AZA MIFAMPIHOROHORO FOTSINY E,, ZAHAY TSY NANAO RATSY ,,VITANAY IO !!

1. andrywui ( 08/11/2013 01:08)
sady tsisy miaro tena eo no mahatoky tena , raha ny logique ndraharaha miseho alo de logique be oe vita ny zafera satria tena namoaka fanambarana (mbola tsy ofisialy) daholo ireo candidats (90%) fa hanohana ny TGV de asa fa dia iaraha mahita eo izy fa nga mo ny mpiondana mba mahatoky olona zany raha tsy efa midona foana vao misafo loha e
novalian'i andrywui ny 18/11/2013 12:34
2. xhavier ( 09/11/2013 11:20)
Fa anga moa ry andry raha manao fanambarana ny 90% ireo candidat de mino ianao fa hanaraka ny base iray manontolo zany hoe ireo olona nifidy azy fa mety tsy hande hifdy mintsy aza ny tena mety aminareo aza amboarina zany io lisipidianana io io no mety
3. xhavier ( 09/11/2013 11:28)
Raha ny fahitako ny fihetsiketsehina rehetra any ambadika de mety ho resinareo i jlr saingy raha ny ataon ny sasany ao aminareo de ho resy ianareo satria manao fihetsika tsy voahevitra diso matoky tena ka lay vahoaka indray no alikaina
4. andrywui ( 09/11/2013 18:16)
iza no nanalika vahoka zany ry akama ??
aza mamorona kosa fa samy milaza Tia tanindrazana daholo isika rehetra ee ,
fa ny fifidianana de zay tapakin'ny vahoaka malagasy eo de iaraha manaiky e hehehehe
5. zama91 ( 15/11/2013 05:10)
Ary matanjaka ihany lesy Hvm sy MMM, any ambanivolo any , na i remenabila sy vadiny ny akolitany aza nifidy an i HVM sy MMM daholo
6. nilex ( 18/11/2013 09:38)
Hahaha,hay ve ra wiwi mbola ato ihany e.Mbola faly mitaingina soavaly maty ihany e.Izao vao tena very tanteraka raha tsy hoe hangala-bato nga ka tsy mifaka aho.Sady na ho lany eo aza ve lesy tsy ho menatra fa efa tsy tian'ny olona e.Nga eto misy fahefana ho atao ankeriny indray e.Ny gasy hoy aho efa tsy azo hambakaina intsony e.Sady ireo mpangalatra ireo ve mbola homena fahefana koa tsy ho loza eto.
7. andrywui ( 18/11/2013 12:34)

nilex:

Mbola eto ah ra nilex fa elah no tsy nahazaka dona teto de niainga tany à , nenah less Vahombey no tena sovaliko fa iny izy nidofotra be iny mou de nisavily hery tonta ndray ah à
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3593