Toe-po krsitianina manoloana sy miatrika olana goavana
41. Nehemiah
(
19/06/2013 08:31)
voromailala:
Tsy hitanao ve hoe tombony hoan'ny Kristianina azany ve ny NDE, fanamporofoina mazava hoan'ireo Athé fa misy ny fiaivanana any ankoatra? Maninona no tsy ekena ny porofo aratsiantifika?
Azoko an-tsaina ny tianao tenenina, ary tena nahita vidéos @ YouTube momba ny athées nivadika ho kristiana aorian'izay.
Tsy hoe tsipahiko daholo @ fomba boraingina ny fahitàna aorian'ny fahafatesana, mety misy ny sasany izay tena marina, fa araky ny efa nolazaiko etsy ambony dia tokony hitandrina tsara isika, fa misy tokoa ny fanahy maloto izay mitady hamitaka ny olombelona, ary mety mampiasa ny EMI koa. Ka rehefa tahak'izay dia ny zavatra voalohany tsy maintsy ataon'ny Kristiana dia ny mampitaha ny zavatra hitany @ Baiboly. Tsy afaka mifanipaka Andriamanitra, ka raha misy zavatra mifanohitra @ Baiboly ny fahitàna dia avy @ demony mpamitaka izay.
voromailala:
Raha miverina azany i Jesoa, iza milaza fa tsy hohejehanareo izy satria mety tsy mifanaraka amin'ny zavatra hitanareo tao anaty Baiboly?
Milaza mazava tsara ny Baiboly fa tsy maintsy miverina ara-bakiteny @ rahon'ny lanitra i Jesoa fa aza matahotra ;)
[/quote]Hoy ianao hoe tsy maty tanteraka ny atidohany? raha arakatsientifika sy aramedikaly dia rehefa mahintsy ilay eo amin'ilay fitaovana iny dia maty ny atidoha na tsy miasa intsony.mort clinique hoy ry zareo.[/quote]
Ilay zavatra asehon'ilay fitaovana iny dia ny fitempon'ny fo fa tsy ny fandehan'ny ati-doha. Raha tiana arahina ny fandehan'ny ati-doha dia électroencéphalogramme no ampiasaina.
42. voromailala
(
19/06/2013 08:56)
Misaotra amin'ny fampatsahivana.
ilay électroencéphalogramme no tiako resahanaka, lasa mahintsy iny rehefa tsy miasa tsy miasa intsony ny atidoha fa avy eo hoe tsy voatery maty ilay olona. Mort cérébrable no hilazaindry zareo azy. Fa rehefa mort clinique le olona dia efa mort cérébrale ihany koa.
Ny ahy moa izany io resaka saina io no tena mahaliana ahy, toy ilay resaka Rythme Cérébral.
12 Hz eo izany ny frequence ny atidoha amin'ny akabopeany,ohatra ny ankamaroan'ny olona manoratra eto amin'ny forum.
Rehefa midina lasa 8.5 - 12 Hz dia lasa Alpha, eo izany azo lazaina hoe relaxé ilay olona.
Rehefa vakansa, manomboka meditation, yoga,mivavaka, sns ianao no tonga amin'io eta io.
Ary ny Theta 4.5 - 8 Hz : io zany no azo lazaina fa mitony ny saina, ary manomboka mivoaka ny fanahinao. Afaka azonao izany rehefa tena ao anatin'ny état de prière ianao, na méditation profonde.
Misy mpikaroka nanamboatra feokira mihintsy azany henoina afahana mampidina ny frequence ny atidohanao. toy ny Son Isocrhones.

43. Nehemiah
(
24/06/2013 13:15)
Izay izany no mahatonga ny mozika New Age ho monotone be tahak'izao :-) ?
44. voromailala
(
24/06/2013 13:49)
Nehemiah:
Izay izany no mahatonga ny mozika New Age ho monotone be tahak'izao :-) ?
Ianao raha mbola manaraka dogma, na fijery spiritoaly iray dia mbola tsy tafavoakan'ny "Formatage" sy "Conditionnement" ianao.
Tsara ny "mirevolta" fa tsy ao anatin'ny "Formatage", anisan'izany ohatra izao ny fivavahana Protestanta, nirevolta izy fa tao anatin'ny "Formatage" sy "Conditionnement" napetraky ny Concile de Nicée.
Ny ahy rehefa misy zavatra nandramako ka tsara dia nahasoa ahy dia tazomiko, toy ny Méditation ohatra, izay akory tsy midika hoe Boudista, New Age, Hindouista, Soufista, Christianisme Primifitif,... za :-)
45. Nehemiah
(
24/06/2013 14:04)
Mety efa noteneniko aminao izay fa samy manana ny format-ny daholo ny olona rehetra, na dia ianao aza dia manana ny formatage-nao manokana, satria samy manaraka fijery ara-panahy 1 :-) .
Kanefa inona moa no zava-dehibe ? Ny mamorona ny formatage-ntsika manokana sa ny milefitra @ formatage natokan'Andriamanitra ho antsika ?
Kanefa inona moa no zava-dehibe ? Ny mamorona ny formatage-ntsika manokana sa ny milefitra @ formatage natokan'Andriamanitra ho antsika ?
46. voromailala
(
24/06/2013 14:11)
Tsy mitovy ilay "Formatage" resahantsika. Amiko ny "Formatage" dia ohatra hoe lasa "Machine" ilay olona, tsy voatery fivavahana fotsiny a, fa na amin'ny fiainana andavan'andro azany.
Omeko ohatra iray ianao, tsy hoe famelezako ny fivavahana Katolika fa io no tena fantatro tsara. Jereo rehefa mamonjy Lamesa ianao, hain'ny mpivavaka tsianjery daholo na ny zavatra havaly na ireo zavatra lazain'ny Pretra.
Amiko izany tsy "Formater" intsony ianao rehefa tsy "automatique" sy "habitude" ny fihetsikao.
Izany hoe "Conscient" ianao amin'ny fihetsikao, ny zavatra teneninao, sns....
Tsy mora ny fanaovana "Pleine Conscience" fa lalana iray io ahatonga anao tena "LIBRE".

47. Nehemiah
(
24/06/2013 14:19)
Raha izay indray aloha dia velomiko tanteraka @ fo, saina sy fanahy ny finoako, hany ka maro ny milaza ahy ho "hafahafa" :-) .
48. voromailala
(
24/06/2013 14:23)
Nehemiah:
Raha izay indray aloha dia velomiko tanteraka @ fo, saina sy fanahy ny finoako, hany ka maro ny milaza ahy ho "hafahafa" :-) .
Inona moa no hirarahianao izay lazain'ny olona rehefa mahatsiaro tena ho sambatra amin'ny izay fomba arahanao sy hataonao ianao?
50. Miharena
(
27/06/2013 13:33)
Voromailala:
Tsy mora ny fanaovana "Pleine Conscience" fa lalana iray io ahatonga anao tena "LIBRE"
Nehemiah:
Raha izay indray aloha dia velomiko tanteraka @ fo, saina sy fanahy ny finoako, hany ka maro ny milaza ahy ho "hafahafa"
Tsy dia hoe misy zavatra tenenina betsaka momba ny fanamarihana avy aminareo ireto fa ilay voalohany lazain'ny namana Voromailala dia sarotra raha tsy efa déconditionné tanteraka ny olona, ary ny an'ny namana Nehemiah indray dia mety tsy hahazo izay tsapan'ny olona déconditionné mihitsy izy.
Ny tiana lazaina amin'ny hoe déconditionné dia tsy miteny intsony mihitsy ny maha-antsika ara-nofo fa ny ara-panahy no mitoetra mazava. Ilazan'ny olona ny toetran'ny ankamaroan'ny Olomasina, anisan'izany i Jesoa niteny hoe iIzaho sy ny Ray dia Iray ihany, sy i Paoly nilaza hoe tsy izaho intsony no velona fa i Krsity no velona ato anatiko.
Asa aloha na mandeha any amin'io lalana io ny namana Nehemiah raha miezaka mamelona ny finoany. Ary azo lazaina aloha hoe tsy dia misy siny namana fa tsy hafahafa mihitsy ianao ny fijeriko azy fa mitovy amin'ny olona mpanangona fahalalàna ihany.
51. pisoonja
(
27/06/2013 13:53)
Tsara izny ry namana Nehemia , enga anie ka ianao ilay voatendrin'ny Jesoa amin'ny andro farany " Tsara izany ry mpanompo tsara sady mahasoa , nahatoky tamin'ny kely ianao dia hotendreko ho mpanapaka amin'ny lehibe" saingy tandrovy toy ny anak' andriamaso ny finoana ary aza manao ny tenenanao ho hendry ka hanao toy ny fariseo sy ny mpanora-dalàna hoe " misaotra anao aho Atra fa tsy mba toy ny ireto mpanota,
52. hasiniony
(
27/11/2013 07:52)
...
aza milofika ka miteny amin'Andriamanitra akory hoe manana olana lehibe aho, fa mitrakà ary mitenena amin'ny olana hoe: "lehibe ny Andriamanitro"!
aza milofika ka miteny amin'Andriamanitra akory hoe manana olana lehibe aho, fa mitrakà ary mitenena amin'ny olana hoe: "lehibe ny Andriamanitro"!