amin'izao fotoana izao dia tena mahamenatra ny hataon'ireo akaiky ny n°3 satria dia hasehony fa mbola tsy voky ihany r'zareo...avy Minisitra ny sasany dia mbola te hanao depiote satria lany sahady ny vola ary tsy ho hisy bizina eo tsony vao lany i n°6 na i n°33