ATAOLOTRA OFISIALY IREO POROFO MAHA HEBREO NY MALAGASY
41. Nehemiah
(
31/05/2013 07:14)
Miharena:
Nisy Pasitera nandalina io resaka Jiosy io ary efa nalefa teto ihany ny lohahevitra. Izy dia nanambara mihitsy hoe ndehana manao fitsapana ny ADN isika fa mitovy ny Jiosy sy ny Malagasy.
F'angaha vitan'izao ? ADN aiza ? @ chromosome-Y ? Ny mitochondrie ? Inona no tetika ampiasaina anaovana ny fampitahàna ? Izaho aloha raha tsy mahafantatra ny antsipirian'ny fandinihana dia tsy hividy vongan-tay tahak'izao aho.
42. endriny
(
31/05/2013 13:58)
Nehemiah:

Efa hoe avy any Borneo sy Indonesie ny Malagasy, ary mifangaro afrikanina. 30 vavy ny olona namorona ny firenena Malagasy voalohany avy any atsimon'i Indonesie. Saingy tsy hay hoe ny lehilahy avy aiza, fa inoana fa ny lehilahy dia mety ireo zanatany teto taloha dia ny vazimba izany.
vao tamin'ny taon-dasa no vita ireo fitiliana rehetra
43. Nehemiah
(
31/05/2013 14:24)
Endriny >> Ny nanaovako hoe : "tsy hividy vongan-tay tahak'izao aho" dia tsy tonga dia hanatelina an'izay resaka test ADN aho test ADN antsoantsoan'ny sasany satria samy afaka mitoraka an'izay, fa rehefa hiresaka momba ny test ADN ny olona 1 dia tokony mba manome antsipiriany kely izay manaporofo fa fikarohana matotra no nahafahana mamoaka an'izay hevitra izay.
Fa @ ankapobeny dia ekeko ny voalazanao.

44. endriny
(
31/05/2013 17:27)

Hay ve any aminareo misy mpivarotra vongan-tay e
46. sitlo
(
31/05/2013 20:26)
Ny an-dry Nem rehefa tsy manorokoroka baiboly dia test vonga-t izay. Nefa ny fanazavana avoakany, ny tenin-dry Bono sy Bruce Willis aza hitany hanohanana hevitra.
47. Miharena
(
01/06/2013 05:01)
Tsy dia mahagaga anie ilay izy namana isany fa rehefa tenenin'ny olona iska
Kristianina hoe olon'ny boky dia tezitra misafoaka mafy ery e!
Izaho nandinika lalina fa marina ny fanamarihan'ny SIlamo hoe olon'ny boky ny rahalahy Kristianina. Dia mba nieritreritra hoe aiza ho aiza no tsy mahaboky azy, dia niaiky hoe hay tsy misy afa-tsy boky no inoany fa tsy misy vontoatiny azony akory ao ary io no hiadiany hevitra etsy sy eroa. Dia very ilay vongam-pinoana marina mifototra aminy' fanahy ao anatiny izay nomena azy avy amin'Andriamanitra (ary ny olana dia hodiany tsy hita mihitsy io sehatra tsotra indrindra io fa any ami'ny batisa sy ny fombafomba no ifandrotehany sy handreseny lahatra ny olona hivavaka ao aminy).
Ny momba ilay ara-tsiansa indray dia tsy any amin'ny hoe ADN avy ao amin'ny toerana aiza satria mazava fa resaka fivondronana ara-tarazo io fanavahana foko sy firenena io. Azo jerena ny momba ny sandrahaka jenealojika ny olombelona fa raha mijery izany isika amin'ny google dia tsy asian-dry zareo resaka ny Malagasy sy Jiosy satria asa angaha tsy misy olona te-hanao izany fitsapana izany ?
Ny hany mba tiana apetraka fotsiny dia tsy hoe ny namana Nehemiah no olana fa firindran-keviny no nasiana fanamarihana ka nahatnnga azy miteny amin'ny fiteny tsy fantatra eto.

48. Nehemiah
(
01/06/2013 06:46)
Ay kosa vakian'i Sitlo tsara ny hafatro. Misaotra.
Ankoatran'izay, efa naveriko impiry impiry izay fa tsy mifanipaka ny finoana kristiana sy ny ara-pisainana. Samy mahafantatra fa mifototra @ tantara ny finoana kristiana : raha tsy nitsangana t@ maty i Kristy dia tsy misy dikany ny finoana kristiana. Raha tsy nisy avokoa i Adama sy Eva izay nanota t@ Sahan'i Edena tena izy, tsy misy dikany ny finoana kristiana.
Ny olona dia malaky mandidy tsy manapaka nefa tsy misy fotony ny zavatra lazaina, ka asa ianareo raha mora ambakaina, fa ny ahy aloha dia heveriko ho zôridira ny tsy mifanaraka @ Baiboly.

49. Nehemiah
(
01/06/2013 06:55)
endriny:
Aza fady re rey olona fa lasa resa-T ilay resa-pinoana a.
Tsy zakany intsony ny onjany......
Dia hono ho'aho, inona no mahasakana ahy hanao an'izay raha tsy marina ny Baiboly ?
50. Miharena
(
02/06/2013 21:15)
Tantara hoy ianao namana, eny tsy azo lavina anie izany e! Fa tantara tiana hateza va ilay izy sa hoe misy zavatra ankehitriny izay raiketiny mazava?
Angamba aloha tsy eo amin'ilay hoe tantara ny Baiboly no olana fa ny tsy fahaizana mampita azy hoe izao no herin'izany teny voambara ao izany. Ary ahitana fiantraikany mazava sy mivaingana.
Hoy indray moa aho hoe : tsy ny Baiboly no manam-pahefana fa Andriamanitra sy Jesoa miteny ao anatiny.

51. Nehemiah
(
03/06/2013 05:42)
Nefa milaza matetika ny Baiboly fa azo avy t@ tsindrimandrin'Andriamanitra ilay izy, ka na marina tanteraka ilay izy, na tsy azo atokisana mihitsy, satria Andriamanitra tsy mandainga. Sa rehefa mahazo teny midina ianao dia ahilikao ny sasany satria "tsy ny teny midina no manam-pahefàna fa ny sefo izay nandefa azy" ? Endrika fialàna bala izany.
Ankoatra an'izay averiko ihany : inona no antsipirian'izao fandinihana ADN izao ? Mahatalanjona ahy mihitsy ny fahamoràna ambakain'ny gasy !

52. fahamarinana
(
03/06/2013 09:09)
moustaraf:
Sora-be, soratra hafa, tantara voarakitra, fomba ,...
Ny ahy manokana "Tsy ny maha-Jiosy na maha-inona na ny finoana inona" no mahaliana ahy fa momba ireo nofaritako manokana ireo ! Mba afaka asiana sombiny na rohy any ho any raha misy ve eto dia misaotra mialoha Anao o ? IAnatinn'ny tantaran'ny malagasy ihany koa izany, tsy azo odian-tsy hita ary tsara fantarina ! :)
53. endriny
(
03/06/2013 17:29)
Ara tantara ny israelianina dia tsy sahy misetra ranomasina, noho izany dia tsy nisy israelianina tonga taty Madagasikara, fa ny arabo sy ny etiopianina no nandalo taty Madagasikara. Fa ny Malagasy izay tia miandriaka no tonga tany Israely.