Finoana an'i Kristy...
23. 5laody
(
24/05/2013 10:27)
Nehemiah:
Moustaraf >> Ianao ve rehefa hivoaka ny Microsoft Office 2010 ka ho omen'olona maimaimpoana aminao dia mbola hanizingizina fa ny Microsoft Office 2007 ihany no izy ka tsy hanaiky ?
Salama daholo e,
Raha vao tsy mety amin'ny solosaina ampiasaiko aloha ilay izy dia mety tsy hanova aho e,
Azo atao ve hoe misy finoana nampiasa linux? io ary toa mbola distribution be dia be.
tsetsatsetsa tsy aritra kely ihany, izaho dia mbola nitazona solosaina misy windows2000 satria misy programa tsy hitako intsony avy eo satria faillite na lasa tsy maintsy manova foana aho isaky ny manao upgrade ry zalahy.
hitako miverina any amin'ilay hoe fahendrena very ihany isika raha manao fampitovian-kevitra ohatr'izao. misy fahendrena malagasy tsy tafaverina intsony.
24. Nehemiah
(
24/05/2013 12:21)
Tsy fantatro aloha iza no tena very fahendrena, fa mazava ho azy fa fampitahàna retôrika ilay izy, ilazàna fa tsy mahasoa ny miverina @ sistema taloha efa lany daty, dia ny Fanekena Sinaitika. Izany ve dia sarotra azo be ?
25. endriny
(
28/05/2013 15:33)
Taiza no nisy fahendrena lany daty izany? Raha izany no marina dia tokony ho dorana ny baiboly fa efa ela loatra noho ny microsoft 98
28. Nehemiah
(
30/05/2013 08:14)
Ny dikan'izay dia tsy azonao ny retôrikako satria tsy resaka fahendrena no tiako resahina @ Moustaraf.
29. dydyh
(
30/05/2013 19:07)
Tiako marihina koa fa tsy dia mila fandinihina lalina ny mahatsikaritra fa hosoky ny finoana kristiana ny finoana silamo.
salama daholo o, mahagaga ihany izany teninao izany ry namana , inona moa ny dikany hoe hosoka? iza no fivavahana voalohany ny silamo sa ny kristianina? mba valio kely hoe?

30. endriny
(
31/05/2013 04:03)
dydyh:

Dia raha io izao no tohizana kely dia lasa hoe hosoky ny fivavahana jiosy ziona ny fivavahana kristianina satria iza moa no taloha?
31. Nehemiah
(
31/05/2013 07:33)
dydyh:
Tiako marihina koa fa tsy dia mila fandinihina lalina ny mahatsikaritra fa hosoky ny finoana kristiana ny finoana silamo.
salama daholo o, mahagaga ihany izany teninao izany ry namana , inona moa ny dikany hoe hosoka? iza no fivavahana voalohany ny silamo sa ny kristianina? mba valio kely hoe?
1°) T@ taona 33 no nitsangana t@ maty i Kristy ka nanomboka nitory ny finoana kristiana ny Apôstôly.
T@ taona 632 ny Hégire.
2°) Nahoana moa ianao raha mikarokaroka ny Internet hijerevana ny fahasamihafan'ny finoana Silamo sy Kristiana ? Raha liana ianao dia azoko omena rohy.
32. Nehemiah
(
31/05/2013 07:36)
Endriny >> Fanontaniana tsara izao. Ny finoana kristiana dia tohiny lôjikan'ny finoana Jiosy satria i Kristy no nahatanteraka ny faminaniana voalaza momba Azy @ Testamenta Taloha.
Mt. 5:17 : "Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka"
Mbola hisy faminaniana izay ho tanterahiny @ Andro Farany.

33. endriny
(
31/05/2013 14:12)
Mahagaga leiretsy, fa isika dia mihevitra fa zavatra majika izany faminaiana izany a, fahagagana...
Saingy jereo tsara ny baiboly fa ny faminaniana rehetra izay natao dia miankina amin'ny tranga misy amin'ny vanim-potoana niainan'ilay mpaminany. ILay mpaminany dia manome vinavina ny zavatra mety hiseho any afara raha mbola tohizana ny asa ataon'ny olombelona eo amin'ny tranga ara-boajanary iray.
Sodoma sy Gomora ohatra: izay toerana tia fety andro amin'alina, dia efa nilazan'ilay mpaminany hoe :"tandremo ity fetifety atao ity fa hirehitra eto ange isika e" NIteny izany satria ny olona mandrehitra afo amin'ny alina hanaovana fety, nefa etsy akaikin'ny Tanana misy solifara miboiboika, izay solika (petrol) mivoaka avy ao anaty tany.
saingy tsy hay notohaina ny olona dia lasa izy nandeha niaraka tamin'ny fianakaviany. Ary dia may tokoa ny Tanana
Dia ahoana indray hoy ny sasany ilay hoe lasa sira raha mitodika. Ka raha mitodika ianao dia tsy maintsy mihena ny hafainganam-pandehanao, nefa ny afo miriotra dia miriotra ao an-damosinao. Dia tratry ny afo ianao ary lasa lavenona (io no atao hoe sira).
Ary fomba Jiosy koa izany, satria amin'ny jiosy ny olona nanao heloka tamin'ny fiarahamonina dia levoniny raha maty : tsy azo alevina fa dorana ho lasa lavenona na sira ny fatiny. Dia taty aoriana lasa hoe lasa any amin'ny afobe izay meloka.

34. Nehemiah
(
31/05/2013 14:40)
Miala tsiny fa spécieux indrindra ny famoahan-kevitrao. Na dia ny helo (gehena) dia efa fantatra avy @ lohasahan'ny zanak'i Hinôma (Ge-Hinôma) izay nisy afo tsy andro tsy alina satria tany no nandoroana ny faty.
Nefa na izany na tsy izany dia mba tiako ahitsy kely ny fiheveranao ny faminaniana. Ny faminanina, Tompoko, dia tsy mba vinavina. Zavatra précis be, ohatra, ny hoe hifampizara ny akanjon'ny Mesia ny mpampijaly Azy, na ny hoe tsy ho tapaka mihitsy ny taolany (kanefa olona hombohana @ hazofijaliana izany dia tsy maintsy tapahina ny taolan-tongony). Raha tsy tanteraka @ antsipiriany ilay faminaniana dia tsy mba faminaniana ilay izy.
Oh. naminany ny Pythie t@'indray mandeha hoe fefy hazo no hampijanona ny tafika fahavalon'ny Grika dia nanamboatra fefy hazo ny Grika, nefa tsy nampijanona ny faha8 mihitsy izany. Avy eo noringanin'ny Grika t@ ady an-dranomasina ny faha8ny dia hoy izy ireo hoe : "Kay ve ny sambo no fefy hazo tian'ilay mpaminany lazaina" ! Tsy mba faminaniana @ heviny ara-Baiboly ilay izy, fa vinavina feno fahasahiana izay nanaovan'ny mpihaino tsoa.kevitra après coup, na dia tsy mba nifanaraka @ filazan'ny faminaniana ilay izy.
Nandinika ny faminaniana momba ny Mesia ny mpahay probabilité sasany tahakan'i Paul Stoner, ka nahita izy ireo fa 1 noho ny 10 000 ny ankevikevin'ny ahatanterahan'ny faminaniana tsotra indrindra @ fomba kisendrasendra, ary ny faminanian'i Môsesy @ faramparan'ny Deoteronomia hoe ho babo indroa ny zanak'Isiraely, ary hoentina any Ejipta izy ireo @ faha-2 dia 1 noho ny 100 000 000 000 000 000 000 ny ankevikevin'ny ahatanterahany @ fomba kisendrasendra.
Dia gaga marina ianao.

35. endriny
(
31/05/2013 17:49)
Ny faminaniana dia vinavina, mety hitranga na tsia
Raha tsy nitohy nanao ny fety isak'alina amin'ny afon-dasy ny tao Sodoma sy Gomora dia tsy nisy afo nipoaka handoro ny Tanana avy amin'ny solika niboiboika teo akaikin-tanana. Fa tsy zavatra tsy maintsy mitranga. Vinavina, modely arithmetika na matematika avy amin'ny zava-misy sy efa nisy.

37. endriny
(
04/06/2013 05:47)
Tsy misy ny afobe fa ny olona no namorona ny afobe... Na ny fiangonana iray aza rehefa nanomboka tsy nahazo kil dia mba niteny hoe: Miverena aty aminay fa aty aminay misy afo fandiovana fa tsy voatery tonga dia lasa any amin'ny afobe ianareo.
Afobe fampitahoran'olona, hivoaka eo izao bobel a... dia misy koditra ihany koa

38. Nehemiah
(
04/06/2013 07:05)
Ianao marina no karazan'olona manao izay handavàna ny fisian'ny helo, kanefa zava-misy izany.
39. endriny
(
04/06/2013 14:42)
Nehemiah:
Ianao marina no karazan'olona manao izay handavàna ny fisian'ny helo, kanefa zava-misy izany.
Eo amin'ny habakabaka dia samy atelin'ny zohy maizina daholo ny rehetra na ny hazavana aza. Iza no milaza aminao fa tena misy ny helo? Moa tsy ilay afa fandorana ny fatin'ireo lazaina fa nanota fahiny ve no namboarina natao hoe helo. ahahahahha
40. Nehemiah
(
04/06/2013 15:17)
Tsy hitako izay idiran'ny trou noir @'izao.
Kanefa mba namaky ny rohy nomeko anao ve ianao ? Raha tsy izay dia maninona ianao no mbola miresaka amiko ihany ?