i robinson ao amin'ny matv izao

1. bazylou ( 29/09/2013 17:22)
tena hita be leryhoe maivandoha sy maivakitsaka. Sady na ilay anaran'i lery aza tsy misy gasy an. Tandremo.

Mila manome tanana an 'i lery hono. tsara tantana hono ny gvt nisy azy teo aloha, maketsy mankeroa, ary niverina hono ny hasin'i malagasy fa tonga i kalalao.

beeeeeeeeeeeeeeeeeuuuuuuuuuuuurrrrrrrrrrrkkkkkkkkk
novalian'i Mateyous ny 04/10/2013 16:57
2. bazylou ( 29/09/2013 17:23)
minoa, fotsiny ihany hoe.................

izaho aloha tsy robinson sy vendredi an,

beuuurrrkk
3. andrywui ( 30/09/2013 07:48)
Olona VAKY SAMBO LAVA. Io ve hisy oul iaino eo tsony e sady i dada viviny kely n fanampiana mba nomeny ani crusoé de hataka etsy sy eroa io anaovana propany crusoé io
4. rabaradaka ( 30/09/2013 12:13)
etisy sinoa avy ao Ambatondrazaka io ary tsy maharesy lahatra ny fiteniny
5. Mateyous ( 04/10/2013 16:57)
hahahahaha!! salama daôly ry zalah
tena marina daôly mintsy ny volazanareo teo e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2742