rah i rajoelina no

1. bazylou ( 10/05/2013 12:35)
lava nify.
Mba lava inona kosa iretsy ambiny e?? Tsy mety mial aamin'ny governemanta sy ry kalalao.
NCy an' kalalao izany lava faroratra.

loooooooooooooooooooooooooooool


beuuurrk
novalian'i nilex ny 23/05/2013 05:20
2. andrywui ( 11/05/2013 21:32)
sssshh !! reo anie less bazylou zavatra oul nampisotro ronono ny olona tamn pO fotsiny no nataonireo teto e !!! ... ka ronono antavy zany ko !! be ihany no aloha no nisotro reo piondana reo ee ! zao eo amn magro hono anie zara raha misy 17 sisa mihogahoga eo zao e sady tsa misy oparlera fa de angoatenda mafy fotsiny sady vetivety de samy miparitaka , no tsisy vola fafikatrana zaraina tsony
3. milamm ( 17/05/2013 20:35)
http://www.jeuneafrique.com/Article/ARTJAWEB20130506112852/madagascar-marc-ravalomanana-andry-rajoelina-presidentielle-madagascar-2013madagascar-le-poker-menteur-du-dj-tgv.html

mpandainga atr@ tsinaimaintiny
4. nilex ( 21/05/2013 11:46)
izany ny fisainana jiolamboto ka atao ahoana ary.Samy mizaka ny vokany eto daholo ny gasy.
5. bazylou ( 22/05/2013 23:13)

mijinja ny nafafy izaoianareo koo. taminareo teo koa angaha tsy nahavita toa ireny ??

beuuurrk
6. nilex ( 23/05/2013 05:20)
tsy mitovy ka,ity tena ny mpitondra iray vohitra mihintsy no jiolahy daholo ka tena mandrovitsihy fotsiny no ataony eo sady mitady ny fomba rehetra tsy hialana eo no ataony.Ho very tanterana ny gasy raha ireo no no mbola haharitra eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.161