Aleo avadika ny pejy, fa mba hitady ny tsara amin'izay

21. endriny ( 25/07/2013 04:21)

Nehemiah:


endriny:
Vetivety fotsiny jereo ny fototry ny fivavahana Kristianina

Jn. 3:16 : "Fa toy izao no nitiavan’ Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay."
endriny:
ny baiboly sy ny ady ao aminy

2 Kor. 10:4a"fa tsy avy amin’ ny nofo ny fiadian’ ny tafikay"
endriny:
ny fanaovana sorona ny zanakolona

1 Kor. 1:18 : "Fa ny teny ny amin’ ny hazo fijaliana dia fahadalana amin’ izay ho very, fa herin’ Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena
endriny:
ny croisade, ny fanjanahantany, ny fandorana ireo lazaina fa sampy, ny fandoroana tantara ny mponina amerika afovoany, ny fidarohana andro aman'alina ny firenena mifototra amin'ny sahariah, vao afak'omaly i egipta... dia voavaly ilay fanontanianao ny namana.

http://forum.serasera.org/forum/message/m5191d57765a0e, jereo manokana ny teny farany

Rehefa hamono olona izany ny kristianina dia mody anaran'Atra no antsoina... Hitako no tsy misy fiangonana na iray aza eto Madagasikara manameloka ny famonoana t@ 1890 sy 1947 ary 1971 teto Madagasikara koa, fa raha novoin' i Ranavalona ry zareo dia atao ambetin-dresaka isan'andro isan'ora fa maritiora... miangatra ny Atr'Israely sy ny an'i Kristianina raha izany... Ahahhahaha sady sadika eh
22. Nehemiah ( 25/07/2013 06:50)
Koa angaha t@ anaran'Andriamanitra no nanaovana an'ireny famonoana ireny ? Avadibadiho im7 ny clavier-nao alohan'ny manoratsora-poana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4224