Tsy vitan'ny kristianina sasany ve ny mampibebaka ny mbola tsy mpino?
21. toriteny
(
13/05/2013 07:54)
sitlo:
Rehefa milaza ny momba ahy dia mba asio rohy azafady fa aza mifanasoketa.
sitlo:
Esy eh y eh
Na faniriako aza ny hamaly ny fanontanian'i toriteny dia tsapako fa fahavinirana no tena marina ka aleoko tsia. Tsy omeko tsiny anefa fa satria izy miresaka amin'i Jesosy mivantana. :))
Atsy amin'ny sujet "Kristianina sa MAlagasy " no nitenenanao an'io. Fa averiko indray efa tsy novaliako ilay izy tany ary tsy hovaliako eto ka na ho ataonao folle aza aho tsy dia mampaninona loatra, tsy important amiko ny fiheveranao ahy. Fa ilay fanasoketana no so dia heverin'ny olona fa mpanasoketa marina ny mpanaradia Azy . Za tsy maninona raha haratsianao eraky ny forum aza fa ny anarany tena miangavy anao aho, aza haratsiana ny anarany sy Izy ary ny zavatra nataony
22. sitlo
(
13/05/2013 11:38)
Izay ilay ilazako hoe asehoy ny rohy ahitan'ny rehetra fa aza mody manao copie-coller anamarina-tena sy anafenana ny tena fandehan'ny dinika tany.
Raha tena tsy namaly tokoa ianao, nahoana no aty amin'ny dinika hafa no valianao?
Ho an'izay mitady dia ity ny rohy: link text
Tsy nisy nilaza mihitsy tao hoe folle ianao fa ny fomba fandraisanao azy izany. Ny fahavinirana dia midika hoe fahatezerana. Tahaka ny hoe misafoaka.
Ka tsy fanontaniana loatra no fandraisako ny fanontanianao tao manao hoe "... inona no ataon'i sitlo eto amin'ny fivavahana sy finoana?... tsy aleo any amin'ny politika sns... ataon'ny satana kilalao... mandany andro sy connexion... sao ho lasa zezika..."
Raha jerena tsotra io dia mody fanontaniana, fa rehefa tena dinihina dia fahavinirana.
Ary tsy izaho no namorona hoe miresaka amin'i Jesosy mivantana ianao fa ianao ihany.
Tsy misy 1 minitra tsy hahatsiarovako sy tsy hiresahiko aminy. link text
nisy zavatra notenenin'ny Tompo ahy teo ny mikasika anaolink text
Dia nampanofisiny aho indray androlink text
Mbola maro any.
Ka io nolazaiko hoe tsy omeko tsiny na tsy iadiko hevitra firy fa efa Jesosy mihitsy no miresaka aminao mivantana. Entre pa, tsy nanenjika an'iza na iza aho na kely aza fa raha misy dia misy ny ps-nao sy ny dinika avoakanao eto no hitako. Tsy dia misy iraharahiako izay any ambadika sy ny momba anao any. Fanirianao ny hisy hanenjika anao, vao maika aza mampitombo be ilay misy manenjika, fa revin-gadra ny anao raha izaho eritreretinao hanenjika anao.

23. toriteny
(
18/05/2013 00:53)
Nampalahelo anao ny zavatra noteneniko ary hangatahiko famelana aminao izany. Enga anie ka tsy hampiverindalana anao hikatsaka an'Andriamanitra ireny teniko ireny. Tena sincère aho miteny anao an'izany. za ary nalahelo be namaky anao hoe lasa mampiteniteny foana sy mampanota anao ny zavatra nataoko. Ary na dia tsy araka ireo noteneninao ireo aza ny heritreretinao ho-intention ako aminao dia tsy maninona, je l'ai méritée, fa ireo aho izany raha izay no mi-apaiser anao.
Fa averiko indray, aza ataonao ho sakana ny teniko na ny tenin'ny olona eto amin'ny forum hampiverindalana anao amin'ny fikatsahana ny Tompo fa tadiavo foana Izy ary aza avela raha tsy azonao. Izaho rahateo hiezaka hamafy fitiavana foana fa tsy hibedy olona mba tsy hiverenan'ny tahaka izao intsony fa mampalahelo an'Andriamanitra ny toy izao.

24. sitlo
(
18/05/2013 08:12)
Ha zalahy eh!
Amiko aloha tsy dia olana loatra raha tsy ny begeja no misavily vol tahaka izao.