Tosi-dra ambony sy fokom-pirenena
21. Nehemiah
(
24/07/2013 08:31)
Efa nandramanao aloha ve ny finoana kristiana tsy miharoharo, ilay tena izy fa tsy @'ireny apôkrifa ireny
22. voromailala
(
24/07/2013 09:33)
Inona no hatao hoe finoana kristianina? ary inona no hatao hoe manandrana ny finoana kristianina tsy miharoharo, manaraka ny dogma kristianina ve?
Kristinina taorinan'ny concile constantin aho taloha, nanaraka ny dogma ary tsy miharoharo araka ny lazainao.
Toarinany nahafantarako ny tantaran'ny concile de nicee dia nanadrana ny fivavahana kristianina azo lazaina hoe ancien na primitif aho, ary nahatsiaro tena sambatra kokoa,satria tsy voageja na dogma intsony, tsy voatery handeha any ampegonana,tsy voatery hamaky baiboly, nefa mahatsapa filaminana sy fiadanampo.

23. Nehemiah
(
24/07/2013 12:57)
Ny anao dia izany foana, kanefa efa nilaza aho fa taloha lavitry ny kônsily tany Nikaia ny manuscrits-n'ny Testamenta Vaovao ananantsika, ary mitovy @ lahatsoratra ananantsika ankehitriny izy ireo, ka izay fotsiny dia ampy handrondanana ny fampianaran-disonao izay toa notsoahina avy @ Da Vinci Code izany ary ahiako ho prétexte fotsiny hialàna @'izay neverinao ho fangejana.
Raha ny dôgman'olombelona no nialanao dia tsy omeko tsiny ianao, fa kosa ahoana no ahazoanao antoka fa ilay fivavahana kristiana tena izy no arahinao, nefa toa amavoinao ny Baiboly, ao anatin'izay ny Jn. 10:35b (ny Soratra Masina tsy azo foanana), fa tsy fampianaran'ny sekta t@'izany andro izany ?
Torak'izay koa ahoana no ahafantaranao fa mari-pitsaràna mitombina ahafahana mahafantatra ny hamarinan'ny fampianarana 1 ny hafanàna mahafinaritra ao anatin'ny tratranao ?

24. voromailala
(
24/07/2013 14:35)
Nehemiah> omeo aza ny porofo fa a taloha lavitry ny kônsily tany Nikaia ny manuscrits-n'ny Testamenta Vaovao ananantsika? Hoe loharano taiza no nangalana azy?
Izaho tsy milaza mihintsy fa hoe fivavahana kristianina tena izy no arahiko, nahitako fahasambarana kokoa ny tsy fanarahana dogma, ary ny fanarahana ny fampianaran'i Kristy tao anatin'ny evanjiln'i Paoly sy Thomas.
Izay akory tsy midika hoe tsisy arahiko intsony ny anaty baiboly.Nisy efa nahitako soa taloha dia tazomiko toy ny hoe "Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao",sns.....
Raha fanamaivana ny baiboly no andraisanao izany zavatra lazaiko izany dia anjaranao indray zay.
Izaho tsy miteny ny olona hoe araho izay zavatra lazaiko, fa andramo aloha, raha hitanao fa mahasoa sy mahasambatra kokoa anao dia tazomy. Tsy mitady mihintsy aho hoe marina zavatra lazaiko.

25. Nehemiah
(
24/07/2013 15:17)
voromailala:
Nehemiah> omeo aza ny porofo fa a taloha lavitry ny kônsily tany Nikaia ny manuscrits-n'ny Testamenta Vaovao ananantsika? Hoe loharano taiza no nangalana azy?
Na dia ny Apôkalipsy aza dia t@ 98 no nanoratana azy, ary ao koa i Irénée (~130-202), mpianatr'i Polycarpe mpianatr'i Jaona izay milaza fa ny Evanjely 4 no andry 4 (ary mety nitanisa tradition taloha kokoa izy) ary mitaratra ny tena fampianaran'i Kristy izy ireo, kanefa t@ 325 ny kônsily tany Nikaia.
Sady fantatsika izao fa kristiana no anoratan'i Jaona. Nahoana no tsy resahany ao anatin'ny Evanjely ny variraiventy aza ny faharavan'i Jerosalema t@ 70 na ny fanenjehana nataon'i Néron t@ 64-65 ? Midika izany fa talohan'izay no nanoratana azy.
Santionany fotsiny ireny fa raha tanisaiko eto daholo dia eo isika mandraparain'ny andro.
voromailala:
Izaho tsy milaza mihintsy fa hoe fivavahana kristianina tena izy no arahiko, nahitako fahasambarana kokoa ny tsy fanarahana dogma, ary ny fanarahana ny fampianaran'i Kristy tao anatin'ny evanjiln'i Paoly sy Thomas.
... izay dôgma hafa, fa kosa tsy nosoratan'i Paoly sy Tômasy izao.
voromailala:
Izay akory tsy midika hoe tsisy arahiko intsony ny anaty baiboly.Nisy efa nahitako soa taloha dia tazomiko toy ny hoe "Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao",sns.....
Mety efa niteny an'izay anao aho, fa ny Baiboly dia milaza ny tenany ho tenin'Andriamanitra, ka lôjika raha tsy azo atao ny manao tsimpon'akotry aza, fa na atokisanao ho marina izy 1 manontolo na tsy atokisanao na variraiventy aza.
voromailala:
Izaho tsy miteny ny olona hoe araho izay zavatra lazaiko, fa andramo aloha, raha hitanao fa mahasoa sy mahasambatra kokoa anao dia tazomy. Tsy mitady mihintsy aho hoe marina zavatra lazaiko.
Raha tsy atokisanao ho marina ilay izy dia nahoana no tokony atokisanay ho marina ?
Sa heverinao ho mahasoa sy mahasambatra ny fialan'ny mpino kristiana @ finoany ka manjary avezivezin'izay fampianaran-dratsy ifanenany izy ireo ?
26. booboo
(
24/07/2013 18:00)
Tsisy ifandraisany fa mampidina tosi-drà ny fihinana tongolo gasy, ny anandrano, fanana fo sy saina tony (manampy be ny fanaovana sport, méditation sns).
27. voromailala
(
25/07/2013 08:13)
Nehemiah> porofo aratsiansa no resahako, porofo mivaingana. toy ny arsiva tany Egypta sy Qumran.
Jereo tsara aloha inona no hatao hoe dôgma, io no maha "religion" ny "religion" iray, izaho hoy aho tsisy "religion".
Eo no tsy mapitovy antsika, amiko ny baiboly dia tsy tenin'Andriamanitra ranoray, efa nisy fanovana nataon'ny olombelona. noho izany mila hesorina ny akotry.
Hoy aho hoe tsy voatery ho marina ny zavatra lazaiko. Izany hoe tsy "Vérité (pseudo) universelle". Fa anjaran'ny tsirairay mijery hoe marina aminy koa ve sa tsia.
Ohatra hoe misy sakafo eo, dia za milaza hoe tsara, tsy voatery hoe tsara hoan'ny olona rehetra, fa manandrana ny tsirairay dia izay mahita azy tsara milaza tsara, ratsy milaza azy ratsy.
Izay ilay lazaiko hoe "Formatage" rehefa tsy manaraka ny zavatra arahanao dia lazaina fa fampianaran-dratsy.
Ahoana no ahafataranao hoe ratsy raha tsy andramana? raha tsy manao fahadisoana ianao ao amin'ny fiainana tsy mahita ny tena fahamarinana.
"D'échec en échec on va vers le succès"

28. voromailala
(
25/07/2013 08:21)
booboo:
Tsisy ifandraisany fa mampidina tosi-drà ny fihinana tongolo gasy, ny anandrano, fanana fo sy saina tony (manampy be ny fanaovana sport, méditation sns).
Miray hevitra tanteraka aminao aho. ary hampiako hoe ny fihinana sakafo arapahasalamana ary ny filaminantsaina no antoka tsy hiakaran'ny tosi-drà.
Na ny dokotera aza izao dia mamporisika ny olona miakatra tosidra hanaraka ny Régime Crétois. ary ny méditation Pleine Conscience ihany koa dia efa hampiasain'ny hopitaly maro any USA manasitra azy io koa.
la « réduction du stress à partir de la pleine conscience » (en anglais, Mindfulness-Based Stress Reduction ou MBSR) a été développée par Jon Kabat-Zinn. La méthode est proposée dans 200 hôpitaux américains[2]. Le principe a aussi été adopté par des écrivains, conférenciers[Lesquels ?] ainsi que des psychologues dans le traitement du stress et de l’anxiété.
29. Nehemiah
(
25/07/2013 08:51)
voromailala:
Nehemiah> porofo aratsiansa no resahako, porofo mivaingana. toy ny arsiva tany Egypta sy Qumran.
Porofo ara-tsiansa (archéologiques) no nomeko anao. Ny anao indray dia filazàna ny fisian'ny porofo (hono) fa saingy tsy porofo.
voromailala:
Jereo tsara aloha inona no hatao hoe dôgma, io no maha "religion" ny "religion" iray, izaho hoy aho tsisy "religion".
Nalaina t@ rakibolan'i Bing :
religion :
...
3. personal beliefs or values: a set of strongly-held beliefs, values, and attitudes that somebody lives by
voromailala:
Eo no tsy mapitovy antsika, amiko ny baiboly dia tsy tenin'Andriamanitra ranoray, efa nisy fanovana nataon'ny olombelona. noho izany mila hesorina ny akotry.
Tsara ny miaiky an'izay. Tsara koa ny miaiky fa aminao manokana izay.
voromailala:
Hoy aho hoe tsy voatery ho marina ny zavatra lazaiko. Izany hoe tsy "Vérité (pseudo) universelle". Fa anjaran'ny tsirairay mijery hoe marina aminy koa ve sa tsia.
Kanefa manantitra ianao etsy ambony fa novain'ny olombelona avokoa ny Baiboly, na dia nomeko porofo ianao fa tsy marina izany, porofo mitombina izay tsy notoherinao mihitsy fa nataonao tsinontsinona.
voromailala:
Ohatra hoe misy sakafo eo, dia za milaza hoe tsara, tsy voatery hoe tsara hoan'ny olona rehetra, fa manandrana ny tsirairay dia izay mahita azy tsara milaza tsara, ratsy milaza azy ratsy.
Ny spaghetti nasiana poizim-boalavo angaha tsara ho an'iza na iza ? Hoy ianao hoe tokony leferina ny fomba fijery rehetra, kanefa ny fomba fijery milaza fa ratsy ny fomba fijery sasany dia tsy leferinao.
voromailala:
Izay ilay lazaiko hoe "Formatage" rehefa tsy manaraka ny zavatra arahanao dia lazaina fa fampianaran-dratsy
Ianao koa @'izany dia milaza fa fampianaran-dratsy ny fitaomako ny olona hanavaka ny fampianarana tsara sy fampianarana ratsy, ka midika izany fa manana ny formatage-nao manokana koa ianao.
fiteny anglisy:
What is true for the goose is true for the gander.
[quote=voromailala]Ahoana no ahafataranao hoe ratsy raha tsy andramana? raha tsy manao fahadisoana ianao ao amin'ny fiainana tsy mahita ny tena fahamarinana.
"D'échec en échec on va vers le succès"[quote]
Raha azoko tsara tokony andramako koa ve ny spaghetti à la mort-aux-rats :-) ? Ahoana no ahafantarako fa ratsy amiko ilay izy ? Satria nahita voalavo nanandrana an'ilay izy aho ka maty.
Izay no atao hoe discernement. Eritrereto ihany.
30. voromailala
(
25/07/2013 09:46)
Nehemiah>
Io ilay lazaiko hoe rehefa tsy mitovy amin'ny anao dia lazaina fa ratsy sy pozina.
Omeo azany ny "Source" an'ilay information: Rohy na Boky.
Toy ny fiteny Porto
A verdade é como uma flor silvestre.
Ny spaghetti nasiana poizim-boalavo angaha tsara ho an'iza na iza ?
Io ilay lazaiko hoe rehefa tsy mitovy amin'ny anao dia lazaina fa ratsy sy pozina.
Porofo ara-tsiansa (archéologiques) no nomeko anao. Ny anao indray dia filazàna ny fisian'ny porofo (hono) fa saingy tsy porofo.
Omeo azany ny "Source" an'ilay information: Rohy na Boky.
What is true for the goose is true for the gander.
Toy ny fiteny Porto
A verdade é como uma flor silvestre.
31. Nehemiah
(
25/07/2013 14:22)
voromailala:
Ny spaghetti nasiana poizim-boalavo angaha tsara ho an'iza na iza ?
Io ilay lazaiko hoe rehefa tsy mitovy amin'ny anao dia lazaina fa ratsy sy pozina.
Mety tsy novakianao ity filazako etsy ambony ity noho ny hadisoako tà balizy , fa averiko aty :
Ahoana no ahafantarako fa ratsy amiko ilay izy ? Satria nahita voalavo nanandrana an'ilay izy aho ka maty.
voromailala:
Porofo ara-tsiansa (archéologiques) no nomeko anao. Ny anao indray dia filazàna ny fisian'ny porofo (hono) fa saingy tsy porofo.
Omeo azany ny "Source" an'ilay information: Rohy na Boky.
Holding, J., On the textual reliability of the New Testament
tektonics.org/lp/nttextcrit.html
voromailala:[/quote]
What is true for the goose is true for the gander.
Toy ny fiteny Porto
A verdade é como uma flor silvestre.
Ny tian'ilay fiteny anglisy ambara dia mitovy ihany isika. Inona indray no tian'ny fiteny portugais nomenao ambara ?
32. voromailala
(
25/07/2013 14:40)
Holding, J., On the textual reliability of the New Testament: omeo ahy ny fehezantena anatin'io milaza loharano voaporofo aratsiantifika? ka hoe arsiva mbola talohan'ny tany Qumran?
Fanahiniako nasiana teny portugais teo satria ianao mety hoe mahafehy tsara teny anglisy dia rehefa tsy mahita havaly dia rakofana amin'iny ilay izy.
Fomba fiady fampiasan'ireo "Erudit" izy io.
Hoy ilay ohabolanan portugais hoe ny fahamarinana dia toy ny voninkazo dia,raha hesorinao amin'ny toerana misy azy dia ho faty.

33. Nehemiah
(
25/07/2013 15:17)
T-t-t-t, jereo ilay rohy nomeko anao raha liana tokoa ianao, tsy anjarako ny manao ny asa fikarohanao ho anao, satria ho lavinao foana ilay izy avy eo satria tsy mifandraika @ fomba fandraisanao an'izao tontolo izao ny tsoa-kevitra avy @.
34. voromailala
(
26/07/2013 06:54)
Izaho hoy aho raha vao lava be tsy mamaky, omeo fehezanteny 4 aho max, hataovy amin'ny teny anglisy fa tsy maninona.
Fa efa mivoana loatra amin'ilay lohahevitra ilay izy fa hatao lohahevitra vaovao raha mbola te hifampizara hevitra isika amin'io taranja irao io.

35. Nehemiah
(
26/07/2013 07:10)
Ka ianao anie no nanafika ny hevitro fa tsy ny mifanohitra @'izay, ka anjaranao hoy aho ny manaporofo ny hevitrao sy ny manohitra ny hevitra aroson'ny "défense". Ny olona ampangaina dia heverina ho tsy manan-tsiny raha tsy voaporofo ho meloka izy.
Ny tanjon'ilay lohahevitra dia ny miaro ny fahefan'ny Baiboly, ka tsy maninona raha tohizana eto ilay resaka

36. voromailala
(
26/07/2013 07:58)
Ka izaho tsy mila manaporofo ny hevitro satria tsy sarobidy amiko ny hoe ny manana ny rariny na tsia.
Mizara fotsiny aho ary tsy manery ny olona hanaraka izany. Anjaran'ny tsirairay izay te hanandrana no manandrana sy mahatsapa avy eo hoe nahasoa na tsia azy ilay izy.
Zaraiko satria nahasoa ahy.

37. Nehemiah
(
26/07/2013 08:06)
Ka nahoana izany no ikirizanao ny hoe novaina t@ kônsily tany Nikaia ny finoana kristiana raha tsy sarobidy aminao ny hoe manana ny rariny na tsia ? Mifanipaka @ lazainao ny ataonao.
Kanefa tsy mahagaga izany satria tsy misy olombelona izay tsy sarobidy aminy ny hoe manana ny rariny na tsia.

38. voromailala
(
26/07/2013 08:20)
Nehemiah>Aza terena ho ahy ny olona hanaraka ny eritreritrao.
Mizara aho hoe Kônsily tany Nikaia no nametraka ny dôgma kristianina sy nanova ny baiboly.
Mahazo mino ary mahazo tsy mino izay lazaiko ianao. Refa misy olona mitady fanampimpanazavana dia manome aho.
izaho zao anisany.
Ny fahasambarako dia hiezahako hatrany tsy hiankiana amin'ny zavatra avy any ivelany:
fananana rariny, fandokafana isan-karazany hataon'ny olona, ......

39. Nehemiah
(
26/07/2013 08:37)
voromailala:
Nehemiah>Aza terena ho ahy ny olona hanaraka ny eritreritrao.
Mizara aho hoe Kônsily tany Nikaia no nametraka ny dôgma kristianina sy nanova ny baiboly.
Mahazo mino ary mahazo tsy mino izay lazaiko ianao. Refa misy olona mitady fanampimpanazavana dia manome aho.
ianao etsy ambony:
Nehemiah> omeo aza ny porofo fa a taloha lavitry ny kônsily tany Nikaia ny manuscrits-n'ny Testamenta Vaovao ananantsika? Hoe loharano taiza no nangalana azy?
Inona no hevitra tokony avoakako avy @'izao raha tsy eo mikiry @ hevitrao ianao ?
voromailala:
Kanefa tsy mahagaga izany satria tsy misy olombelona izay tsy sarobidy aminy ny hoe manana ny rariny na tsia.
izaho zao anisany.
Ny fahasambarako dia hiezahako hatrany tsy hiankiana amin'ny zavatra avy any ivelany:
fananana rariny, fandokafana isan-karazany hataon'ny olona, ......
Tsy mampaninona anao izany raha diso ny vontoatin'ny fisainanao, izany hoe diso ny Baiboly ananantsika androany ? Angamba tsy eny no valiny satria manjary voatery miverina @ dôgma notsipahanao.
40. voromailala
(
26/07/2013 09:19)
Aza terena hoy aho hanaraka ny eritreritrao sy ny lôjikanao ny olona.
Amiko tsisy resaka saina izany, resaka traikefa. Anio ohatra nahita vaovao izaho, nandramako ka nahasambatra ahy kokoa, dia iny no arahiko. Raha rahampitso mahita vaovao hafa na kandramako ka mbola sambatra kokoa noho ny teo aloha dia iny indray no arahiko.
Tsy voagadra anaty dôgma aho, fa arakaraka ny traikefa hataoko amin'ny fiainana no hitantanako ny fianako.