la mort dans la tradition Israélite et Malagasy
41. ratsirano
(
24/07/2013 15:23)
[quote=Nehemiah]
Ratsirano >> Ka ny Baiboly anie tenin'Andriamanitra ranoray, tsy azontsika atao ny mitsongatsonga ampahany sasany ary ahilika ny ampahany sasany tsy mety amintsika.
Ny fanoharan'i Jesoa rehetra dia zavatra tsy tena nitranga, izay aloha tsy iadiana hevitra, fa kosa mifototra @ zavatra tena misy (possible anie izany Samaritana tsara fanahy, vehivavy mamafa ny trano 1 manontolo mba ahitàna farantsakely very, zanaka adala, sns), ka nahoana no tokony exception ny Lk. 16:19-31 ? Satria misy anaran'olona ve ? Lôjika tsy mitombina izany.
Azafady aminao fa ny mahavoa anao (tahaky ny ankabetsahan'ny Vavolombelon'i Jehovah nifaneraserako hatrizay) dia miainga avy @ petra-kevitra fa marina ny fampianaran'ny Tilikambo Fiambenana mba hanaporofoana fa marina ny fampianaran'ny Tilikambo Fiambenana. Fisainana mitamberina, izany hoe lôjika tsy mitombina tsy manaporofo inona na inona izany.
Raha ny resaka helo indray dia aleo omeko anao ity rohy ity fa manjary mampalahelo i Moustaraf :
http://forum.serasera.org/forum/message/m5128bf5848aa3
[quote=ratsirano]
Raha raisina ara-bakiteny izany io andinin-teny io dia ho "possible" ve hoe :
- antononona eo an-tratran'i Abrahama daholo ny olona ankasitrahan'Andriamanitra rehetra ?
- tsy lasa etona ny rano eo amin'ny tendron'ny rantsantanana iray na dia misy afo mivaivay aza ?
- rano indray mitete monja dia hampitony ny fijalian'ny olona iray ao anaty afo ?
Ary marina mihitsy ny teninao fa tenin'Andriamanitra ranoray ny Baiboly, ka tsy misy azo ahilika mihitsy ao na dia kely aza. Toy izany ohatra ny voalaza ao amin'ny Mpitoriteny 9:5,10.
Raha toa ka "tsy mahalala na inona na inona ny maty" dia tokony tsy hahatsiaro fanaintainana.
Tsy mifanohitra mihitsy ny Tenin'Andriamanitra fa anjaran-tsika ny mandalina azy mba hahitana ny marina.
Mirary soa.

42. Nehemiah
(
24/07/2013 15:27)
voromailala:
Ny olana dia tianao ho "Classer"-na amin'ny zavatra iray aho ahafanao manenjika ahy (new age,sekta...) :-) , kanefa izaho tsisy religion, tsisy dogma. Izay no zavatra tena manahirana anao miresaka amiko.
Inona koa izao resaka fanenjehana izao, tsy ianao ve matetika no mamaly ahy ?
Ity indray dia nalaina t@ lahatsoratra Wikipedia momba ny New Age :
Le New Age (ou nouvel-âge) est un courant spirituel occidental des XXe siècle et XXIe siècle, caractérisé par une approche individuelle et éclectique de la spiritualité. Défini par certains sociologues comme un « bricolage » syncrétique de pratiques et de croyances1, ce courant sert de catégorie pour un ensemble hétéroclite d’auteurs indépendants et de mouvements dont la vocation commune est de transformer les individus par l’éveil spirituel et par voie de conséquence changer l'humanité
...
Le New Age est un patchwork de croyances de sources diverses. Il a popularisé en Occident certains thèmes hindouistes ayant transité par la théosophie, comme la notion de vies antérieures et la métempsycose/réincarnation.
...
On peut aussi citer, parmi d'autres éléments associés à New Age, le holisme ou une approche globale (mind-body-spirit en anglais) comme pratiqué par les bouddhistes et les hindouistes. Certains abordent le New Age en s'intéressant à la télépathie, le pouvoir des cristaux (voir Lithothérapie), les « enfants indigos », le channeling, les théories Gaïa...
...
Les pratiquants du New Age ont une tendance générale à rejeter les définitions qu'ils considèrent « rigides » ou doctrinales de Dieu et leur préfèrent une absence de définition remplacée par la notion d'« expérience ». Dans le New Age, on ne doit pas « croire » en Dieu mais « faire l'expérience » de Dieu4. Ce dernier est plus souvent vu comme une « force de vie » que comme une « personne19 »
...
Le New Age se distancie tout particulièrement du Dieu qui juge et qui punit des grands monothéismes4. Tout autant, cette perception peut cohabiter avec des conceptions issues des traditions orientales (divinités personnelles multiples) ou du paganisme (principes féminins et masculins de la divinité)20. En tout état de cause, dans le New Age, le divin peut être trouvé « en soi ». Les êtres humains contiendraient une étincelle divine, une divinité intérieure qu'il s'agirait de contacter afin d'accomplir le but de cette existence terrestre4. Le cadre globalement moniste du New Age laisse peu de place à un Créateur qui se tiendrait en dehors de sa création4.
Tsy mampahatsiahy anao inona na inona ve izany ?
voromailala:
Iza no nanoro anao hoe vakio ny baiboly, fa tsy torah, na coran,sns..... ohatra?
Matao mitombo ireo malagasy manaraka ireny sekta ireny dia misy antony ao, any izy ireo no mahita fahasambarana kokoa.
Alaim-panahy hamaly hoe lol aho.
voromailala:
Ny gasy matetika manana fijery ratsy ny sekta kanefa ny fivavahana kristianiana anie ka sekta avy amin'ny fivavahana jiosy e, toy izany koa ny fivavahana protestanta, sekta avy amin'ny katolika.
Izaho manokana aloha tsy hieritreritra ny hamporisika anao hivadika amin'ny zavatra hinoana indrindra fa hoe mahasambatra anao ilay izy.
43. endriny
(
24/07/2013 17:06)
Betsaka ireo firenena sy fomba mitovy firaika amin'ny fomba-fiteny-finoana Malagasy: Sinoa, Niponea, Soahily (Soa i lahe), Arabika, Sipanisy, Naam....Isiraelita (Isalomena)...
Ny fanadihadiana nataon'ny Oniversity Edinburgh izay nilaza fa teto Madagasikara ny olona voalohany (izay nofoanana tanteraka taty aoriana) dia toa mifandraindraika amin'ilay documentaire iray milaza fa nisy ary misy ny zazavavin-drano ary eto amin'ny morontsiraka Malagasy no misy azy, ary ireo no razamben'ny olombelona.

44. Nehemiah
(
25/07/2013 07:03)
endriny:

Ahitàna raha ho'aho ity serasera ity. Raha mba tsy manambara ny fanipahana mihoampampana ny vahoaka malagasy an'i Kristy izay dia nampihomehy ahy...
45. voromailala
(
25/07/2013 08:55)
Nehemiah> na omenao boky momba ny newage ary aho :-), aza terena hoy aho ilay olona, ary aza "classe"-na.
Io no mahatonga ny fisaratsarahan'ny olombelona eto antany, omena zarazaraina abaratonga ny olona tsirairay,ary mahatonga ny ady eto antany.
Izahay kristianina, ianareo silamo, ianareo jiosy, sns.......
Na ny katolika sy protestanta aza ao dago dia tsy mitsahatra mifandramatra, jereo ireo mpitondra nifandimy.

46. Nehemiah
(
25/07/2013 08:59)
voromailala:
Nehemiah> na omenao boky momba ny newage ary aho :-), aza terena hoy aho ilay olona, ary aza "classe"-na.
Na izany na tsy izany tsy hitanao mitovitovy aminao ve ny fanoritsoritana etsy ambony ? Sa tsy mitombina ny fampiasako azy ? Raha eny no valiny dia nahoana ?
47. voromailala
(
25/07/2013 09:50)
Nehemiah> Ianao no mety mahita an izany fa tsy izaho. Jereo anie mbola terena foana :-)
Izaho manokana rehefa tsy fantatro tsara aloha ny tenako dia tsy mitady hamantatra ny olona kafa aho.