Nangatahianareo moa ity angano ity dia aroso ihany

21. endriny ( 09/06/2013 04:35)
efa nambarako tary amin'ny hevitra iray moa, fa averiko eto ihany.

Ny Malagasy ny tonga tany Israely dia nitondra ny fombatsika tany izay mbola lovain'ny israelianina hoy aho. I israely moa dia olona mataho-drano fadiran'ovana eh, dia izay no nivezivezeny fotsiny tao anaty tany hay tao, fa tsy nanao toa ny arabo nandeha nividy hanitra avy any endy. Fa ny Malagasy izay efa za-drano sy tia riaka no nianday nankany andrefana sy avaratra andrefana ka an'isan'ireo ilay Isalo.
22. razafyaina2o15 ( 21/04/2016 10:15)
ny kolontsaina ie ny kolontsaina malagasy io a! no tena tokony hibahana rany eritreritro sy ny faniriako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0936