Taiza marina i Jesoa tamin'izy 12 taona ka hatramin'ny 30 taona

41. voromailala ( 17/06/2013 16:14)
Manisy sira kely aho :-)

Hoy i Jesoa hoe mora ho anao hoy izy ny mahita ilay simisika anatin'ny mason'olona fa ilay vatan-kazo anaty masonao tsy hitanao.
Hesory aloha hoy izy ilay vatankazo anaty masonao vao manala ny simisika anatin'ny mason'olona ianao.

42. Nehemiah ( 18/06/2013 08:42)
Marina tokoa izao lol
43. endriny ( 18/06/2013 14:19)

endriny:

Fa hiverina kely amin'ilay fanontaniana aho hoe: "Taiza i Kristy tamin'ny 12-30 taona"?

Dia toa mitovitovy amin'ilay hoe: "inona no nataon'i Kristy rehefa nirahiny hitori-teny tamin'ny vohitra manodidina ny mpianatra?"


Valiny vazivazy: "Lasa nampiaraka tamin'i Madelena izy"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0919