohatran'ny caca pigeon nasiana tantely iny, fa ny an'ny vazaha ilay boribory fisaka 2 misy ganache crème ao ampovoany ?
3. sitlo ( 17/12/2013 10:39)
Ny macaron araka ny anarany dia caca pigeon ohatra ny paozina macaroni ny fotony. Izany hoe cacapigeon ihany ny pate-ny fa rehefa avoaka amin'ny moule dia atao ilay misy lavaka eo afovoany.
Endasina tahaka ny caca pigeon ihany koa.

Ny fanontaniana inoako fa tena mipetraka dia ilay fanaovana azy mitambatra maditidity iny. Karazana bombo iny ary import matetika fa mino aho hoe betsaka eny amin'ny grosista. Marshmallow no fiantsoana azy.
[center][/center]

Afanaina ao anaty vilany fotsiny io dia mitsonika maditidity dia afangaro aminy ilay macaron, dia avela hangatsiaka eo ambony vilia, dia maina mivaingana. Dia tetehina fotsiny avy eo.

Ny an'ny vazaha isakarazany no ataony fa tsy voatery ho macaron fotsiny. Mallow crispy bars no googleo raha te hahita ny pitsopitsony.

[center][/center]
4. vahiny2004 ( 17/12/2013 12:33)
Ity izao ilay karazana macaron hafa an :

5. Ratoa ( 01/01/2014 23:17)
fa aoana ny dose-ny cacapigeon sy marshmellow? mahenika cacapigeon firy gramme ny marsmzllow firy gramme?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.805