Ahiahy

1. endriny ( 24/05/2013 19:08)
Manomankomana ady an-trano eto Madagasikara ny frantsay sy ny mpitondra, ka dia hofanina mialoha ny miaramila gasy toa ny natao tany cote d'ivoire sy Rwanda.

Etsy ankilany manomboka ny fanoratana anarana olona eny Ankorondrano andrefana sy Andranomanalina ary Tsaramasay, misy mibitsika koa ireo porteur eny Andavoahangy sy Ambodivona. Toa mivonombonona ny hamerina ny 2009 ireo milaza mpitondra tetezana.

Koa fidio Ratsiraka
novalian'i endriny ny 28/05/2013 15:11
2. endriny ( 25/05/2013 03:16)
Ireo mersenera miara miasa amin'ny jeneraly Rajoelina eto Madagasikara ankehitriny. Dia tsy mahateny ny miaramila fa mangina toa ny tsy misy raha la terre

(saingy tsy haiko ny mametraka sary eto) dia jereo ny link aza fady http://groupe-protection.e-monsite.com/album/img-4431-bdf.html
3. andrywui ( 25/05/2013 04:33)
Tsary misy ninoninn eo e ,,donc otran tsisy porofo.iany // clikeo droite le sary ry endrika de copie ny lien ao à de ampidiro amnio carreau kely manga tanora io de mahazo sary Ratsiraka enao ,,,fa tsy le Ratsiraka mbola tanora fahiny à fa izy le efa Konka sy lao iny huhuh
4. moi ( 27/05/2013 05:54)
koa fidio Ratsiraka angaha ? efa 41 ve ny kandida dia mbola amin'izy 3 ihany no fidio ?
5. endriny ( 27/05/2013 09:38)

moi:

koa fidio Ratsiraka angaha ? efa 41 ve ny kandida dia mbola amin'izy 3 ihany no fidio ?


Io ange ohatran'ny hoe 100 ny karazany fa ny anay toyota ihany eh, fa ianareo moa na haka renault aza tsy maninona fa miomana amin'ny fanamboarana isaky ny telo volana.
6. moi ( 28/05/2013 11:39)
mahomby aloha ny tetiky ny vahiny e ! izy telo no akorintsana tsara dia tsisy re mihitsy zao hafatsy kandida telo ! Faly ange ry vahiny raha amin'izy telo no lany e, fa isika no tsy maharaka ilay fika !
7. endriny ( 28/05/2013 15:11)

moi:

mahomby aloha ny tetiky ny vahiny e ! izy telo no akorintsana tsara dia tsisy re mihitsy zao hafatsy kandida telo ! Faly ange ry vahiny raha amin'izy telo no lany e, fa isika no tsy maharaka ilay fika !

Marina ny anao ry Moi, amin'izay mandeha tsara ny orin'asa mpamokatra basy izay efa saika maty noho ny tsy fisian'ny ady mangatsiaka intsony. No sady tsy ahita hoe ahondrana ny harena fa variana mikorotana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2597