Ianareo vehivavy ve manantena halaina vady rehefa ...
1. rakotobe425
(
10/07/2013 09:56)
Ianareo vehivavy ve manantena halaina vady rehefa avy anaovan'ny bandy?
novalian'i Isabella ny 10/10/2013 12:21
2. pisoonja
(
10/07/2013 12:07)
dia maninona koa 'nareo lahy no manantenahahazo sipa virjiny nefa manaonao @ sipa any
4. pisoonja
(
10/07/2013 13:00)
aza matahotra fa tsy mianga io ka lol!!!! fa maninona no omen-dRakotobe tsiny foana ny vhv nefa raha fantany hoe ny lhl no fototry ny olana
6. ravonjison
(
11/07/2013 10:03)
hadji:
ary asory amizay ary ny tanana e
Tsy azoko loatra ilay fomba fisainan´ny lehilahy sasany e ( izaho lehilahy a, manana anabavy 3). Rehefa manao ny olona roa dia lazaina foana hoe : nanaovan´ilay bandy ilay sipa ( na hoe nasiany). Fa angaha io tsy mitovy ihany : ilay bandy koa anie mba nanaovan´ila sipa e ( na nasian´ilay sipa e). Ny bandy sasany koa dia manantena fa hiaraka amin´ilay sipa rehefa avy manao ireo. Tsy hitako mihitsy izay hanambonian-tenan´ny lehilahy amin´ilay hoe : nanaovan´ny leiry ilay sipa.
Io rehefa samy manao dia manao, samy namely sy nanisy na lahy na vavy. Dia samy mitady vady koa avy eo
7. rakotobe425
(
11/07/2013 10:07)
Manahoana i Ando e! Zaho hoa mba te hihaona aminao e.De mba eny ambanidia ho aho e
Sexy be enao an?
8. sitlo
(
12/07/2013 09:50)
Aza valiana fotsiny fa aza miady amin'adala hoy ny fiteny malagasy izay!
9. tanimamiko
(
25/07/2013 14:43)
http://www.koolsaina.com/nouvelles_madagascar/uploads/Herve_Aina.jpg
rakotobe425:
Ianareo vehivavy ve manantena halaina vady rehefa avy anaovan'ny bandy?
10. maya26
(
29/08/2013 11:17)
tanimamiko:
http://www.koolsaina.com/nouvelles_madagascar/uploads/Herve_Aina.jpg
rakotobe425:
Ianareo vehivavy ve manantena halaina vady rehefa avy anaovan'ny bandy?
suurr...
o ry rakotobe a, jespere oe ts aazo vady mandrakzay enao!!!!d ntena no menatra am toetsainol otrzan
11. Isabella
(
10/10/2013 12:21)
hahaha, tena tpt be mitsy a @ lé fanotaniana a,lé lehilahy koa aloha dia tena misy miseho milay be mitsy e, tena tapa-tsinay a mamaky an'lé izy, fanga dia zany fôna mou no fanatenan'ny vehivavy e, misy lé olona dia tena mapme be mitsy e