HALABATO , HALABATO, HALABATO hun hun hun h.....

1. andrywui ( 24/10/2013 20:28)
ankoatra ny vato fandatsahana normale anie zao de efa samy efa mbo mikotrikotrika halabato tout oany amze tandrify Azy tout daholo e Ngah misy havan'i dada sa havan'i neny eo ry TGV = mbola azo atao ao anatin'ny OE fitondrana, mampiasa anireo olony mba "hikarakara tsara ny entana" ry TIM et CO = mbola manana an'ireo mpiondana tout amin'ny distrikany tout DEFA nokozina ko reo olony tout oany zao OE, karakarao ny etantsika aaaa ry Zala mena sy penjy et co sy ry mpivadika palitao ko efa nikozikozy ze mba olokolompantatra tout ambanimbanivolo toute OE tonga DEFA mba ataovy ze ahalany AHY aa samy mba mampiady Politika MADIO NA MALOTO eo ee zay no ny Gasy zay Mifampihatsaravelatsihy eto fotsiny OE fifidianana madio mangarahara fa efa "mandeha ny tanana lave rehetra" mpanamboatra "amzao Kaza mifanena Aminy ihany -ok ok ok eee mety daholo refa coup permission daholo ankoatra ny amin'ny kaikitra fierté sy ny UFC sy ny TKO! .... ze voa avy eo manodidina! Tsiky de dia ampy!












novalian'i andrywui ny 29/10/2013 09:25
2. hadji ( 27/10/2013 05:28)
ity enao dia lasa ravavany sisa
3. andrywui ( 27/10/2013 10:14)
Ho itatsika eo fa ra vavany ah de mety fitombenany zany toi ....azafady !
4. hadji ( 28/10/2013 07:23)

andrywui:

Ho itatsika eo fa ra vavany ah de mety fitombenany zany toi ....azafady !
sao dia hamadika palitao ingahy fomban'y tafika sasany manko io mba hiarovana ny tombotsoany
5. andrywui ( 29/10/2013 09:25)
Miara maty am tô zalaby e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2745