maika ravalomanana

1. bazylou ( 28/05/2013 06:54)
ory zalahy, ho tonga eny ivato anio hon i maika maika ravalomanana,
ataovyfa voaendy eo iny izao an,

beuuurrrk
novalian'i andrywui ny 29/05/2013 22:11
2. jobiely ( 28/05/2013 08:47)
ts tafiditr eto zany iny
3. moi ( 28/05/2013 11:48)
maika hamelona ny TIKO sa maika hiady seza ? aleo rangah ho avy izy a, mila fihetsiketsehana be ambiansy ny mpomba azy... mahafinaritra ange zany mitsena prezida e, ambiansy zany an, hiaka isan-karazany zany a ! Enga anie hamory vahoaka eto isan'andro izy !
Mba mahita télé réalité mijery an'ireto mafana fo midera azy toy ny andriamanitra !
4. milamm ( 29/05/2013 00:55)
efa tonga omaly izy fa tara be zany anjombona enonareo zany bazy a, @ fanorona dia misy ny atao oe manorona laka efa mihena bdb ny heriny lavanify nifanontona @ fahatongavany salomao kisendrasendra ve?
5. bazylou ( 29/05/2013 06:36)

ndao atao hoe mihena ny heriny aza, fa izao , mbola izy izao no mandidy eo an, sady izy koa no hanemotra ny fifidianana

vive tgv
6. andrywui ( 29/05/2013 22:11)
yee marina zany rabazy aaa !! sady mbola mitohy ny tetezamita tsika refa be loha ry neny sy ry dadabe ,, innn no olana ? aleo ho eo ee samy be mokony eo kou !! efa oe sintony ny filatsahakofidian'i neny sy dadabe de mlamm ny resaka mbola be mokony be eo ihany nareo !!! milay anie ny tetezamita na hatramin'ny 2020 aza e !! innn no z'olana ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.131