Mahagaga ny olona

21. Nehemiah ( 15/07/2013 07:53)
F'angaha tsy mba tonga @ sainao fa efa novakiako manontolo ilay izy izay voa nametraka an'izay hafatra izay aho ;) ? Azo heverina fa @ maha-blog fiarovan-tenan'ny mpandà an'Andriamanitra (arak'izay hitako @'ilay takelaka aloha, mba manana fiainana ny tena ka tsy manan'andro ho laniana), efa misy sompitra tsy tia finoana kristiana iaingany. Hita taratra @ hevitra mareforefo ampiasaina @ lahatsoratra sasany ilay izy. Kanefa izay sompitra izay indrindra no maha-"témoin hostile" azy.

Izany dia manambara fa tsy hoe mankahala finoana kristiana ianao dia manome alalana anao hampiasa an'izay tetika arak'adi-hevitra maloto rehetra mby ao an-tsainao.
22. endriny ( 17/07/2013 13:23)
Eto amin'ny fiainana dia tsy misy ny atao hoe hevitokana fa samy manana ny fijeriny ny olona fa izay hitsaranao azy namana Nem dia tsy maninona. Fa ny fahitako azy dia tsotra ihany ohatrany zava-mitranga eto Madagasikara ihany io: na mampahantra olona anapitrisany aza ny mpitondra nefa mahasoa ny fiangonana sasany dia ca va hoy ilay vazaha.... Fa na manao ny asa soa toa inona aza fa tsy amin'ny anaran'ny finoana dia atao tondro molotra... Misy mihintsy aza ny fiangonana milaza fa ny rotary sy ny lyons dia fikambanan'ny olona mivavaka amin'ny demony ka tsy manisy lakoroa eo amin'ny famantarana azy fa liona sy takodina... Fehiny votsy ny olona manantona rehefa misy ny operation katarakta ohatra fa lazaina fa andeha hangalatra voamaso ilay mpitsabo
23. Nehemiah ( 17/07/2013 13:50)
Efa noteneniko imbetsabetsaka izay @ serasera fa tsy hoe be dia be ny vola sandoka mitobaka @ tsena dia automatique ratsy ny vola tena izy.
24. endriny ( 25/07/2013 04:25)
Be dia be koa izany ny Kristianina sandoka ve? Sao ilay finoana Kristianina mihintsy no mamolavola azy hisandoka?
25. Nehemiah ( 25/07/2013 06:51)

endriny:

Sao ilay finoana Kristianina mihintsy no mamolavola azy hisandoka?

Sao dia mbola eo am-pialan-tsakana ianao miteniteny foana tahakan'izao ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1648