Tena tantaran'i Jesoa ve ny evanjely gnôstika ?
21. Nehemiah
(
03/09/2013 13:18)
voromailala:
Nehemiah> Ka io anie ilay lazaiko hoe samy manana ny hatao hoe "Tsara'" sy ny "Ratsy" ny olona e.
Vao miova firenena fotsiny ianao dia efa miova ny "Moral", na samy malagasy azany dia samy manana ny hataony hoe "Tsara" sy "Ratsy", tsy misy izany ny hoe tsara sy ratsy iraisan'izao tontolo izao.
Ay, dia nahoana izany ianao no mbola mivazizitra ihany ? Raha marina tokoa izay dia tsy mety amiko ny finoana gnôstikanao dia tapitra hatreo ny resaka. Fa matoa ianao mivazizitra dia midika fa heverinao ho tsara ny evanjely gnôstika ary ratsy ny evanjely kanônika (na farafaharatsiny izay tsy mety aminao ao anatiny), satria efa nanapa-kevitry ny "hisakana ny fahamarinana amin’ ny fanaovan-dratsy" (Rom. 1:20) ianao fa tsy liana @ zava-misy mihitsy izay tsy mifanandrify @ fomba fijerinao an'izao tontolo izao ianao ary efa miharihary izay.
Rehefa milaza izany ny sasany fa mety ny pédophilie na ny mamono ray aman-dreny oh. (ary zava-misy izay) dia midika fa mety ? Tsy manam-potoana ho laniana @ post-modernisme-nao aho fa raha hiady hevitra dia ny hevitra narosoko no toherinao.
voromailala:
Aminao ilay izy mety hoe misy poizim-boalavo amiko ilay mizy mety hoe misy sira, amin'ny olona hafa mety hoe misy dipoavatra.
Na inona na inona mety ho fiheveran'ny sasany azy dia mitovy ihany ny vokany : fahafatesana.
voromailala:
Efa nanandrana aho matoa niteny an'izany, ohatra ny fampiasana ny Enneagramme. Fanazavan'ny Wikipedia io zaraiko io fa ny ahy le an'i Gurdjieff no efa nohalaliniko.
Izay mifandray amin'ny loi de la triade et loi d'octave.
Eisy e ilay mizàna tsindrin'ila e : fotsifotsiany ny hevitro voatohana tsara fa ny azy ihany no asainy dinihin'ny mpamaky na dia tsy voatohana na variraiventy aza...
22. moustaraf
(
03/09/2013 14:51)
Salama namana,
Io nie ilay efa nolazaiko foana eto @ forum e!
Ny fahamarinana dia ao @ Torah; efa voalaza mialoha sy nambara t@ ireo mpaminany, ny ambiny rehetra dia blablabla avokoa!
Ho an'ny olona mahay sy mahalala izay voasoratra tao @"horonam-boky" dia afaka hanavaka tsara izay marina sy tsy marina @ ireo version rehetra ireo!
izahay dia mbola manampy aza hoe; na @ io lazaina fa "evanjely eken'ny fiangonana " io aza dia misy asa-soratra noforonin'ny saina tsotra izao, mba ho entina misintona mpanara-dia marivo salosana =tsy mahay Torah; ka mora aodina!
"TAO AMIN'NY HORONAM-BOKY NO NANORATANA AHY"
Fantaro aloha ilay horonam-boky, sy izay rehetra voalaza!= TORAH

23. Nehemiah
(
03/09/2013 15:10)
Maninona nefa raha velabelarina ? Izaho dia namelabelatra ny antony iheverako ny Evanjely kanônika ho tomombana eto, eto andaniny dia mino ianao fa tsy tomombana izany izy ireo, ka tsy maintsy misy antony matoa ianao mino an'izay, ka raha heverinao ho mahasoa dia tokony velabelarinao sy tohananao satria tsy ho resy lahatra mihitsy izahay raha tsy izay.
24. voromailala
(
03/09/2013 19:12)
Nehemiah> aza mora misendotra fa resaka no hatao ento.
Resaka gnostika ny lohahevitra koa rariny raha miresaka gnostika aho. Izaho tsy niteny mihintsy hoe tsara ny evanjely gnôstika ary ratsy ny evanjely kanônika , hoy aho hoe samy manana ny hataony hoe tsara sy ratsy ny tsirairay. Amiko rehefa avy nandramako ny zavatra iray vao fantatro hoe tsara na tsia, na dia misy olona miteny amiko hoe aza handramana fa ratsy io.
Ary io foana no asiako tsindrinteny foana hoe samihafa ny "Connaissance" sy ny "Compréhension".
amin'i Nehemiah zao evanjely kanônika no tsara, amin'i moustaraf Torah no tsara, izay no lazaiko hoe samy manana ny tsara ny tsirairay.

25. Nehemiah
(
04/09/2013 07:09)
Izay no anaovako hoe amavoinao ny hevitry ny hafa : tsy amiko izany fa misy ny porofo izay efa novelabelariko @ fahatsoram-po manohana ny fahatomombanan'ny evanjely kanônika, ary raha misy tsy marim-pototra ny porofo novelabelariko dia manentana ny rehetra ampahafantatra ahy ny antony aho.
Araky ny nolazaiko etsy ambony dia mbola tsy nanohana ny filazany fa tsy tomombana ny evanjely gnôstika i Moustaraf aty @ serasera ary izay no mahavoa azy.
Ny anao kosa rehefa toheriko ny hevitrao dia miafina ambadiky ny hoe manaja ny fijerinao aho manaja ny fijerinao ary rehefa izaho no mametraka hevitra dia tsy mba ny hevitra narosony no toherinao dia avy eo gaga rehefa tsy manaiky lembenana aho.
Seha-kevitra ity ka raha hiditra @ resaka dia tsy maintsy mivonona ny manohana sy miaro ny hevitrao ianao. Raha misy olona hitanao ho milaza zavatra diso dia disoy, @ alalan'ny hevitra marim-pototra sy lôjika, fa tsy miala bala. Izay no atao hoe adi-hevitra vanona. Raha tsy izay dia manjary hany resaky ny moana sy marenina ny resaka. Raha tsy mahavita an'izay ianao dia tsy ota izany, fa saingy aza mifanadala.
Torak'izay koa ny post-modernisme-nao : io ihany no tsy ahafahana ananana resaka vanona @ mpandala ny New Age. Averiko indray mandeha fa tsy manam-potoana ho laniana @'izany aho. Teny 100, kabary 1000 fa ny 1 ihany no marina. Izay no fototry ny fivoarana ara-tsiansa nahazoantsika hatr@'ity serasera @ Aterineto ity, ary izay koa no fototry ny fitsaràna vanona.

26. voromailala
(
04/09/2013 07:22)
Nehemiah>ka raha hataoko ianao hoe rehefa mamaly koa ianao dia tsy ianao no mamaly ahy fa ny baiboly? noho izany dia manaja ny baiboly za.
Raha ianao no mamaly fa tsy i Nehemiah dia afaka miresaka tsara isika, fa raha mbola ny baiboly no mamaly dia matetika hanaja izay soratanao aho.
Araka ny efa no lazaiko dia mizara ny traikefako indrindra no hataoko eo, mamaly ireo fanontaniana arakaraka ny traikefako fa tsy hampiseho velively hoe marina ny zavatra lazaiko.
Tsy sarobidy izany amiko.
Na lazanareo hoe diso daholo azany ny zavatra lazaiko tsy mampaninona ahy izany.
Fa raha miteny amiko ianao hoe tsy mety aminao ny fomba famaliako ny lohahevitrao dia afaka tsy mamaly intsony ny lohahevitrao aho raha izany no mampety anao.

27. Nehemiah
(
04/09/2013 08:04)
Tsy milaza aho hoe miesora teo, milaza aho hoe manajà ny fitsipiky ny fahaiza-miaina ifotony raha hiditra @ resaka. Tsy misy ilàna azy ny mifampizara fomba fijery raha tsy tonga @ fahazoana an-tsaina ny hamarinan'ny hevitra dinihina, satria teny 100, kabary 1000 fa ny 1 ihany no marina.
Raha tsy asianao fiheverana mihitsy ny hevitra narosoko dia rariny loatra raha heveriko ho fanamavoana izany. Nilaza aho fa nohon'ny antony maro dia tsy azo heverina ho tena tantaran'i Jesoa Kristy ny evanjely gnôstika (na dia mahaliana @ lafiny ara-tantara izy ireo), ianao dia tsy miraharaha mihitsy fa ny evanjely gnôstika izay ny evanjely gnôstika izao, mba novakianao tsara ihany ve ny lahatsoratro ?

28. voromailala
(
04/09/2013 08:26)
Nehemiah> Koa angaha rehefa hoe tsy miombokevitra aminao aho dia tsy asiako fiheverena na koa hoe tsy rarahiako ny hevitra arosonao?
Amiko na tsy tantaran'i Jesoa azany no voasoratra anty evanjily gnostika fa raha novakiako ohatra ka nahitako soa dia arahiko.
Ohatra an'izany ohatra izao ny Livre De Mirdad izay nahitako lesona tsara hoan'ny fiainana, tsisy resaka tantaran'i Jesoa fa nahafinaritra ahy sy nahasoa ahy dia arahako izay lazainy.
Raha jerena dia ilay olona no tena sarobidy aminareo fa tsy ny fampianarany.
Eritrereto anie hoe voaporofo fa fasan'i Jesoa Kristy tokoa ilay tany Talpiot, na koa hoe nanambady sy niteraka i Jesoa. Aminareo izany mety hisy fihatraikany betsaka fa amiko tsy mampiova na inona na inona satria ny fampianarany no narahako.

29. Nehemiah
(
04/09/2013 08:48)
voromailala:
Nehemiah> Koa angaha rehefa hoe tsy miombokevitra aminao aho dia tsy asiako fiheverena na koa hoe tsy rarahiako ny hevitra arosonao?
Tsy misy idiran'ny fiombonan-kevitra izao, fa ny hevitra narosoko tsy misy novalianao.
voromailala:
Amiko na tsy tantaran'i Jesoa azany no voasoratra anty evanjily gnostika fa raha novakiako ohatra ka nahitako soa dia arahiko.
Ohatra an'izany ohatra izao ny Livre De Mirdad izay nahitako lesona tsara hoan'ny fiainana, tsisy resaka tantaran'i Jesoa fa nahafinaritra ahy sy nahasoa ahy dia arahako izay lazainy.
Midika izany fa manao tsimpon'akotry fotsiny ianao : rehefa mahafinaritra anao dia arahinao fa rehefa tsy tianao dia tsy arahinao.
voromailala:
Raha jerena dia ilay olona no tena sarobidy aminareo fa tsy ny fampianarany.
Eritrereto anie hoe voaporofo fa fasan'i Jesoa Kristy tokoa ilay tany Talpiot, na koa hoe nanambady sy niteraka i Jesoa. Aminareo izany mety hisy fihatraikany betsaka fa amiko tsy mampiova na inona na inona satria ny fampianarany no narahako.
Fahenoko in-1000 ity 1 ity kanefa i Jesoa indrindra no nilaza fa Izy no hany Lalàna sy Fahamarinana ary Fiainana, ka nohon'izany dia tsy manaraka ny fampianarany ianao @ fanarahanao fampianarana hafa mifanohitra @ fampianarany nambarany t@ Baiboly. L'habit ne fait pas le moine.
30. voromailala
(
04/09/2013 09:30)
Nehemiah> Rehefa hevitra avy aminao ivelan'ny baiboly dia mamaly aho mizara ny hevitro araka ny traikefa nihainako.
Fa raha hevitry ny baiboly no haverinao dia tsy hilaina akory mamaly ilay hevitra satria axiome hoy ianao izay ny baiboly.
Izay filazanao azy tsy maninona fa tadidio fa ao antin'ny akotry no tena feno hotrikaina. Izay mahatonga an'ireny hoe sakafo Complet ireny.
Ohatran'izao ilay lazaiko hoe tsy mila valiana satria avy amin'ny baiboly Axiome.
Fa raha hevitry ny baiboly no haverinao dia tsy hilaina akory mamaly ilay hevitra satria axiome hoy ianao izay ny baiboly.
Midika izany fa manao tsimpon'akotry fotsiny ianao : rehefa mahafinaritra anao dia arahinao fa rehefa tsy tianao dia tsy arahinao.
Izay filazanao azy tsy maninona fa tadidio fa ao antin'ny akotry no tena feno hotrikaina. Izay mahatonga an'ireny hoe sakafo Complet ireny.
Fahenoko in-1000 ity 1 ity kanefa i Jesoa indrindra no nilaza fa Izy no hany Lalàna sy Fahamarinana ary Fiainana, ka nohon'izany dia tsy manaraka ny fampianarany ianao @ fanarahanao fampianarana hafa mifanohitra @ fampianarany nambarany t@ Baiboly. L'habit ne fait pas le moine.
Ohatran'izao ilay lazaiko hoe tsy mila valiana satria avy amin'ny baiboly Axiome.
31. universal
(
04/09/2013 12:12)
Hevitra adaladala angamba ny ahy... fa forum ity dia ho lazaiko ihany
Raha ny lohahevitra no itodihana : tena tantaran'i Jesoa marina ve ny evanjely gnosika? Sarotra be ny mamaly an'izany. Na dia maro aza ny hevitra aposakin'ny manampahaizana mikasika izany, matoa mbola misy ny olona manaraka ny firehana gnostika dia mihevitra izy ireo fa marina izany. Tsy voatery hitovy ny fomba fijery. Na dia ry zareo Jiosy aza izay niara niaina tamin'i Kristy tamin'ny fotoan'androny aza dia tsy Kristianiona ny ankamaroany amin'izao fotoana izao...
Na ry zareo gnostika aza angamba dia variana amintsika kristianina ary mba mety mametraka fanontaniana manao hoe: "........?????"
32. Nehemiah
(
04/09/2013 12:25)
Voromailala >> Nohon'izay ny fanontaniana voalohany mipetraka dia hoe ny axiomes-n'iza no mifandraika @ réalité bebe kokoa. Ary rehefa nandinika ny atsy sy ny aroa aho (ary averiko indray mandeha fa mpandala ny New Age aho fahiny) dia nahita fa ny finoana kristiana ara-Baiboly no mifandraika @ zava-misy lavitra nohon'ny fotopisainana hafa.
33. Nehemiah
(
04/09/2013 12:32)
Universal >> Ny fahitako azy aloha tsy adaladala ny hevitrao satria zava-misy. Kanefa koa tsy azo lavina koa fa tsy fitsapan-kevim-bahoaka no mamaritra ny fahamarinana. Izay no namerimberenako ny hoe "teny 100, kabary 1000 fa ny 1 ihany no marina".
Moa isika tsy noforonina hanahaka an'Andriamanitra ? Raha mitovy endrika @ isika dia mahavita mampiasa ny fo, saina, fanahy ary herintsika mitady ny fahamarinana.

34. voromailala
(
04/09/2013 13:13)
Nehemiah:
Voromailala >> Nohon'izay ny fanontaniana voalohany mipetraka dia hoe ny axiomes-n'iza no mifandraika @ réalité bebe kokoa. Ary rehefa nandinika ny atsy sy ny aroa aho (ary averiko indray mandeha fa mpandala ny New Age aho fahiny) dia nahita fa ny finoana kristiana ara-Baiboly no mifandraika @ zava-misy lavitra nohon'ny fotopisainana hafa.
Ka tsara anie izany rehefa hitanao fa ny finoana kristiana ara-Baiboly no mifandraika @ zava-misy lavitra nohon'ny fotopisainana hafa.
Ny ahy indray ny fihinana Eokaristia Complet (mitsipona akotry) no mahasoa ahy sy ahita fiadanampo.
Fa na izany azany dia mahita aho fa tantaran'i Jesoa ny evanjely gnôstika.
35. Nehemiah
(
04/09/2013 13:21)
voromailala:
Fa na izany azany dia mahita aho fa tantaran'i Jesoa ny evanjely gnôstika.
Tsy mety laitran'ny balan'ny fananarana izany raha olona an ! Mitondrà porofon'izay fa tsy mandidy tsy manapaka tsotra izao, raha tsy izay dia fandrebirebena saim-bahoaka ihany izay.
36. voromailala
(
04/09/2013 13:29)
Nehemiah> tsotra ny porofo. Izaho no porofo.
Misy zavatra efa nandramako mitovy amin'ny volazan'ny evanjely gnôstika ary mitovy am in'ny fampianaran'i Kristy.
Ny tena marina dia mitovy daholo ny fampianaran'i reo "Maitre" rehetra, ny fomba fanehoany azy fotsiny no samihafa.
Afaka miteny mihintsy izaho hoe tantaran'i Jesoa koa no hita ao anaty Bhagavad-Gîta.
Ary tadidio fa raha te ahazo ny zavatra lazain'i Jesosy anaty evanjily ianao dia mila mitovy laharana amin'ireo Apostolo rahatr'izany dia tsy hoazonao velively ny fampianarana.

37. Nehemiah
(
04/09/2013 13:42)
Miala tsiny raha mamerimberina ny teniko fa tsy manam-potoana ho an'ny post-modernisme-nao aho ; teny 100, kabary 1000 fa ny 1 ihany no marina
39. Nehemiah
(
04/09/2013 14:07)
Teny 100, kabary 1000 fa ny 1 ihany no marina. Tsy resaka fomba fijery izay