Lalie, Francia ?

1. m.i.s.a ( 07/10/2013 12:51)
tadidinareo ve ity dinika ity ?

rijadolly - 02/01/2012 15:03
Izay mahalala mba hampitao vaovao, reko mantsy fa somary sahirakirana tanteraka izy io, mbola tsy hitako mantsy ka izay no antony ity lohahevitra ity. Raha tena marina izany, inona moa no vato misakanan ny mpanankato rehetra, indrindra ireo izay niaraka taminy izay tena maro tokoa, tsy hanokana fampisehoana ho azy.

Mialatsiny indrinda aho raha tsy izy ilay hitan'olona, indrindra indrindra Lalie ary dia mirary soa ho anao tanteraka, fa dia mitovy aminao tanteraka izany izay olona izay.



rijadolly, efa fantatrao ny nihafarany ilay resaka ?

veloma akia Lalia a!

ary FRANCIA ? dia ho lasa hanara-diha an'i Lalie ko ve ? maha-ontsa ny fo e!
novalian'i andrywui ny 10/04/2014 11:55
2. mirananirina ( 07/10/2013 13:23)
Inona ny tohiny ry misa kay?
3. tslem ( 10/10/2013 03:17)
Fa ahoana tokoa ny tohiny?mba ilazao vaovao hoe!!!!sanatria ve.....?
4. mpisotrtoaka ( 14/01/2014 09:59)
Lasa gaigy ry kala e ! Ts zakany hono le hazo nihanihany d tapaka !
5. andrywui ( 10/04/2014 11:55)
veloma akia a ozy misa , sipa zany i misa !! inn ny vaovao any melun any ee hihih
vita i lalie ry misa a , niporina tanteraka i kala , efa sitratsitrana de nanampy dozy lava nidotra
ihany de vizana ihany ny farany i kala , mivavaha ho azy fa tombondalana ny azy fa mbola handalo eo daholo nareo !!! huhuhuh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.293