indroa aloha aminizao no fantatro fa namitako ny fianakaviana "dada" i mamy rakotoarivelo sy i maitre hanitra , ny voalohany ilay taratasy tonga tany amin'i mamy rakotoarivelo hoe azo atao ny manolotra solony an'i neny (nisy delai io) fa tsy afaka alatsaka izy , nafenin'i mamy r. hono io ttsy fa efa taty aoriana be efa tapitra ny fetrandro vao npoitrany ???!!!
-