ITANAO NY MAHAFETSY LAHY AZY ...
1. andrywui
(
20/09/2013 16:13)
hatramzao i dada dia mbola tsy nanome tena oe vaingambola ho anaovana fampielezankevitra an'i robinson crusoé fa ny volany iany no hanajany tena ,, nefa de i dada zao no nanendry azy oe enao ataonay kalin'ny Tim ry crusoé ,, de ny tena loza de ity misy fifanarahana miafina hono alou mande amzao amin dada sy crusoé hoe , tsy homeko vola elah ry crusoé raha tsy ataonlah zah ihany no filoha fa elah filohamboninahitra !! de mihazohazo hono ry zareo satria mankafy seza koa i crusoé !! i dada anefa manao meko tsy meko amin vola hanaovana hetsika ,, mety misy resaka mavesabesatra kokoa no izay aza hono nifanaovan'i dada sy crusoé fa de hita eo izy fa i dada alo hatramzao de tsy mbola nanome na tapapanjaitra iray aza hanaovana fampielezankevitra
novalian'i andrywui ny 30/09/2013 11:27
2. moi
(
25/09/2013 09:15)
zany ve tsy foroninao fotsiny ry andrywui ?
Ra za zao JLR dia ataoko hoe Tsy nisy anareo TIM aza aho efa vonona hilatsaka... hifaninana tamin'i Neny mihitsy ! ary iza no mahafantatra hoe naninona i JLR avy ao amin'ny ministera Fahasalamana no nafindra ministera Jeunesse et Sports ?

3. andrywui
(
25/09/2013 19:12)
i jlr nareo tsisy pahafantatra ee iza ko no mahalala anzany crusoé zany ,,, i voninahitsy j eugene zao mbola malaza lavitra noho io jlr nareo io ,, vendredi aza ozy rabazylou zay mahabaiko azy !!! sa aona lty rabazy hahahaaihihihihhohohhuhuhuhuh
4. hadji
(
26/09/2013 01:06)
andrywui:ary ity andry ity mpitantara angano an rehefa andry rehetra mihitsy angamba
hatramzao i dada dia mbola tsy nanome tena oe vaingambola ho anaovana fampielezankevitra an'i robinson crusoé fa ny volany iany no hanajany tena ,, nefa de i dada zao no nanendry azy oe enao ataonay kalin'ny Tim ry crusoé ,, de ny tena loza de ity misy fifanarahana miafina hono alou mande amzao amin dada sy crusoé hoe , tsy homeko vola elah ry crusoé raha tsy ataonlah zah ihany no filoha fa elah filohamboninahitra !! de mihazohazo hono ry zareo satria mankafy seza koa i crusoé !! i dada anefa manao meko tsy meko amin vola hanaovana hetsika ,, mety misy resaka mavesabesatra kokoa no izay aza hono nifanaovan'i dada sy crusoé fa de hita eo izy fa i dada alo hatramzao de tsy mbola nanome na tapapanjaitra iray aza hanaovana fampielezankevitra
5. Dreamlover14
(
30/09/2013 11:08)
hadji > Le fisainan'le oul hoe andry mihitsy no hafahafa eh. mpampiresaka oul fotsiny sy manaparitaka tsaho
6. andrywui
(
30/09/2013 11:27)
aaa olty hadji sy dreamlover a ,, tena kozy vrai ane zan fa tsy mampiresaka anlisany zan ah fa i dada anie tena mbola tsy nanome an'i crusoé mintsy fa de hataka etsy sy aroa alo no iodinan'ny propany zao e ,, ka i dada manana alibi mazava oe omeko vola elah crusoé raha za ataonlah tena president fa elah atao filohamboninahitra tonga d nihifikifika b i crusoé aaaahahahah non non non non ozy zaho ve no lany ry dada de enao no hitsetsitra ny seza ? de eo no olana miseho zao